Asa marika

1. Bola ( 08/07/2008 23:32)
Kajio haingana an-kandrina ireto:

9+7
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
12-7
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
8+15
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
11-8
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
16-12
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
11-9
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Dia HAINGANA milaza loko iray sy anarana outil iray
v
v
v
v
vv
v
v
v
v
v
v
vv
v
v
v
v
v
v
Mena sy marteau ve....
98 isan jato hamaly hoe mena sy marteau hono ary ny roa isan jato no hamaly zavatra hafa - outil na fitaovana fiasana mifandray @ asany an davanandro no holazainy ohatra na fanazavana hafa koa hoe ny fomba fisainany hafa no ho ny olona rehetra.
Fanazavana: rehefa mikajy ianao dia mampiasa ny loha, faritra iray voafaritra tsara ary manao zavatra mitovy mitohy. Dia avy eo tampoka misy information hafa tonga. Ilay tampoka hampifandraisin ny ati doha @ loza ary ny loza ampifandraisiny @ mena. Ny marteau indray no fitaovana anisan ny fampiasa indrindra dia io no voalohany raisin ny ati doha.
Asa fa izay no voalaza fanazavana nefa nisy vitsitsy @ olona fantako namaly hoe tournevis sy manga.
Anareo aza manamarina na mandiso io test io!
répondu par pissoa le 13/07/2008 17:07
2. hery ( 09/07/2008 06:27)
Tsy mandeha amiko mihitsy ze test rehetra lol
SAo dia tsy normal aza zah ity

Maitso - Angady ve rangaha no hitako

3. dziana ( 09/07/2008 13:09)
SAlut!
hahahahaha!!! =)) ny ahy mena sy pince no hitako!
milay alou le mampanao casse-tete an! saingy fandrebirebena ko no betssaka e! =D> =D> =D> =D>
4. mbaliana ( 09/07/2008 17:50)
hhahahahaha ny ahy orange sy angady =)) =)) =))
5. Bola ( 10/07/2008 03:11)
@ Hery: raha zohina hoe test vazaha ilay izy ary isika malagasy mety ho azo hazavaina @ hoe ny antsika ny fitaovana fiasana mahazatra fahita andavan andro angady. Jereo fa angady koa hoy Mbaliana.Isika aza na fiteny dia angady no lazaina fa tsy hisy hanao hoe avy aho @ marteau sy fantsika fa ny antsika hoe avy aho @ angady sy harona. Ohatra iny...Fa ny hoe maitso no nolazainao no tsy fantatro...Sao dia niandry ela ianao vao nanome ilay loko...nefa koa misy chance hoe ianao anisan ilay 2 pourcent hafa @ olona ankapobeny. Ny ahy t@ io test io marteau bleu no nolazaiko fa tsy rouge koa anie e! Saingy za raha vao couleur no hanontaniana dia bleu foana satria io no tiako indrindra...Ankaotra izay eo @ creation rehetra manodidina antsika, bleu sy vert daholo @ ankapobeny (karazana bleut sy vert miainga @ matroka mankany @ marevaka) ka asa raha misy hifandraisany. Ho an ny hafa, tsy milaza aho hoe bleu sy vert fotsiny fa @ ankapobeny hoy aho ireo loko ireo no feno @ nataon janahary.

@Dziana: mena izany iano koa toy ilay 98 pourcent fa ilay pince tsy hitako izay mety ho fanazavana azy. Ianao ve mampiasa pince matetika na asa nisy zavatra hafa hifandraisana @ pince hitanao na hiainanao. Ilay fitaovana tsinona izay zavatra na outil commun indrindra aminao no tadidin ny ati doha voalohany indrindra. Dia ireny test ireny tsy mandrebirevy za fa resaka Psychologie no mba zava-mahaliana aho ka tiako mahay hoe ahoana no fiasan ny ati doha, mandinika ny fifandraisana eo @ olombelona sy resaka sciences humaines @ ankapobeny...Tiako izany ilay mahita valiny @ hoe nahoana isika no manao izao na izao...Andraso fa ity misy tsaroako hafa apetrako ato....Ity kosa mety tsy voatery hampiomehy nefa asa...

