HATSIKANA

1. endrika01 ( 05/06/2008 16:19)
Tantarana mpivady indray izy ity!Ry zareo moa \'lay tsy dia mifanaraka loatra fa fiadiana lava hatramin\'ny nivadiany! Tamim-boalohany aloha tsy dia olana be loatra zay,fa tato aoriana kosa dia hatramin\'ny vilia avy no ifapitorahana eran\'ny trano,refa raikitra ny ady vava! Indray maraina refa nitsahatra ny fifanipazana vilia dia namoaka pistolet hatrany am-paosy ramatoa ary nanambana ity vadiny! Sady niteny hoe:Manomboka anio,raha mbola misy feo mivoaka @io vavanao io!Tonga dia aleoko mananon-tena!=))=))=))=))=))
répondu par endrika01 le 24/06/2008 10:51
2. ainaheri ( 05/06/2008 17:43)
:roll: :roll: :roll: hatsikana ve zany??
3. endrika01 ( 05/06/2008 18:18)
Mise en scene angambany ô!=))
4. endrika01 ( 05/06/2008 18:32)
Tena hatsikana io an,sady misy frissooone kely:-P
5. namanabe ( 08/06/2008 10:49)
Mampihomehy be
6. endrika01 ( 08/06/2008 10:53)
Manomboka anio,raha mbola misy feo mivoaka @io vavanao io!Tonga dia aleoko mananon-tena!



fia tsy misy mifampivazavaza tsony zany kou,lasa maona ry zareo =)) =)) =))
7. ainaheri ( 08/06/2008 13:41)
Tsy manona mitsy izy ka.....fa i endrika rery zao no miteny eo :roll:
8. endrika01 ( 09/06/2008 07:27)
ainaheri>ka hita fa marin zany!Ry zareo zao mivandravandra be fotsiny!Na mety manao baiko moana=))=))=))
9. mmmhh ( 09/06/2008 08:05)
inn ny dikan'zany? mampme be ve?
10. endrika01 ( 09/06/2008 18:58)
mmmhh:

inn ny dikan'zany? mampme be ve?



Hazavao fa tsy mazava lay tianao lazaina,ny dikan'inn?:-D:-D:-D
11. Koditra ( 12/06/2008 15:39)
=)) =)) =)) =))
zay vao tena azoko ilay izy. Efa mba nahazo vaovao momba ny tohiny ve endrika01, izany hoe efa namono tena ve zay ilay ramatoa ? Sa ilay rangah mbola tsy vizana manao baiko moana foana h@ zao? Dia ahoana zany zao refa hanao calin calin an'mpivady? Tsisy mots d'amour? (ilay ramatoa @io efa miaraka @basy foana eny ambalahana ... :lol: :lol:
12. endrika01 ( 12/06/2008 20:04)
Koditra>hi hi hi,tsisy calin calin tsony ngamba kou!Tsisy p\'t mots d\'am tsony:-P na mety soratan-dreo @papi e pelira=))=))=))
13. AndoRAL ( 20/06/2008 08:35)
Merci endrika01 an!
Ry zareo izao lasa manao serasera @ ordi sisa :-D :-D
14. endrika01 ( 24/06/2008 10:51)
AndoRAL>de refa tsisy ordi,de angamba ny tamboho njay,de soratana @saribao,de tsy sasana ny tanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745