mitady tononkira tompoko
1. stephstell
(
10/06/2008 10:04)
Sao mba mety mahita ny tonon i hira :
Ho tahiana anie i neny, sa vavaka hoan i neny (tsy fantatro tsara ny lohateny marina)
dia : Fahiny indray andro izay... Toa iray no mihira ireo, fa tsy fantatro koa.
Misaotra tompoko.
Stephstell
Ho tahiana anie i neny, sa vavaka hoan i neny (tsy fantatro tsara ny lohateny marina)
dia : Fahiny indray andro izay... Toa iray no mihira ireo, fa tsy fantatro koa.
Misaotra tompoko.
Stephstell
répondu par ni81 le 10/06/2008 11:03
2. xxx
(
10/06/2008 10:24)
Ho tahiana anie i Neny
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana amam-bolana
Dia i Neny izay nanoro
Sy nampianatra nivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena miavaka
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Hivavahako mihintsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra nitsiky
Sy nanoroka
Mbola ho tahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy halahelo
Dia tony dobo feno rano
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Angatahiko mihintsy
Mba ho eo an-trany an-danitra
Ny havelomanao ry Neny
Raha sendra tsy aharitra
Satria reha eo ianao
Tsy hakana fitovizana
Fa ny kamboty mbola kely no..
Tena fara-fahoriana.
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana amam-bolana
Dia i Neny izay nanoro
Sy nampianatra nivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena miavaka
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Hivavahako mihintsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra nitsiky
Sy nanoroka
Mbola ho tahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy halahelo
Dia tony dobo feno rano
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Angatahiko mihintsy
Mba ho eo an-trany an-danitra
Ny havelomanao ry Neny
Raha sendra tsy aharitra
Satria reha eo ianao
Tsy hakana fitovizana
Fa ny kamboty mbola kely no..
Tena fara-fahoriana.
3. ni81
(
10/06/2008 11:03)
Ireo no mihira azy @ zao fotoana izao. Hamerina ny fitadidiako kely aho aloha dia omeko anao ny tonon'ilay hoe FAHINY INDRAY ANDRO IZAY.
http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x5ai79_hotahiana-anie-i-neny-lanto-sy-liva_music :)
http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x5ai79_hotahiana-anie-i-neny-lanto-sy-liva_music :)
