fiaro

1. sologose ( 09/06/2008 12:17)
Bold text
ny anticorps ntsika rehefa reraka na misy corps hafa tafiditra na ny fiovaovana nytoetr andro dia ity misy torohevitra tsotra , maka tantely 4 cas jaune 2pcs 1citron 1 gingembre voatoto 60grm beurre hatsonika ny beurre, miaraka amin ny tantely ,afangaro amin ny sakamalaho ,esorina anaty bain marie , asiana ny jaune d oeuf sy ny citron , afangaro tsara dia sotroina 2cas maraina sy atoandro alohan ny hisakafo tsotra fa mahasolo ny cac1000
répondu par Bola le 20/07/2008 00:11
2. fahamarinana ( 09/06/2008 14:39)
:arrow: tsy ohatran'ilay fanome ny ankizy mikohaka ve io lazainao io sa hafa mihintsy ,tsaroko namboarin'ny mamanay zvtr ohatrizay aho fony mikohaka tany dago izay mbola tohizako am ankizy na dia aty alvitra aza.(l)
3. iaboba ( 10/06/2008 05:52)
Azafady moa mba azavao tsara fa tsy azoko tsara tsara le pcs sy cs. Tena flask mantsy za zao de mila fanafody naturelle otran'izany. Merci d'av
4. booboo ( 10/06/2008 09:12)
fahamarinana > tsy rehefa mikohaka ihany kah, fa mitovy @ fihinanana lé calcium 1000 mg beee sy ny tariny ireny io fa raha natoraly aby no ampiasaina. Zà refa reraka zao dia manao an'io kounkou.

iaboba > ny fahazoako lé pcs zao a petite cuillère à ?? ( hihihihihi ) dia ilay cs indray a cuillère à soupe. fa mety tsy ho izany a hihihihihihihihi.
5. fahamarinana ( 10/06/2008 11:03)
:arrow: booboo :Hay ? tena mbola tsy naheno an'izay ndray aho dia misaotra anareo nampahalala fa dia na za aza tia koa.Ny tiako ho fantatra fontsiny hoe atao mandritra ny firy andro ilay izy sa na mihinana foana dia mety rehefa mbola mahatsiaro tena reraka iny,sao lasa be calcium ndray manko avy eo....Dia lasa miridiridy be loatra.. :)
iaboba :Ny ahy rehefa manao azy dia tsy misy re7 fa afangaroko bodaka ao daholo (nefa tsy mety zay an...) ka raha araka io voalaza etsy ambony io dia ohatrizao ny dose-ny zany (selon sologose ):
-4 c à soupe de tantely
-2 jaunes d'oeufs
-1citron
-1 gingembre voatoto
-60gr de beurre fondu
Dia manafangaro azy sisa dia homana amin'izay (l)
6. sologose ( 10/06/2008 11:44)
booboo:

fahamarinana > tsy rehefa mikohaka ihany kah, fa mitovy @ fihinanana lé calcium 1000 mg beee sy ny tariny ireny io fa raha natoraly aby no ampiasaina. Zà refa reraka zao dia manao an'io kounkou.

iaboba > ny fahazoako lé pcs zao a petite cuillère à ?? ( hihihihihi ) dia ilay cs indray a cuillère à soupe. fa mety tsy ho izany a hihihihihihihihi.



Bold textrehefa lany iny fangaro iray iny kosa dia mijanona , raha tsy izany dia hanondro lalana eny foana
7. iaboba ( 11/06/2008 08:51)
merci,
Efa ninana za de mba efa azoazo izao.
8. matsuda ( 16/07/2008 11:02)
manahona daholo
efa manadrana anio za fa tena mafana be mihintsy aty japon @ izao betsa be ni olona efa zokizokiny maty nohony afana 8O tena mahatsapa za fa fiovany toetandro mintsy maha tonga ny arerahana be , misaotra @ namana mazotoa daholo de mirary fahasalamana feno amintsika aby
9. haritianah ( 17/07/2008 07:49)
mampitony aretina maro mihintsy io fangaro lazainareo io; tenda,koaka,vizana,ca araka ny lazainareo.
Fa na dia Ranona eauvive + tantely aza no atao dia isany mifoa maraina dia misotro 1Vera ary ny atory alina misotro 1vera dia tena miaro ny vatana tokoa.
Ary mampatory no mandevotsakafo koa.
10. Bola ( 18/07/2008 03:14)
haritianah:

Fa na dia Ranona eauvive + tantely aza no atao dia isany mifoa maraina dia misotro 1Vera ary ny atory alina misotro 1vera dia tena miaro ny vatana tokoa.
Ary mampatory no mandevotsakafo koa.


Dia rano firy ampiarahina @ tantely firy aza fady...
misoatra betsaka anareo mizara!


11. haritianah ( 18/07/2008 16:40)
eauvive 1,5litre dia tantely 5sotro fihinanambary. Tsy dia azo atao maro loatra koa ny tantely.
12. Bola ( 20/07/2008 00:11)
haritianah:

eauvive 1,5litre dia tantely 5sotro fihinanambary. Tsy dia azo atao maro loatra koa ny tantely.

Misoatra betsaka! Andramana koa io..asiana kely an io ny rano sotroina vao maraina izany!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1539