hoe maninn hono, za aloha mahafantatra azy e, fa izy amiko d ol tsotra, ny fahafantarako azy hatrizay an, d izy koa tena mbola ol ihanta b @ reniny mitsy, d ol mivavaka. Ny olana aminy fotsiny d diso saro-kenatra loatra hany ka lasa ohatry ny miavonavona indraindray raha tsy mahatsapa izany.