RAP:mozika?

1. capitaine ( 09/07/2008 07:51)
malagasy ve enao? raiamandreny, tanora na ankizy aza. Mba ahoana ny fahitanao ny rap malagasy? mendrika ny hiseho haino aman-jery ve? azo lazaina ho mozika? inona ny lesoka hitanao ka tokony hovaina ary inona kosa ny mampiavaka azy @ rap frantsay na ry zareo bekintana.
répondu par capitaine le 14/07/2008 10:43
2. AICHALOVE ( 10/07/2008 13:44)
ny fahitako ny rap aloha:mozika mahafinaritra .ny olona sasany tsy tokony hiheritreritra fa mozikana jiolahim-boto na jiolahim-bavy izy io.aleo koa angamba tsy mitsaratsara ivelany fa samy manana ny tantarany daholo ny karazana mozika rehetra.na ny taloha na ny ankehitriny.ny tsy mahafinaritra fotsiny d nyfanasiana teny ratsy na ts fampiseho masoandro ao anatin´iz io.sa tsy izany e?aleo ngamba fotsiny aloha anaraka norme............eny e na izan az tik fonafona n RAP:RAP MANDRAKIZAY rzala a :!:
3. capitaine ( 14/07/2008 10:43)
AICHALOVE:

Amiko aloha tsy ny rap akory no maha jiolahim-boto na jiolahim-bavy e! resaka fitaizana daholo io. Rehefa nety ny fitaizana dia tsy misy olana io. Na rap na tsy rap no atao. Marina ny teninao hoe samy manana ny tantarany sy ny fomba fitondrany azy ny mozika rehetra.Ka rehefa tsy mahafantatra tokony hamakafaka na tsy miditra tsotra izao fa tsy tokony hitsara ivelany. Ary raha misy manao ny tsy mety ao anaty rap, hoy zay mpanao rap reveko be izay hoe:"Ny olombelona melohina fa aza ny mozika!"

Misy kosa milaza hoe ao anaty rap mihitsy ny teny ratsy...izaho kosa manao hoe aleo tsy maka tahaka be fahatany fotsiny, ...ny mety @ hafa tsy voatery hety amitsika ary izay ataon'ny any ivelany any akory dia tsara sy mahasoa daholo...ka aleo izay mahasoa antsika no atao ry MC malagasy...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1726