Manasa Peluches
1. pissoa
(
27/06/2008 15:51)
:-D :-D :-D
Hono hoa, simba ve ny peluches raha sasana amin'ny washer ? Ary raha amainina amin'ny tumble dryer ? hi hi :oops:
Hono hoa, simba ve ny peluches raha sasana amin'ny washer ? Ary raha amainina amin'ny tumble dryer ? hi hi :oops:
répondu par sipagasy le 01/07/2008 17:18
2. ikaretsaka
(
27/06/2008 15:58)
washer: eny..sasao tanana
thumble dryer= tsia.. atao low ..asiana scotch taratasy na sparadrap ny masony... atao delicates ny temperature
avela tsy hitete rano intsony aloha izy vao asitrika :wink:
thumble dryer= tsia.. atao low ..asiana scotch taratasy na sparadrap ny masony... atao delicates ny temperature
avela tsy hitete rano intsony aloha izy vao asitrika :wink:
3. pissoa
(
27/06/2008 16:05)
Kiiii, tsy mety izany ny washing machine ! :cry:
Ka raha tsy mety io dia tsssss ! Ilay miandry azy tsy hitete rano mihitsy anie no ela be e lol :-D :-D :-D
Misaotra Ika a.
Ka raha tsy mety io dia tsssss ! Ilay miandry azy tsy hitete rano mihitsy anie no ela be e lol :-D :-D :-D
Misaotra Ika a.
4. ikaretsaka
(
27/06/2008 16:23)
le rehefa mi spiin le izy de lasa mifintina kely raha washing machine koa.. dia lasa tsy miverina @ le form intsony
5. xxx
(
27/06/2008 16:35)
azo sasana tsara anaty lave linge ny peluches ka ! :) sady tsy manimba no vao maika malefaka tsara ery rehefa maina !
atao anaty fonon'ondana , kely fotsiny de ampy ny lessive .
http://www.familles.com/v4/forums/forums-familiaux-comment-laver-les-peluches-t462157.html
http://forum.doctissimo.fr/grossesse-bebe/futures-mamans/Lesavrilettes2006/comment-laver-joujous-sujet_113631_1.htm
http://fr.answers.yahoo.com/question/index?qid=20070405013643AAYR5US

6. tess
(
27/06/2008 16:41)
afaka sasàna tsara tsy misy olana ary tsy manimba azy akory, vao maika maty ny microbe ny loto ny pussière indrindra ho an'ny mpiondana azy hialàna amin'ny alerjika raha voany....
8. hery
(
27/06/2008 18:11)
Arakarak'ilay peluche koa ilay izy. Jereo fa misy etiquette momba ny fanasana azy... temperatures etc. raha tsy hoe efa nesorina fa misy soratra hoe Made in China :-p
10. lanto
(
27/06/2008 18:21)
Tsy tian'ny ankizy tsony ireny raha vao madio fa afaka le masisosiso :-p Sa doudou an'i pissoa le izy ? :-)
11. pissoa
(
27/06/2008 18:36)
:-D :-D :-D :-D :-D
Misaotra xxx a !
Fa mety tsy maitsy ho sasana amin'ny tanana ihany raha izao lazain'i Hery izao. ... Raha tsy hoe anontaniana daholo njay ny mpanolotra azy rehetra hi hi hi :-P
Lanto : lol ... an'i Pissoa izany ka hi hi.

12. vale
(
29/06/2008 02:00)
pissoa:soloy oul amizay aky ahh! :-D :-D :-D ...Io lazain'Ikaretsaka io angamba no mety miaro anazy kokoa, fa toa misy tsy azo sasaina masinina amin'izy ireny! Ny an'ny zanako aloh de ataoko masinina dol e, afa-tsy le anankiray izay, na de vao jerena le matière nanaovana azy tonde tsy nosahiko fa naleoko natao tanana dia mandry ny saiko avy eo!! loll
(...) Ikaretsaka, efa pro ery anie twa izany e! :-P hihihihi! :wink: :wink:
(...) Ikaretsaka, efa pro ery anie twa izany e! :-P hihihihi! :wink: :wink:
14. arialy
(
01/07/2008 10:35)
misy peluche sasany lasa mihorina ny volony refa sasaina , lasa otry ny ondry ka jereo tsara marina ny etiquette
15. sipagasy
(
01/07/2008 17:18)
zah efa tratra ohatran'io nolazain'i arialy io tena ggrr be avy teo nariana fotsiny tsss