Aiza nareo ry penguin, kanota sy tsimati fa may ny tanAna???
1. kidoropamba
(
26/06/2008 19:11)
Sao dia mba misy vaovao ianareo amin'izany zavatra nitranga ao Toamasina izany na marina io na tsia fa toa misy hitady hamingana indray ity filoha hajaina ity.
Izao mihitsy ny fotoana tokony hiarovana mafy dia mafy ny filoha hajaina satria mila namana izy izao, ka manao antso avo @ kanota, penguin, tsimati sy ireo namana TIM (Tafita Isika Malagasy) mba hifanome-tanana sy hiara misalaha @ fanohanana an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Ny vaovao farany dia toa zandary ilay maty ary toa sambo roa ka ny iray dia mitentina 124 miliara ariary ary vao avy novidiana no kilan'ny afo.
Iza koa izany tsy mahay mampiasa feu d'artifice izany le aza? Tsy nisy fiofAnana ve sa tetika maizin'ireo mpanohitra kamo be tenda indray hanasoketAna ny filoha hajaina Ravalomanana?
Nifanoroka ve sa tsia ny filoha hajaina sy ny ben'ny tanAna TGV tao mahamasina androany?
Mila vaovao izahay aty lavitra andriana aty ka raha misy any dia mba hampitapitao.
"Izay mitambatra vato", ka manentana ny mpikambana TIM rehetra mba hanohana an'i filoha Ravalomanana fa toa MAMELY ny "tody" lazain'i sasany teto izay. TEZITRA VE NY RAZANA @ ity varoboba tanindrAzana ity sa fisehoan-javatra miserana ihany izy ity. Satria toa miha mitombo ihany mantsy ilay izy: MAP tsy nisy vola; 26 juin nalefa tany toamasina, ny port may, ny vahoaka maty......Araraho ery anjoron-trano ery ny toaka gasy, ny rhum hoan'ny Razana fa toa mitady HAMELY mafy ilay TODY.......
Efa nangataka t@ mpitantana ny serasera aho anesorana an'ireo izay miantso TODY eto fa ho loza ity raharaha ity.
(Ho)Tafita (Ihany ve) Isika Malagasy?
God bless Ravalomanana^:^

répondu par tsimati le 01/07/2008 01:55
2. naughtyboy
(
26/06/2008 21:20)
io njay i lalimanga sy ny resaka taolambodiny zanany lahy fa miala any
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. naughtyboy
(
26/06/2008 23:06)
efa mantsina razanety ny vavany maty andrano a lalimanga pamely taolambody :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsiay atido fa vava basirano :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsiay atido fa vava basirano :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. tsimati
(
27/06/2008 03:49)
Rehefa mitapy dia milaza ry tazon'alika nughtyboy a. Aza afangaro sahala ny fanaonao amin'ny mom sy sister-nao izy io. zavatra efa hita tsy mifanaraka izao mbola asesika ihany. :-@ :-@ :-@
5. penguin
(
27/06/2008 06:53)
Indry!!!! Tsy may ve ny tranon-dRolland-nareo ry kidoro ? Sa efa tsy ao anaty tanana may ? =)) =)) =))
6. tsimati
(
27/06/2008 10:28)
Ary salopard sy naughtyboy toa tsy hanontanianao nefa manonona ilay solon'anarana vao herinandro reo ? :-D :-D :-D sa ny akama ihany ?
7. kidoropamba
(
27/06/2008 10:34)
penguin:
Indry!!!! Tsy may ve ny tranon-dRolland-nareo ry kidoro ? Sa efa tsy ao anaty tanana may ? =)) =)) =))
hin!hin!hin!hin!
Izany ange ny baiko nomena an'ireto miaramila ireto fa tsy nambinina ry zalahy e. Ary io no nahatezitra ny filoha hajaina Ravalomanana satria voatery izy nandeha nanao matso niaraka t@ ilay boaikely tsy hanao ninoninona TGV io.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^
8. rahiratra
(
27/06/2008 15:42)
Tsy tsara ve ny miaraka amin'ny boikely fa inona no hanaovana resaka diska laoka eo rakotolahy a ? Ny tanora izao no ilain'ny olona fa tsy ny disaka loaka.
