ENTANA HALATRA
1. ni81
(
15/07/2008 06:26)
Olona dimy no nosamborin’ny polisy omaly. Ny roa mpiasa amin’ny zone franche ary ny telo mpivarotra eny Analakely sy Antsahavola.
Mitobaka eny an-tsena
Lehilahy roa sy vehivavy telo no nosamborin’ny polisy omaly noho ny fangalarana sy fivarotana entana halatra avy any amin’ny zone franche. Ny roa amin’ireo mpiasan’ilay zone franche very entana ary ny telo (roa vavy, lahy iray) mpivarotra eny Analakely sy Antsahavola. “Fangalarana entana, fivadiham-pitokisana ary fandraisana entana halatra” no anenjehana azy ireo. Eny Andraharo sy Talatamaty eny no misy ity orinasa afakaba very entana ity, ary mananika hatrany amin’ny 28.000 Euros any ny totalim-bidin’ny entana very. Nandritra ny “inventaire” natao tamin’ny 10 jolay no nahafantarana ny fahaverezan’ireo entana ireo. Entana izay tokony hamidy any Eoropa sy Amerika fa tsy tokony hamidy eto Madagasikara. Saika akanjo avokoa ireo entana ireo fa ny “marque” no samy hafa. Misy ny Reebok, Celio, Decathlon, sy ny maro hafa.
Fisavana
Mbola mitohy ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro filaminana amin’izao fotoana izao. Nisy koa aza omaly hariva ny fisavana tranon’olona natao teny Ambohidratrimo. Olona izay ahiana ho mpiray tsikombakomba tamin’ireto olona voasambotra ireto.
Araka ny voalazan’ny tomponandraikitra iray dia mbola ireto aloha no tratra, fa marobe ny entana halatra avy any amin’ireny zone franche ireny no mitobaka eny an-tsena, ary saika akanjo avokoa ny ankamaroan’izy ireo. Efa mandefa mpanara-maso ihany koa ny orinasa afakaba amin’izao fotoana izao mijery ny mpivarotra ireny entana halatra ireny eny an-tsena. Amin’iny faritr’Antsahavola sy Analakely ary Tsaralalàna iny no tena ahitana azy ireo, ankoatra ny eny amin’ny tsenan’i Mahamasina sy Andravoahangy ary Ambondinisotry.
Amidin’ireo mpivarotra amin’ny vidiny mora ireny entana ireny, vidiny izay tsy mifanaraka velively amin’ny hatsarany, ka izay no tena mampandeha azy.
Aina R.

répondu par endrika01 le 21/08/2008 08:18
2. endrika01
(
20/08/2008 20:36)
ni81:Zah ndray t@nody tany Madagasar,nitondra fitafiana vitsy2 avy aty ivelany,de ozizy lay namako we,oay é taiza sahady ndry no nahita iny modely na pataloha iny?Tena modely mbola tsy mivoaka ao ampiasana ireny.Jereo fa ny marika ny mihintsy!Aza manao aniny hoy izy fa sao lazainy ao am-piasana we,zah no nangalatra sns ndry namako.Tezitra be aho satry akanjo nohentiko avy any ivelany no voalaza fa modely ao am-piasana mbola tsy mivoaka,dia napirinina noho ny fitiava-namana fa we mampigadra. :-w:-w:P
Olona dimy no nosamborin\'ny polisy omaly. Ny roa mpiasa amin\'ny zone franche ary ny telo mpivarotra eny Analakely sy Antsahavola. Mitobaka eny an-tsena Lehilahy roa sy vehivavy telo no nosamborin\'ny polisy omaly noho ny fangalarana sy fivarotana entana halatra avy any amin\'ny zone franche. Ny roa amin\'ireo mpiasan\'ilay zone franche very entana ary ny telo (roa vavy, lahy iray) mpivarotra eny Analakely sy Antsahavola. \"Fangalarana entana, fivadiham-pitokisana ary fandraisana entana halatra\" no anenjehana azy ireo. Eny Andraharo sy Talatamaty eny no misy ity orinasa afakaba very entana ity, ary mananika hatrany amin\'ny 28.000 Euros any ny totalim-bidin\'ny entana very. Nandritra ny \"inventaire\" natao tamin\'ny 10 jolay no nahafantarana ny fahaverezan\'ireo entana ireo. Entana izay tokony hamidy any Eoropa sy Amerika fa tsy tokony hamidy eto Madagasikara. Saika akanjo avokoa ireo entana ireo fa ny \"marque\" no samy hafa. Misy ny Reebok, Celio, Decathlon, sy ny maro hafa. Fisavana Mbola mitohy ny fanadihadiana ataon\'ny mpitandro filaminana amin\'izao fotoana izao. Nisy koa aza omaly hariva ny fisavana tranon\'olona natao teny Ambohidratrimo. Olona izay ahiana ho mpiray tsikombakomba tamin\'ireto olona voasambotra ireto. Araka ny voalazan\'ny tomponandraikitra iray dia mbola ireto aloha no tratra, fa marobe ny entana halatra avy any amin\'ireny zone franche ireny no mitobaka eny an-tsena, ary saika akanjo avokoa ny ankamaroan\'izy ireo. Efa mandefa mpanara-maso ihany koa ny orinasa afakaba amin\'izao fotoana izao mijery ny mpivarotra ireny entana halatra ireny eny an-tsena. Amin\'iny faritr\'Antsahavola sy Analakely ary Tsaralalàna iny no tena ahitana azy ireo, ankoatra ny eny amin\'ny tsenan\'i Mahamasina sy Andravoahangy ary Ambondinisotry. Amidin\'ireo mpivarotra amin\'ny vidiny mora ireny entana ireny, vidiny izay tsy mifanaraka velively amin\'ny hatsarany, ka izay no tena mampandeha azy. Aina R.
3. fahamarinana
(
20/08/2008 20:52)
:arrow: endrika : ka any amintsika no isan'ny manjaitra an'ireny dia izay angambany no nilazany anao,sady raha mandinika ity voalza ao amin'ny gazety ity dia toa hanahirana ihany raha sendra mitovy izany ilay akanjo fa ho voaosipotaka ao...:( (l)
4. endrika01
(
21/08/2008 08:18)
fahamarinana:
:arrow: endrika : ka any amintsika no isan'ny manjaitra an'ireny dia izay angambany no nilazany anao,sady raha mandinika ity voalza ao amin'ny gazety ity dia toa hanahirana ihany raha sendra mitovy izany ilay akanjo fa ho voaosipotaka ao...:( (l)
Ka taminio fotoana io dia nampirinina tsara lay pataloha ,fa we migadra de refa lasa ahondrana ny entana sy miverina mitodi-doha any Dago dia @zay ndray vao azo anaovana zany lay pataloha!Tena zendana aho t@zay!:P