Toro hevitra momba ny tanana sy ny hoho

1. ni81 ( 12/06/2008 20:54)
Raha tiana halefaka ny tanana ary tiana ho mafy tsara ny hoho dia ity misy toro hevitra tsotsotra:
10 cl huile de ricin (na tseroka no filazan'ny malagasy an'io)
10 cl huile d'olive
Ranon'ny voasarimakirana anankiray.
Toy izao no fomba fampiasa azy: alaivo ny bol ary ataovy matimaty ao ny huile de ricin + huile d'olive, afangaroy amin'ilay ranom-boasarimakirana. Rehefa vita izany dia atsoboy ao ny tanana mandritra ny 10 ka hatramin'ny 15 minitra. Kosikoseho avy eo.
répondu par kikisi le 27/06/2008 06:35
2. ni81 ( 12/06/2008 20:55)
Mba afindrao kely azafady fa tsy tokony ho eo io dinika io fa any @ resa-behivavy. Misaotra.
3. Belami ( 12/06/2008 21:00)
=)) =)) =)) =)) toizo eto e =))
4. tess ( 12/06/2008 21:13)
misaotra e!
5. kikisi ( 27/06/2008 06:35)
tsy olan'izany fa tohizo de asio torohevitra momba ny angadrano indray e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0812