Simia

1. LazaDaddy ( 15/07/2008 02:50)
Azafady fa sarotra adika amin'ny teny Malagasy izy ity:

Tutor: What's the chemical formula of water?
Student: H I J K L M N O
répondu par naughtyboy le 27/07/2008 11:35
2. Rasiligaoma ( 15/07/2008 03:23)
fa ranon'inona izy izany? ;-)
mety marina ny azy fa tsy nazava hoe ranon'inona ko!
3. naughtyboy ( 15/07/2008 12:56)
ny tsy nazava tamiko ndray de marina v le valiteniny mpianatra io sa tsia :roll:
4. xxx ( 15/07/2008 14:23)
H20 :-D :-D :-D
5. LazaDaddy ( 15/07/2008 22:54)
Naughty> vakio @ teny Anglisy io nosoratan'i xxx io (H2O) dia diniho raha mariny ny valintenin'ilay mpianatra :)
6. naughtyboy ( 16/07/2008 10:01)
L.D> ka ra tsots b otran'zao ny valiny de mety efa ela no ita ...sady i xxx tsy nilaza ny valiny t@ teny anglisy fa to universal le HO2 ko :-P :D
7. LazaDaddy ( 16/07/2008 22:56)
Naughty> H2O no nomen'i xxx fa tsy HO2 ka. Ilay fanontaniana teny anglisy dia teny anglisy koa no valiny nomen'ilay mpianatra :)
8. naughtyboy ( 27/07/2008 11:35)
O.K mate :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3338