inona no atao hoe fitiavana?

1. azamanadino1 ( 13/06/2008 17:12)
grineste no anarako de misy fanontaniana tena manitikika ny saiko , inona
no atao hoe fitiavana? ,taminy fotona tena nitiavanao any lay olontina eo anilanao,inona no zavatra tena nitiavanao azy ary nanaitra anao taminy , moa ve ny endrika sa ny hatsarampanahy sa ny harena no nitiavanao azy ? mba lazao ny hevitrao
répondu par brado le 08/07/2008 12:57
2. ikotoleta ( 13/06/2008 17:18)
:arrow: Ny atao oe fitiavana dia firaisana ara nofo :idea: :wink: :lol: 8) 8O :) :D
Misokatra ny adihevitra
3. diamondra27 ( 13/06/2008 17:43)
za koa ry azamanadino tena mbola velompanontaniana foana ny amin io a
4. tess ( 13/06/2008 18:00)
nNY AHY MANOKANA aloha ny itiavako olona iray na namana io na olo-tiana dia ny toetrany ihany, tsy misy hafa tsy izay, avy teo manaraka ny rehetra....
ny fitiavana dia fo mitempo midobodoboka manome fahasambarana.... :°)
afaka hatolotra ho an'ilay olona mendrika omena azy :wink:
5. melody ( 13/06/2008 18:15)
tess:

..................afaka hatolotra ho an'ilay olona mendrika omena azy :wink:

ahona no hafantarana akia ry tess fa tena mendrika ilay olona homena ilay fitiavana? ny bandy manko be fika mahay manafina toetra gaigany :wink: be :-D :-D
6. diamondra27 ( 13/06/2008 18:23)
melody ita akia ko
7. tess ( 13/06/2008 18:25)
melody: manafina dool ireo fa izay tena mifanaraka aminjy ihany ny feeling sns miampy ny toetrany dia mba efa misy anzay klou hiafina fa ny fo atolotra azy izany :wink: :-D :-D :-D :-D
8. melody ( 13/06/2008 18:26)
azamanadino1- fa ahona e? :wink:
9. azamanadino1 ( 13/06/2008 19:50)
raha ohatra ary ka toetrany lay olona no nanaitra anareo e, de nareo ve hanaiky hiaraka aminy olona nofa be de hidoboka ve ny fo , tsy azoko ry reto ny hoe inona no atao hoe fitiavana aminareo a, matetika refa miaraka amina sipa ny bandy de manontany lay sipa hoe inona no tena hitiavanao ahy ? tsy hitako zay avaly bika ve sa toetra sa sosy fanina za reto a, ahona no fomba afantaranao koa fa tena tia anao lay olona ,ny olona anie afaka mody manao amoureus ,inona marina no atao hoe fitiavana :oops:
10. tess ( 13/06/2008 19:58)
ka efa hoe ny toetrany aloha no itiavana azy dia manaraka ny sisa...
ny manaraka ny sisa dia ilay kriteranao amzay! gout nao sa tsia ilay oul, raha gout nao dia iaraho fa raha tsia dia azo atao namana fotsiny.....


tsy hitako zay avaly bika ve sa toetra sa sosy fanina za reto a


oadray! na zazakely vao roa taoana aza dia efa mahalala hoe tiko ity olona ity fa mividy kilalao ahy foana na hoe tia mialalao miaraka amiko foana...
fa fanina am aon e????? au moins misy zvtr itiavanao azy any sa mba te hiresaka fotsiny :?: ;-)

ahona no fomba afantaranao koa fa tena tia anao lay olona ,ny olona anie afaka mody manao amoureus ,

mba hitanao sy tsapanao eny kosa ny fihetsiny e!

inona marina no atao hoe fitiavana

tena mboa tsy nitia olona mihitsy izany i azamanadino1 raha tena tsy mahalala ny hatao hoe fitiavana.
11. azamanadino1 ( 14/06/2008 05:11)
tess:
ny fitiavana zao misy ambadika koa , l'amoure etrnelle ve sa amoure par interet , ohatra zany nisy namako zay sahy niteny tamiko hoe ratsy letsy ty vadiko ty a , de inona marina no atao hoe fitiavana
ka efa hoe ny toetrany aloha no itiavana azy dia manaraka ny sisa...
ny manaraka ny sisa dia ilay kriteranao amzay! gout nao sa tsia ilay oul, raha gout nao dia iaraho fa raha tsia dia azo atao namana fotsiny.....


tsy hitako zay avaly bika ve sa toetra sa sosy fanina za reto a


oadray! na zazakely vao roa taoana aza dia efa mahalala hoe tiko ity olona ity fa mividy kilalao ahy foana na hoe tia mialalao miaraka amiko foana...
fa fanina am aon e????? au moins misy zvtr itiavanao azy any sa mba te hiresaka fotsiny :?: ;-)

ahona no fomba afantaranao koa fa tena tia anao lay olona ,ny olona anie afaka mody manao amoureus ,

mba hitanao sy tsapanao eny kosa ny fihetsiny e!

inona marina no atao hoe fitiavana

tena mboa tsy nitia olona mihitsy izany i azamanadino1 raha tena tsy mahalala ny hatao hoe fitiavana.



:D :D :lol:
12. mbaliana ( 14/06/2008 06:30)
za aloha tsy mahalala ny atao hoe fitiavana e, fa ny zavatra tsapako dia misy attirance indefinissable manintona anao vers quelqu'un...
ohatra zao zazakely iray mbola kely e, 1 an eo na 2ans dia ny réaction-ny amin'ny olona zay vao hitany presenter-ny ray amandreniny, roa ny zavatra miseho
- na lay zaza manantona anao na dia mihaotra kely aza fa rehefa zajatra anao izy dia tsy mihambahamba intsony..
- na lay zaza vao mahita anao dia tsy mety mankany aminao mihitsy fa mitomany raha vao anantonanao...

dia ANGAMBA ohatry zay koa le fitiavana, misy manintona anao any amin'le olona fa mifangaro ao, tsy ny bika irery na ny toetrany irery fa mitambatambatra zany , any ka na tsapanao aza fa ratsy bika le olona nefany tsy mampaninona anao mihitsy fa ohatry vao maika manamafy le fanintonana...
na viceversa, raha olonkafa zao no nanana le toetra efa niodinanao le olona , fa io olona iray io no manana azy dia mandefitra ianao amin'le toetra... dia lasa ny andro sy ny volana mihamafy le liaison dia lasa amour le izy na affection ....

sa ahona ny hevitrareo?
13. minoulavitra ( 14/06/2008 14:47)
Zao ry azamanadino1 a : tsotra be io fitiavana io ary tsy azo ametrahana fanontaniana be lôtra (mba tsy ho fanina eo fotsiny). Lefa tonga @lé fotoana tsy ahitanao zé avaly enao oé fa naôna ty no tia anà na fa naôna zà no tia an'azy dé zay lé IZY!!! Tsara ny hevitr'i mbaliana. Arakaraky ny taona dé miova ny famaritana ny fitiavana. Ny FITSERANA sy ny FANKAHALANA koa dia tsy misaraka @ FITIAVANA, vô meka manasaotra zà fa dé MAHAIZA MITIA DAOLO E!!!
14. brado ( 08/07/2008 12:57)
Ao anaty korontiana ao anie misy ny famaritana ny atao hoe fitiavana e!.Tsy mila resaka bobaka.Tsy resaka materialy no iarahanao amin'olona de zay no atao hoe fitiavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.485