Mitady Malagasy aty Toronto
1. Bola
(
25/06/2008 05:25)
eEfa ala ihany izay fa dia eh eh eh...mbola mitady malagasy aty Toronto ny tenanay...Ilay site efa tsy a jour sady tsy misy mamaly ny email.
Misy mahay malagasy aty Toronto ve nareo...Ary mba mitady koa fa tsy mahita resto gasy...Sa dia any Montreal sy Quebec daholo!!!
Mba te hahita Malagasy e!

répondu par cutie le 07/08/2008 15:48
2. rabingogilabanga
(
25/06/2008 07:51)
enga anie hhita marina ianao, mafy tokoa izany irery antani'olona fa raha tsy izany, dia manaova toin'ny Jiosy , sy sinoa, ary ny indiana e!
- Manafara gasy e! ,
izany hoe: lazalazao anay ny mombamomba ny hahatafavoaka ho any, alefaso ato @ serasera ny message

3. Bola
(
25/06/2008 08:54)
Miankina @ hoe inona no asa ataonao fa raha resaka informatique sy ohatra izany dia be dia be ny ilana aty. ilay mianatra aty vola be raha tsy hoe manam bola angaha nareo ...Dia tsy misy olana fa afaka manampy aho mijery info sy miantso na mandefa taratasy sy ny karazany @ fianarana.
Ankoatra izay tsy dia hitako fa ilay mahita offre d emploi no haingana raha ho aty dia mazava ho azy mahay teny anglisy. Raha any Quebec indray - faritany mo tiakp lazaina fa tsy ilay tanana Quebec dia frantsay dia ampy saingy toa hafa no ho ilay mahazatra antsika...:) Somary misy accent....

4. sandman
(
25/06/2008 13:39)
Malagasy Toronto, ity misy contact iray.
(Lanto) lantorandra at hotmail.com
(Lanto) lantorandra at hotmail.com
5. nanas
(
25/06/2008 23:49)
Bola:
Miankina @ hoe inona no asa ataonao fa raha resaka informatique sy ohatra izany dia be dia be ny ilana aty. ilay mianatra aty vola be raha tsy hoe manam bola angaha nareo ...Dia tsy misy olana fa afaka manampy aho mijery info sy miantso na mandefa taratasy sy ny karazany @ fianarana.
Ankoatra izay tsy dia hitako fa ilay mahita offre d emploi no haingana raha ho aty dia mazava ho azy mahay teny anglisy. Raha any Quebec indray - faritany mo tiakp lazaina fa tsy ilay tanana Quebec dia frantsay dia ampy saingy toa hafa no ho ilay mahazatra antsika...:) Somary misy accent....
Fa asa inona kay no tsy mila informatik amin zao vanin andro zao, tsy efa kilassiner no fanampiny ve sisa ny informatiK ?
7. Bola
(
26/06/2008 01:32)
@ Sandman : misaotra e! :)
@Nanas: misy resaka informatika daholo tokoa ka fa tsy haiko izay hilazana ny hoe olona toy ny analyste programmeur sy ny toy izany! Ilay mahay informatika tsinona @ izao toy ny hoe mahay mamaky teny sy manoratra angamba no tianao lazaina fa tsy midika hoe afaka manao asa izay tiako aho...
Ohatra ny hitako izany ilay CV hoe connaissance en informatique (fahalalana @ informatika)...dia ahoana avy eo....
Sady raisiko serieux no raisiko tsy serieux ny nosoratanao ka ianao mifidy izay handraisanao ny valiny koa :)

8. sandman
(
26/06/2008 13:17)
Tsy misy fisaorana Bola an! Ataovy molomolo fotsiny ny resaka rehefa hanoratra fa tsara fanahy ny olona any.
Ilaina ny informatisiana raha Canada no resahana saingy ny olana dia raha oharina ny any amintsika dia bobaka be lavitra ny mety manana ny spesialité iray ka sarotra ny hitadiavana asa.
Etsy andanin'izany koa ny systeme misy any Canada dia tsy mitovy velively ny any ivelany, indrindra raha nivoaka tamina fianarana manaraka ny systeme frantsay ianao. Ny antony dia pointu be ny spesialité raha amerika avaratra no jerena, ka raha hiteny ianao hoe analysta programera aho dia mbola mivelatra be izany amindry zareo ka tsy ilainy fa olona nianatra COBOL teny amin'ny formation professionnelle no ilainy ohatra.
Io dia anisan'ny tsinin'ny fianarana any Madagasikara ohatra, io tsy fahampian'ny pratika io fa dia mijanona amin'ny faobeny sy ny teoria fotsiny ny fianarana, nefa handaniana taona maro.
Ny Canada mantsy tany capitalista ka rehefa tsy azo havadika vola haingana ny fahaizanao dia tsy ilainy ianao. Betsaka koa ny karana sy ny sinoa manana ny traikefa ilaina ka ireny no mameno ny tsena.
Ankoatr'izay dia aleon'ny olona matetika maka ankizy nianatra tany toy izay vahiny satria iny no au courrant kokoa amin'ny contexte capitalista moisy any.

