Bandy voadona

1. einstein ( 10/06/2008 07:31)
Slt!
Ny ex-ko mataotra ny ho amie-ko fa hiverina oazy eny ono ny fiarahana de oainina be fotsiny izy! Inona no dikan'izany? Tsy mbola ti ve izy miten izay? Inona atao iverenany fa za tena voadona mafy mintsy t@zay nisaraka?
répondu par bafbaf le 06/06/2012 12:59
2. miarina ( 10/06/2008 08:03)
Na ny inverse koa .... matahotra izy soa nareo no mbola tia
3. ari.malala ( 11/06/2008 07:56)
tsy azoko izay tian'i einstein tenenina, ny ho amie amin'ilay ex v sa ny iverenan'ilay ex no tadiavina? za manokana kou alou ts mijanona ami amina ex zany e! refa tapaka d tapaka! :°)
4. einstein ( 11/06/2008 12:30)
ari.malala:

tsy azoko izay tian'i einstein tenenina, ny ho amie amin'ilay ex v sa ny iverenan'ilay ex no tadiavina? za manokana kou alou ts mijanona ami amina ex zany e! refa tapaka d tapaka! :°)


le iverenany mints angamba zao no tsara ko, Itanao fa zay ti adal'e!
5. einstein ( 11/06/2008 12:38)
miarina:

Na ny inverse koa .... matahotra izy soa nareo no mbola tia


Ka za ange fantany iany oe mbola ti e, sa zany ve no mampaotatra anazy?
6. RATOVOARY ( 11/06/2008 13:35)
Fa iza alou no nidemaka vôlou e? Izy sa elah? Raha izy manko no nangataka ny hiala de azo antoka fa tsy hipody zany izy, mba mitana ny hambopony e! Fa raha elah no nangataka fisarahana de na izy mamolaka an'lah na efa tena namono ny fitiavany an'lah mihtsy izy ka tsy te hiverina itsony. Ambonin'zay izy koa efa niaraka t@ouln-kafa taorian'ny fisarahanareo.
7. ari.malala ( 12/06/2008 06:11)
ekeko fa izay tia adala, fa raha za manokana d manao tanala very sampy ka ny manova no mety! tsy hijanona ami amin'ilay ex no tsy hiverina fa manova e! mamadika pejy d manorina fianana sy fitiavana vaovao mintsy! hita eo izay manenina avy teo :°)
8. einstein ( 12/06/2008 15:01)
RATOVOARY:

Fa iza alou no nidemaka vôlou e? Izy sa elah? Raha izy manko no nangataka ny hiala de azo antoka fa tsy hipody zany izy, mba mitana ny hambopony e! Fa raha elah no nangataka fisarahana de na izy mamolaka an'lah na efa tena namono ny fitiavany an'lah mihtsy izy ka tsy te hiverina itsony. Ambonin'zay izy koa efa niaraka t@ouln-kafa taorian'ny fisarahanareo.


à vrai dire, za ni-delaisser az de aveo izy lasa niova. Ny parents-ny ko no tena blem-nay e!
De zao ary; za manome cadeau anaz de raisiny tsisy fandavana mintsy, inona no dikan'izany?


9. einstein ( 12/06/2008 15:07)
ari.malala:

ekeko fa izay tia adala, fa raha za manokana d manao tanala very sampy ka ny manova no mety! tsy hijanona ami amin'ilay ex no tsy hiverina fa manova e! mamadika pejy d manorina fianana sy fitiavana vaovao mintsy! hita eo izay manenina avy teo :°)


Manin ary izy mbola mandray cadeau avy aty amna? Tsy misy fsalasalana akory amin'io an!



10. mbaliana ( 12/06/2008 19:24)
ka cadeau io koa :-D :-D :-D .. vazivazy zany fa declarer-o fanindroany izy e... possiblle koa ange izy miandry e, matoa mbola miresaka tsara aminao izy.. resaka parents rehefa matotra tsara nareo (ampy taona) tsy hitako zay olana...afaka mandà ny rad fa ny zanaka ihany no hivady..
11. ari.malala ( 13/06/2008 07:09)
cadeau marina io ko hihihihihi! laingako zany an:-P mety te hiverina angamba izy zany hoe tena miaraka nareo no tiany fa tsy amis. Fa hoe manin ny parents ny? tsy ny RAD ny anie no hiarahanao fa izy e! ary ny heviny manoloana ny hevitry ny RAD ny? hihihihihi! in aza ity miverina am naloany ty ry einstein a! refa ni delaisser d hatram farany fa aiza no hisy anizany hoe avelako kely d raisiko ndray avy eo, nga izy ty aponga miantona? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. tony28 ( 28/07/2008 16:48)
bon, raha ny faitak ny hevtrilé sip de tsy te iverin ntsony izy matoa manao an'izany! misy antony ao?????????? sokiro e! mety misy fôlaitra nataonlà ve ?????????????????
fa conseil mitadiava hafa milay de asehoy azy fa tsy mivak loha élà de arakarakyny réaction any eo @zay no andraisan'ialahy décision e!
13. einstein ( 30/07/2008 14:31)
Mis zavatra afaafa dray ty!
Accidentée le sipa de maratra mafy, rapa dôl ny visage-ny, misy nozairina, mivonto be ny la tête-ny! tena mampalaelo izy! mbola ts naatsiaro tena iz no namangy teny @ hopital za!
aona ra maatsiaro izy, tokony mbola hamangy ve einstein?
mety hahasorena azy ve ny andehanako any?
14. todisoa2 ( 04/08/2008 14:11)
mahereza namana.
15. bafbaf ( 06/06/2012 12:59)
eee!!! aza mankany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0642