saxophone

1. xxx ( 13/07/2008 14:44)
misy olona malagasy mitsoka saxophone hono eto bordeaux ( gradignan) mba te hifakahita @nao vao mianatra saxo aho, toa hitako ianao t@ avril nisy concert d'assasax tao pessac ?
misaotra é !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499