9. Bola
(
26/06/2008 13:53)
@Sandman
Misaotra fa tsy nahay momba an ireo aho fa mampianatra zavatra vaovao izany! izaho manko mamaky site fotsiny dia iny no ampitaiko.
Ny fantatro fotsiny dia hoe tsy reconnu daholo ny diplaoma fa kosa ny positif dia ny experience kaotindreo. Tsy tena hoe 5 taona dia dimy taona fa ohatra niasa dimy taona aho dia afaka mandingana classe ka raha tokony 3 taona nianatra dia iray ihany sisa hahazoana ilay license + 1 an specialisation. Natao raha naharaka ny vola fa saingy lafo loatra....

10. sandman
(
26/06/2008 14:27)
Tsy reconnu mihintsy ny diplaoma avy any ivelany saingy misy province hafa mety hanaiky ihany, toa an'i Alberta ohatra saingy miankina amin'izay taranja ilainy sy ilany olona ihany koa io.
Ny vaha-olana mba ho reconnu ny diplaomanao avy tany ivelany dia ny fidirana ordres professionnels izay misy jugement de valeur be mihintsy. Mandoa vola manao concours hidirana ordre dia avy eo asainy miverina mianatra fa tsy à niveau hono dia mamerina indray mandrapaha-afaka concours. Izay vao mahazo mampiasa ny diplaomanao avy any ivelany. Saingy ny fidirana ordre ihany koa tsy garanti hoe hahitanao asa, nefa ny cotisation isantaona angatahiny foana.
Izany rehetra izany no nataondry zareo mba hiarovana ny tompontany amin'ny resaka asa eo anatrehan'ny fihavian'ny mpiavy marobe sy be diplaoma.
Mampihomehy fa ny frantsay sy ny tavaratra no tena tsy manaiky io système io ary tsy mitsahatry ny mimenomenona.

11. Bola
(
27/06/2008 18:08)
@ SAndman
Misaotra fa efa namaly sahady izy. Ho niahoana izahay rahampitso raha tsy raikitra aho fa nifanakalo numero izahay dia angamba fotoana hafa mihoana!
HAy koa misy gasy hafa tsy lavitra ahy eto!
Soa fa boribory ny tany! :)
Misaotra indrindra! :)

12. sandman
(
27/06/2008 21:26)
Fa aiza i Bola no mipetraka? Scarborough sa toerankafa?
Feno fetifety any sady fotoanan'ny BBQ izao fa mandehana rehefa manao fety ry zareo fa ao daholo ny gasy. :-D

13. Bola
(
28/06/2008 04:32)
mmm...asa tsy mahazo manoratra eto intsony ve aho fa namaly aho dia voafafa daholo...
14. Bola
(
30/06/2008 02:34)
Oshawa aho no mipetraka. nihoana izahay fa mahafinaritra izy ka! :)
Dia merci indray e...Impiry aho izay no nanao merci moa... :D
Veloma J hoy izy....azonao ve...

15. sandman
(
01/07/2008 01:01)
Eny ary fa dia mampamangy any ihany koa dia mirary soa ny rehetra any e.
16. cutie
(
07/08/2008 15:48)
Bola [ Valio ] 25-06-2008 07:25:32
Lohateny : Mitady Malagasy aty Toronto
eEfa ala ihany izay fa dia eh eh eh...mbola mitady malagasy aty Toronto ny tenanay...Ilay site efa tsy a jour sady tsy misy mamaly ny email.
Misy mahay malagasy aty Toronto ve nareo...Ary mba mitady koa fa tsy mahita resto gasy...Sa dia any Montreal sy Quebec daholo!!!
Mba te hahita Malagasy e!
hay ve bola ka any Toronto e :)
Ho any za @ sept e :)