isika samy gasy ve , sa...
1. rabingogilabanga
(
17/06/2008 07:17)
hoy i Kayrah atsy ambadika
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4839032b7cb53
ny tiana havoitra dia le singam_pehenzanteny hoe :
inoako angamba fa diso fiteny fotsiny incosciemment i Kayrah, fa raha tsy izany dia asa, inona le hoe iray tanana azafady?
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4839032b7cb53
ny tiana havoitra dia le singam_pehenzanteny hoe :
maninona t@kere tany atsimo alavitra be tany aza vita no nanome anazy kou ny iray tanana injay ve no ailika fa izay é mba mahatsapa tena izay zatra manilika ny tsy manana
inoako angamba fa diso fiteny fotsiny incosciemment i Kayrah, fa raha tsy izany dia asa, inona le hoe iray tanana azafady?
répondu par endrika01 le 23/06/2008 20:34
2. endrika01
(
23/06/2008 15:03)
Ka i kayrah aza ve hahalala we misy fanotaniana mipetraka hoazy aty @dinika fiaraha-monina!?:D
3. rabingogilabanga
(
23/06/2008 15:49)
Ka i kayrah aza ve hahalala we misy fanotaniana mipetraka hoazy aty @dinika fiaraha-monina!?
fa ahoana? ka tsy ato @ salon fiaraha-monin ihany ve izy no nanoratra io resaka hafahafa nosoratany io( jereo eo ambany, @ pejy voalohany ny fiaraha-monina)
