Eritrereto ...

1. oOo ( 14/06/2008 07:12)
Matetika hitako eto @ dinika ny misy miteny hoe "misy ny manao tambabe mitsikera ahy, na manakiana ahy"

Ho anao henjehina, nanontany tena aminao ve ianao hoe inona no anton'izany? Ezaho dinihina ao anatinao ny nahatonga an'izany.

Ho anareo mpanenjika kosa,
Andramo kely ny mipetraka @ toerany raha mety. Moramora aminao ny mankalefaka ny resaka avy eo hoe:
"Ra izaho t@ toeranao dia mety (tsy nitovy) ny nataonao ny nataoko. Efa (mbola tsy) nandalo t@ko zany. Ary nahatsapa izaho fa ..."

Kanefa mety hiteny ianareo hoe misy olona tsy mety hiresahina mihintsiny, marenin-tsofina sns..! Na ireo mandefa hafatra @nao toy ny hoe "Allez vous faire voir" sy ny tariny.

Hobio zareo, satria ahoana ny hangalanao fy ny masoandro raha tsy nahafantatra ny rahona? Ahoana ny hakana fy ny fiainana raha tsy nandalovan'ny fahafatesana?

Izay no maha serasera ity andalovanao ity,

Tsy voatery hitovy hevitra isika rehetra, fa samy manana ny lalana ho diavina. Raha misy zavatra tsy mampitovy @ hafa ny tsirairay dia kolikolio fa io no maha ianao anao. Aza mandefitra mihintsiny raha tena hinoanao fa marina aminao ny ataonao. Andraran'ny tsirairay kosa ny mizaka izay vokany.
répondu par kiadi le 14/06/2008 11:22
2. xxx ( 14/06/2008 07:33)
Mpandefa : oOo [ Valio ] 14-06-2008 09:12:27
Lohateny : Eritrereto ...
Matetika hitako eto @ dinika ny misy miteny hoe "misy ny manao tambabe mitsikera ahy, na manakiana ahy"


ilay resaka lazaina fa tambabe anie tsy resaka tambabe akory fa izay no fandraisany azy e! raha resaka tsy fitovian-k'evitra dia tamba be fona no inatsoany azy =)) ary olona iray no mpiteny an'io ato
3. oOo ( 14/06/2008 08:13)
:D lol,

Resaka @ ankapobeny koa ka! Tsy voatery tato ihany fa @ fiainana an-davan'andro ivelan'ny serasera.org koa. Miala tsiny.
4. xxx ( 14/06/2008 08:28)
ka tokony tany amin'ny fiaraha-monina izany ity no natsofoka, raha momba ny serasera mantsy dia ny eto amin'ny forum no hita taratra :lol:
5. oOo ( 14/06/2008 08:48)
:-D marina, miambina ny admin zany hamindra ilay lohahevitra. misaotra! :°)
6. kiadi ( 14/06/2008 11:22)
aleo eo fa efa eto ilay dinika fa in mbola oe amindrana azy!! ny lohahevitra no tsara dinihina fa izay toera,na misy azy tsy blem zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1123