izaho ry zalahy #3

1. LazaDaddy ( 20/06/2008 22:20)
Izaho ry zalahy TSVP amina sipa protestanta kanefa sipa katolika sy silamo no tara amiko :) Ahoana ny hevitrareo?
répondu par fijo le 24/06/2008 20:35
2. ikaretsaka ( 20/06/2008 22:32)
azavao : TSVP?
3. LazaDaddy ( 20/06/2008 22:39)
taraiky kely ikaretsaka teto :)
TSVP = Torotoro Silasilaka Vakivaky Potipotika =))
4. rijadolly ( 21/06/2008 04:06)
Salama be dôly an!
LazaDaddy zany anie mahery é!Firy zany no tena mitady toerana ao?
Ny protestante koa anie zany mety misy tara fa mety any anaty any ny azy é!Aza maika se fa atolotra ho an'sé eo izay tena anjaran'sé,mahareta tsara dia enoy ny feoNy.

Ra fiarahana zany ry sé tsy tokony asiana atoko toko zany an!Ra ohtra sé ka mahazo tsy mitovy atoko an'sé dia zao foana tsaroina en misssion se zay.
5. LazaDaddy ( 21/06/2008 04:58)
rijadolly:
Ny protestante koa anie zany mety misy tara fa mety any anaty any ny azy é!
izaho indray ve no andrasany hikoty azy? =))=))=))
6. rijadolly ( 21/06/2008 05:08)
Laza a! za anie tsy miteny oe kotio izy é!no sady tsy fantatr'sé anie oe itsy ilay tia ahy ao anaty é! fa hoy aho oe "atoloNY an'sé eo izay anjaran'sé",Ra tena manaiky Fitatan'Andriamanitra isika.Tandremo ko afa tsy miteny a hoe tsy maintsy protestante an!
7. ravatorano ( 21/06/2008 11:46)
ralaza < hafa ihany ny favo an !
lasa ny voay d misosoka ny mamba
enao marna indray v no hikoty azy :-D :-D :-D
8. rebeccaF ( 21/06/2008 12:06)
Dinika diso adresy ity raha ny fahitako azy.
9. LazaDaddy ( 21/06/2008 20:18)
ravatorano:
enao marna indray v no hikoty azy :-D :-D :-D
f'hita wa Ravato! :-D :-D :-D
10. ari.malala ( 23/06/2008 09:09)
tena marary enao ry laza!! cf le dinina izaho ry zalahy 2 :-D :-D :-D :-D :-D
11. LazaDaddy ( 23/06/2008 10:33)
rehefa tara amiko daholo ny sipa milay dia izay ihany na marary aza aho ka :)
12. rabingogilabanga ( 23/06/2008 14:00)
rebecaFF:
Dinika diso adresy ity raha ny fahitako azy.


Fanontaniana vitsivitsy:
-Tokony ho ato tokoa ve no hisy ity dinika ity?
-Dia izao v no niafaran'ilay dinika fivavahana, finoana?
-Problema entre mpivavaka na mpino samihafa ve problema fivavahana, sa problema fiaraha-monina?
-Raha alain'ise daholo tokoa izy ireo, dia ahoana: androany mihinana kisoa, rahampitso mifady, novembre manao ramadan, avril manao karemy, sns...

mazotoa ary e!
13. rakaroka ( 23/06/2008 17:54)
Tsy mahay mi-dragy i Laza :-D :-D :-D
Vao miha mitsaoka ny sipa milay @ bandy be resaka sy mipoerapoera :lol: :wink:
14. LazaDaddy ( 23/06/2008 22:41)
rabingogilabanga:
Raha alain'ise daholo tokoa izy ireo, dia ahoana: androany mihinana kisoa, rahampitso mifady, novembre manao ramadan, avril manao karemy, sns...
izany tokoa e? :)
rabingogilabanga:
mazotoa ary e!
misaotra e :)
rakaroka:
Vao miha mitsaoka ny sipa milay @ bandy be resaka sy mipoerapoera
sao kosa ary dia izay no mba tanjoko rakaroka ;) hahaha
15. rakaroka ( 24/06/2008 13:03)
:roll: :-D :-D Hafakely indray izany tanjona mampitsoka olona izany knou. Ny hafatra hoe ho mpanarato olona koa izany ve tsy mifanohitra :roll: :?: :wink:
16. LazaDaddy ( 24/06/2008 13:45)
rakaroka>raha be loatra kosa ve...=))
17. rakaroka ( 24/06/2008 14:14)
Dia manahaka ny mormona sy ny "arabo" izany raha be loatra koa. :-D :-D :-D
18. fijo ( 24/06/2008 20:35)
laza tsotra letsy izany an,alaivo aloh aizay efa vonona eo,de lalaovy tsara,de avy eo ise miady mafy manao izay ahazoan ailay protes.fa aza avy dia ahilika le roa etsy,sao lany kodiarana fiaro an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0551