Marina ara-bakiteny
1. rakaroka
(
23/06/2008 18:41)
Ny hoe :"ny manana dia mbola hanana , ary ny tsy manana na ny kely hananany aza dia mbola esorina aminy".
Rariny? hitsiny? anjara? lahatra? satria voasoratra? :roll: 8O :?:
Rariny? hitsiny? anjara? lahatra? satria voasoratra? :roll: 8O :?:
répondu par prime le 10/07/2008 11:22
3. rebeccaF
(
23/06/2008 19:52)
Tsara angamba raha raisina manontolo ilay fanoharana nolazain'i Kristy, dia izay ianao vao miresaka hoe: rariny, hitsiny, sns...
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=19&andininy=12-28&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=19&andininy=12-28&dika=
4. LazaDaddy
(
23/06/2008 22:57)
rakaroka:Diso! "...dia omena". Misy mahasamihafa azy ireo na dia mifandray aza.
ny manana dia mbola hanana
5. prime
(
24/06/2008 11:00)
rakaroka> ento ny hevitrao ary... (lasa mpitsara mahay izany eto ny mpisera...)
6. fahamarinana
(
24/06/2008 11:15)
:arrow: mitovy hevitra amin'ny rehetra,mila faritana mazava ,raha azo atao,mba ampahiratra kely ilay dinika,na kely fontsiny aza e,misaotra mialoha.. (l)
7. rakaroka
(
24/06/2008 12:56)
Miankina @ hoe "aiza" sy inona no maha-mpanana 8O :roll: :?: tokoa ity resaka :) . Ouf vao afa miconstate ny "vaika" sa inn re 'zany toa "indrisy!" amiko.
Heu....Miaina eto @ toerana de "challenge" no ilazana azy aho: maniry ohatra ny anana ny building @ manodidina eto, ary isan'andro dia misy
magazay mikatona, izay tsy maharaka ny "concurrence" dia faillite: misy olona maaaaro mibabababa mahatsapa fa mihena ny pouvoir d'achat-ny no sady mitombo andro @ alina ny "charges" aloa. Ny kestion hoe mampiasa ny talentany ve izy?...Tsy haiko loatra sady tsy hidirako lalina fa aleo ilay tompo nampindrana azy sy izy angaha no mifampiraharaha izany.
Dia maro koa ny ako reko fa miha-sahirana koa ny gasy maaaaaro any Dago: miha-sarotra ny fiainana , ny kilasy moyen dia be no lasa sahirana ary misy ny miaina sy miha-bolangina....
Sahala @ ilay vakinteny izay ny zava-misy.
Somary "onena" ireo sahirana sy mbola tataovana "charges" @ @ endriny isan-karazany aho no niloa-bava @ ity "size"!

8. pissoa
(
24/06/2008 15:42)
Toa tamin'ny nitenenanan'i jesoa an'io mihitsy dia toa efa nazava be fa tsy resaka materialy no noresahiny teo koa ! raha tsy diso aho dia nanao fanoharana i jesoa, dia nanontanian'ny mpianany hoe fa maninona no amin'ny fanoharana foana ianao no miresaka dia izay no nitenenan'i jesoa an'io ... asa aloha fa izay ihany no haiko.
9. rakaroka
(
24/06/2008 16:26)
Tsara Bbbe ny tsoaka noentin'i RebbecaF , ary isaorana azy, nametraka mazava ny nisintonana izy fiteny: "raha io contexte io no jerena dia ny "talenta sy ny vokany" no azo antsoina hoe "fananana" natao ho ampitomboina. Dia mainka sarotra BBBBe ny resaka satria raha mi-créer "Entreprise anie to 'taoko ny talentany no ahatrana @ izany! 8O 8O
Ny indro kely apetrako fotsiny. Misy fotoan'andro maro izay hanakipilian'ny
Xtiana aty aoriana ny fiheverana ny matiera. Dia sahala amin'ny ho ny fanahy ihany no fihevitra! Anefa ara-baiboly maro tokoa ny tsy nijanonan'i Kristy teo @ resa-panahy fotsiny fa nihevitra sy niahy ny fiveloman'ny olona koa aza izy!

10. pissoa
(
24/06/2008 16:34)
Nisy hadin'i RebeccaF ny tatitra :
Tsy hoe ailiky ny Kristianina akory ny fiainana materialy ... raha tsy izany ny Katolika tsy hanao sekoly sy hopitaly be dia be ... fa misy andalana ao amin'ny Baiboly kosa efa mazava hoe fanoharana no nampiasan'i Jesoa azy :lol:
11 Ary raha mbola nihaino izany ny olona, dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nanao fanoharana, satria efa akaiky an'i Jerosalema Izy, ka nataon'ny olona fa hiseho faingana ny fanjakan'Andriamanitra.
Tsy hoe ailiky ny Kristianina akory ny fiainana materialy ... raha tsy izany ny Katolika tsy hanao sekoly sy hopitaly be dia be ... fa misy andalana ao amin'ny Baiboly kosa efa mazava hoe fanoharana no nampiasan'i Jesoa azy :lol:
11. rakaroka
(
24/06/2008 16:52)
Ny fanoharana natao anie misy foto-kevitra ihafarana: là où il veut en venir fa tsy mihantona fotsiny @ hoe "fanoharana" ka ny mi'interess ahy dia ilay
là où il veut en venir
là où il veut en venir
12. pissoa
(
24/06/2008 16:58)
Neveriko fa ny hahalala hoe marina ara-bakiteny ve io sa tsia no mi'interess anao :-D :-D :-D
13. fijo
(
24/06/2008 20:32)
tsy voatery homarina io ry rakaraoka,na dia matetika voamarina aza.ry ravalo izao ohatra mpivarodronono no lasa mpanefoefo.eto izy dia tsy marina,saingy nony nanefoefo izy dia vao niha nitombo ny azony,eto kosa dia lasa marina ilay izy.satria ny mpokona izay efa sahirana dia toa vao miha rendrika.
14. prime
(
27/06/2008 11:19)
rakaroka> mitovy hevitra amin'i pissoa aho eto... ilay fanoharana tsy resaka materialy loatra no niaingany ka raha eo ianao dia efa diso lalana dia tsy hahita ilay rariny sy hitsiny katsahinao...
15. fijo
(
27/06/2008 20:39)
eny e tsy materialy,fa azo jerena sy hampiarina amin'io resaka materialy io koa ve???
16. prime
(
08/07/2008 09:57)
fijo> Mety hifandraika amin'ny materialy ihany koa io saingy misy lafiny hafa mihitsy fandraisana azy...
18. prime
(
10/07/2008 11:22)
fijo> ny hoe azo ampiarina dia ekena saingy tsy azo raisina am-bolony sy tsy azo raisina araka izay ahazoana azy ny tenin'Andriamanitra fa tsy maintsy amin'ny finoana ihany...