9. nanas
(
28/06/2008 00:21)
tsimati:
Rehefa mitapy dia milaza ry tazon'alika nughtyboy a. Aza afangaro sahala ny fanaonao amin'ny mom sy sister-nao izy io. zavatra efa hita tsy mifanaraka izao mbola asesika ihany. :-@ :-@ :-@
ndry!!!!!!!!! toa tezitra be tsimati? f' angaha kidoro ihany no tsimati, toa kidoro no resahana koa tsimati no miakatra? hmmm!
10. tsimati
(
28/06/2008 00:44)
tsimati tsy mety ho kidoro fa ry bazylou, baradaka, nanas, patrick2002, badboy, naughty, lazaDaddy salopard na i tezitra sy ilay tompon'andraikitra avobe no mety ho kidoro. tsimati mpifanandrana ary miaraka @ Ronaldo, Jeankely, Rahiratra, sns tohizo. Baolina miady ireo. Frantsa efa nihintsana elabe
11. nanas
(
28/06/2008 15:48)

Hay ve ka tsimati ihany no rajanette e! gaga aho manko fa toa mitovy fanoratra sy mitovy famoahana hevitra zany.
Za kosa aloha dia midera an i hery e! izy aza mba mamela ny olona rehetra haneho sy amoaka ny heviny eto indrindra indrindra mikasika zao zava-misy mibaribary tsy azo afenina eto @ tanana zao, na mbola misy ihany aza ny manao maso-be tsy mahita. Tsy matikena-maso toy ny ataon ny ao @ moov, raha vao misy resaka mikasika fitondrana dia fafana, zany rehefa ratsy saina loatra. Ry zareo no ratsy saina dia ny hevitra apetrakin ny olona no tonga dia raisina negative koa.
12. tsimati
(
28/06/2008 23:13)
Ahoana no anaporofoana fa tsimati no Jeankely na kidoropamba no Jeankely sahalan'ny tsy fahafahako manamporofo fa kidoropamba no nanas. Avohay ny endrikin'ny tsirairay raha ao anaty fitsipiky ny serasera izany fa ho fantatra eo daholo hoe iza no iza. Dia mampamangy any @ Kidoropamba. :-D :-D :-D
13. naughtyboy
(
29/06/2008 14:22)
razanety > de olona tsy mahay maneho hevitra ary tsy manana hevitra mazava tohanana fa mampiasa solona'anarana maromaro,ny endriny de tsisy hafa @ lalimanga ,vhv lehibe tsy ampy saina de atsoina oe lalimanga =)) ^:^ ^:^
14. tsimati
(
30/06/2008 02:43)
Very dia ve ny mangahazo voatsipy karibonetra eee. mipasapasaka mihintsy saingy arahan'ny lalimga ny farany. Naughtyboy carbone emission :-D :-D :-D
15. kidoropamba
(
30/06/2008 09:35)
rahiratra:
Tsy tsara ve ny miaraka amin'ny boikely fa inona no hanaovana resaka diska laoka eo rakotolahy a ? Ny tanora izao no ilain'ny olona fa tsy ny disaka loaka.
Efa mipetraka ny tanoranay e: Razoharimihaja, ivohasina, josoa sy ny sisa.
Tanora ihany, tanora hatrany!
Ravalomanana, tompo mahery
Tohizo ny Lalantsika
Tafita Isika Malagasy^:^
17. kidoropamba
(
30/06/2008 11:24)
Miaiky aloha aho raha ny fahaizan'ny zanakolahy Ivohasina. Io fahaizany io mihitsy no mahatonga azy manohana ny filoha hajaina Ravalomanana satria aloha'izy ho tonga dokotera 2 fois ange dia mpivarodronono kely i lery e.
Misaotra anareo tanora fa anareo no hoavbin'ity firenena ity.
Tafita Isika malagasy
God save Ravalomanana ^:^ ^:^
Misaotra anareo tanora fa anareo no hoavbin'ity firenena ity.
Tafita Isika malagasy
God save Ravalomanana ^:^ ^:^
18. tsimati
(
01/07/2008 01:55)
Efa leon'ny mitanisa ny 5 v ve ry ra-baradaka dia mamorona fika hafa. mbola tsisy Kil ihany ry dadatoa ?