@Mbaliana: ilay angady heveriko mitovy @ Hery dia io ambony io no ho fanazavako azy fa tsy azo antoka anefa satria vinavina ny ahy. Ny hoe orange...inona moa ny orange @ tenintsika...ary sao dia mena no hitanao fa noraisin ny ati doha hoe orange...Tombatombana daholo izany anefa fa rehefa niomehy ianao fara faharatsiny efa nisy positif na tsy haintsika loatra aza hoe inona no mahatonga antsika hamaly izao na izao...Indray andro any mety ho hita ihany ny valiny!

6. xxx ( 10/07/2008 11:55)
d ny ahy zao rose sy stylo no nofidin'ny saiko tao d iza ndray no afaka hanazava an'io?
7. Bola ( 10/07/2008 23:38)
xxx:

d ny ahy zao rose sy stylo no nofidin'ny saiko tao d iza ndray no afaka hanazava an'io?

Vazivazy sa tena izy....za koa izany tsy mahay loatra manavaka fa ny resaka serieux matetika heveriko fa vazivazy foana ary ny resaka vazivazy raisiko serieux...Asa na hoe satria ve serieux loatra ka tiako atao vazivazy daholo...
Ka ianao serieux ve sa vazivazy...
ilay fitaovana raha ny tena izy fitaovana entina miasa manamboatra zavatra...Outil e...stylo izany efa categorie instrument hatongavana @ zavatra hafa. izany no tsy nilazako hoe fitaovana satria mety voafitaka fa nataoko hoe outil...
Dia za r ireto interessee @ resaka psychologie fa tsy midika izany hoe haiko daholo ny zavatra rehetra...Raha tsy novakiko, raha tsy nianarako dia tombana fotsiny ka tsy haiko raha misy tena tombontsoa ve ho vinavinaina eto daholo...izany no nahatonga ahy nilaza hoe anareo manamarina na mandiso ilay test...Ary ankaotra izay raha vao adika ilay izy ka tsy voadika tsara dia misy vokany. Nisy io test io voadikan ny mpahay azy frantsay, allemand ary anglisy fa nivaoka ilay hoe couleur mena sy marteau no be mpiteny kanefa eto tsy mety...Porofo io fa mbola mila miezaka aho raha fandikan teny mba hivoitra tsara izay tiana lazaina...
Fivoarana sy fianarana koa anefa ny zavatra rehetra ary raha miezaka aho anio, ho tsara kokoa ny ampitso! :D
8. xxx ( 11/07/2008 09:02)
Tena sérieuse io fa ts vazivazy kah
9. Bola ( 11/07/2008 09:54)
xxx:

Tena sérieuse io fa ts vazivazy kah

eny ary e...aza fady mialoha nefa re fa tsy azoko antoka akory ny fanazavako raha vao hafa no ho ilay mena sy marteau.Io ihany tsinona tao @ ilay original @ ilay test. Ka ny tombana eto miainga @ io fotsiny dia efa io ambony io ny fanazavako momba ilay stylo hoe tsy outil fa instrument...dia ilay rose mbola karazana mena angamba ve....(mena miampy fotsy)

10. diamondra27 ( 11/07/2008 15:21)
valiny 2: na volou efa renao ty test ty de hainao ny mamaly azy de manome valiny hafa enao
na anisan'ilay 2 % enao , c simple

otrany le we repete 10fois et rapide gourchette
de au bout de 10 fois sans reflechir
aveckoi tu manges la soupe
de we: avec une fourchettte
:-D :-D :-D
nefa tokony we avec une cuillere
11. Tokinao ( 13/07/2008 16:34)
xxx:

d ny ahy zao rose sy stylo no nofidin'ny saiko tao d iza ndray no afaka hanazava an'io?


Raha io no dinihiko dia izao :
- vehivavy ianao (loko tian'ny vehivavy @ ankapobeny io), na nisy loko "rose" hitanao tamin'ny ianao nanao an'ity test ity.
- ary na ianao mpianatra, na koa mpiasa birao (izany hoe mpitazona stylo matetika). Mety ho nisy stylo koa teo ambonin'ny latabatra nanaovanao internet tamin'ny fotoana nanaovanao an'ity test ity.

Marina sa diso? :)

Hitako ho mahaliana ity test iray ity ... indrinra ilay fanazavana ny "rouge" sy "tampoka".
Ny ahy mantsy dia : rouge sy stylo.
12. pissoa ( 13/07/2008 17:07)
Za tsy nanao an'ile lalao fa laozako nanisa an'ilay v kely dia be dia :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1438