EURO'08 adios LES BLEUS!!

1. rajoelina ( 18/06/2008 06:47)
Any Afrique antsimo indray e! Mandrampihaona @ 2010. Fa vetivety io d tonga.

Le lalao omaly koa d tsy azoko mahintsy... Ribery niala fa voavely ny lohaliky lery, amzay koa 11 contre 14 omaly (11 italianos + 2 mpitsara @ sisiny sy le raika teo ampovoany). Farany 10 contre 14 ^:^

France aza mbola nilalao tsara na dia bandy 10 lahy aza no teo ambony kianja, le karatra mena iny aloha tokony mba karatra mavo na de zany aza fa le mpitsara mahintsy no tena vodin'alika masosipo...

1/4 Espagne - Italie.

;-)
répondu par naughtyboy le 18/06/2008 16:30
2. ainaheri ( 18/06/2008 06:57)
Aza asina wawawawa tsony letsy fa vidio ny mouchoir-ko aa,za zao manao bizna mouchoirs ho an'zay nanohana lafrantsa malala hihihi,mba pijery bol iany ve rajou aa,ireny fiaingany vao nanomboka ireny d'efa hita we tsy any zany ekipa zany,ny mpitantara mou mbola mitady excuse bidon iany t@ ireny....Isaiorana kou ny Pays-bas mba nampiseho maha joueurs pro azy fa tsy nanao pronostics!!
3. RATOVOARY ( 18/06/2008 07:08)
Rehefa raraka de aza ny arbitre no ialana bala. Matoa resy de tsy mamely zay.
4. rajoelina ( 18/06/2008 09:21)
hita fa marina no lazaiko!!! De mbola wawawa ihany elisany, tsy nijery baolina angaha elisany omaly:?: :-w ^:^
5. ravatorano ( 18/06/2008 09:55)
za d nandany andro nijery boll tokoa
fa ny fahitako azy aza toa tsy voa mafy akory ilay ribery fa nahatsapa mialoha fa ho resy dia aleo niala sy nitsoaka kle :-P :-P :-P

i abidal indray tsy ampy roritin i toni akory d lasa nanaonao foana
tsy naleo v nalefa nande iny ka na maty aza mba nilalao ihany d mbo 11 contre 11 ! sa nihevitra zalah fa ho cristiano daholo no eo ka hoe tsy hahafaty penot :-D :-D :-D :-D

ny mpitsara telolahy < tena nanao ny asany kah fa io zany ohatran 'ny boll malagasy e reefa resy dia lazaina fa niloka na ny mpitsara no miangatra dia izay foana manoatra no ireo Mamba teny mahamasina tamin'ny laady
6. rajoelina ( 18/06/2008 09:58)
ravatorano:
fa io zany ohatran 'ny boll malagasy e reefa resy dia lazaina fa niloka na ny mpitsara no miangatra dia izay foana manoatra no ireo Mamba teny mahamasina tamin'ny laady
Any Mahamasina izany fa tsy aty :-D :-D
7. ainaheri ( 18/06/2008 10:07)
Rajou:
Any Mahamasina izany fa tsy aty


F'angah tsy nikozy an'ito klé

rajou:
Le lalao omaly koa d tsy azoko mahintsy... Ribery niala fa voavely ny lohaliky lery, amzay koa 11 contre 14 omaly (11 italianos + 2 mpitsara @ sisiny sy le raika teo ampovoany). Farany 10 contre 14



8. zandikely ( 18/06/2008 12:48)
Mba malala menatre, fahendrena dia miaiky rehefa resy, Penalté omaly tena tsy azo iadiankevitra, ny carton rouge koa tsy iadian-kevitra satria izy no mpilalao farany.

Matchs 3 nataon'ny France: 2 défaites, un nul : un but marqué, 6 buts encaissés.
Rehefa resy dia resy, miaky fa tsy arbitre no hanariana ny tsy fahaizana.


9. peugeot ( 18/06/2008 13:09)
slt doly zala a
zahay tsy nahita le bol fa firy sy firy ny valiny e,de iza le carton rouge ?
10. rebeccaF ( 18/06/2008 13:24)
rajoelina:
Le lalao omaly koa d tsy azoko mahintsy... Ribery niala fa voavely ny lohaliky lery, amzay koa 11 contre 14 omaly (11 italianos + 2 mpitsara @ sisiny sy le raika teo ampovoany). Farany 10 contre 14

Aza adino rajoelina fa Ribery no namely avy ato afara. kinanjo izy indray no nitolefika. Dia ny mpitsara ve no omena tsiny amin'izany, nefa ny joueur frantsay no malemy lohalika, sy tsy mahenjika baolina ka voatery namely?
rajoelina:
France aza mbola nilalao tsara na dia bandy 10 lahy aza no teo ambony kianja, le karatra mena iny aloha tokony mba karatra mavo na de zany aza fa le mpitsara mahintsy no tena vodin'alika masosipo...

Ekipa efa tsy mamely ireny ve no tohanana aiza no tsy hiteniteny foana ohatra an'izao?
De ahoana koa ilay remplaçant remplacé iny, hihihi....
I Frantsa izao no farany tao amin'ny groupe misy azy: nidirana baolina 6 be zao, nefa zara raha mba nahafaty iray.

1/4 Espagne - Italie.

Espagne efa fantatra sy mahazatra ny fanaony. Manovokovoka amin'ny voalohany fa raraka mora foana avy eo.

Ny ho voka-dalao amin'ny 1/4: Italy mandresy an'i Espagne
Espagne 1 - Italy 3
11. naughtyboy ( 18/06/2008 16:30)
marina nenla rajou fa efa vita iny na tsy nety aza le karatra mena..
i R.domenech no fositra @ formation ary aleo ohaniny spain @ zay reto bastardo reto fa manao vitamboka lava, tsy alahelo akory nena fa aleoko aza nijery roumanie tafakatra :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3636