Menu
1. minoulavitra
(
14/06/2008 14:18)
Mbô meo sopapa sakafo malagasy ry reto @ 26 juin a! Misôtra melou daol!
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:52
2. hery
(
15/06/2008 06:47)
Gisa sy henakisoa sy petit pois :-)
Io no tena fanaonay tany Dago aloha.
Ny fanaovana azy tsy dia tadidiko loatra fa toa tsy afangaro mihitsy raha tsy amin'ny farany. Mihinana roa lovia dia tonga dia dozin'ny tavin-kena :-p

3. karinah
(
15/06/2008 12:13)
slt! desera indray ity omeko ity!!
zavatra ilaina:1) akondro le fahandro ireny (1kg ohatra), jereo fa misy mivarotra eny @ mag exotika!!
2)Siramamy 5 c à soupe
3)lait de coco (efa misy vita izao ireny ) ka boaty 1 salasalany ireny raha akondro 1kg
4)vanille de Madagascar
Alaina ny siramamy ary manao caramel amin'izany. Asiana rano tokony 1 vera kia afangaro tsara!!
Arotsaka ny akondro voavofy, tsy tapahina ah!!
Avela hangotraka kely ao mandram-paharitran'lay ranona caramel, sady tondratondrahana matetika ilay ranona caramel ny akondro,
Rehefa ritra dia arotsaka ny ranona coco, avela hangotraka ao mandram-pidinany @ antsasany!!
Vita dia mazotoa homana tompoko!
:miam: (l) :miam: hihihihi!!

4. karinah
(
15/06/2008 12:14)
ny lavanilina arotsaka miaraka am ny lait de coco!! (tsy de manin lotra na tsy asiana aza, mais bon! bon'app ôooo!!) :wink:
5. karinah
(
15/06/2008 12:18)
Ny laoka indray lelan'omby (jereo fa misy mivarotra an'io aty rah aty ivelany ianao)+ peti pois sy voatabia! mmmmmmmmmmmmmmm!! hihihihi (sain-kanina ah an,hihi!!)
Vary manaova riz cantonés fa misy ny ingredients ilaina amin'izany aty kah!!
bon'app é!hihihi

6. fahamarinana
(
16/06/2008 06:46)
:arrow: karinah,ilay dessert-njy io efa nataoko,tena matsiro be ... (l)
8. fahamarinana
(
16/06/2008 15:39)
:arrow: si si ,za mbola manao foana aty,tena mbola tiako,ohatr'izay koa moa lay menu mahazatra taloha e,fa ilay andrahona mihintsy fa tsy surgelé na am boaty akory no ampiasaiko an satria lasa matsatso....Ndry fahatsiarovana daholo zany,tadidiko taloha rehefa manao ilay mayo dia mody atao misopirana kely ny tanana dia hoe kay feno ny tanako, :-P ,dia sady lelafina no mbola atao ihany vao miodina ny mason'ny mamanay...nahafinaritra tokoa tamin'izany an.. (l)
9. minoulavitra
(
16/06/2008 19:46)
Tiko be daolo nareo namaly, Merci +++!. Misy sopapa maromaro reo kalongany...
Lé gisa otran'ny tena tiko nefa to tsy maita mitsy aho @ supermarché? sa tsy fotoanany zao? Sa aiza no mety ahitana (miala tsiny zà fa tsy itako eto ampitaper-na message ny anaran'isé nanome io hevitra io, fa dé manantena valiny avy @ise zà an!).
Lé akondro io ve tsy levona refa masaka sa avela lavalava be eo? Tsy mangan'lé caramel vé? tô mivadika mainty manko ny akondro refa andrahoina sa diso ve aho?
Lé lelan'omby (tsy teniteny ratsy eo an, hi hi hi) ko mety matsiro, sengy matsatso ry reto lé lelan'omby vazaha a...
Dé mbô anipazo vanille gasy eto rah mety e! Ngamba ozy nareo oé nendry ko mila votsiary fa tô tadiavina daolo na ny hevitra na ny ingrédients. Hein, tsisy bedy eto an!
Dé inn lo no Fety any @ misy anareo rehetra any e? Ny any Dago efa iaraha-mahalala (na dé fahatsiarovana aza sisa tavela), fa ny eto la frantsa mba aôna ny organisation au niveau national sa samy maka o azy??? AIZA NAREO MPANDRINDRA E??? Miala tsiny aho raha tsy maharaka vaovao an... Misôtra melou!

10. ari.malala
(
17/06/2008 07:19)
minoulavitra, mijereva dinika hafa toy ny diaspora na fety sy fihaonana, fa efa misy any, toa misy resaka invitation à retirer mintsy aza sao taraiky :°)
11. haritianah
(
19/06/2008 20:53)
mijereva @ la sobika fa ao misy ny fety misy manodidina ny fetimpirenentsika.
12. minoulavitra
(
24/06/2008 12:05)
Misôtra an'i haritianah dé bonne fête @ 26 jiun an. Ansa rah hahita afo-manga izany isika aty @ 25 alina... Bref, c'est pas la fin du monde.
13. rose4u
(
19/10/2008 10:52)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org