Ahoana no tena fandehan'ireny mpihira ireny?
1. ni81
(
05/06/2008 11:02)
Mba misy fanontaniana manitikitika ity. Ireo mpihira izay mindrana hiran'olona ao dago ve @ zao fotoana izao dia mbola mandoa vola any @ OMDA sa afaka mindrana @ zao fotsiny? Dia misaotra sahady an'ireo izay hamaly.
répondu par hertix le 11/06/2008 14:00
2. xxx
(
05/06/2008 11:31)
ni81:
Mba misy fanontaniana manitikitika ity. Ireo mpihira izay mindrana hiran'olona ao dago ve @ zao fotoana izao dia mbola mandoa vola any @ OMDA sa afaka mindrana @ zao fotsiny? Dia misaotra sahady an'ireo izay hamaly.
efa misy démarche manokana ataony amin'ny maha artiste interprète azy !!!
3. ni81
(
05/06/2008 17:26)
efa misy démarche manokana ataony amin'ny maha artiste interprète azy !!!Misaotra.
Mitovy ihany koa ve ny démarche ataony na dia mamoaka CD na cassette aza izy avy eo (mbola ilay mindrana hiran'olona ihany no tiako hanontaniana).
4. fahamarinana
(
06/06/2008 07:01)
:arrow: ny tokony ho izy dia zay fa asa fontsiny hoe misy mpanara-maso ve hoe tena naka alalana ilay ranamana sa miandry ho tratra ,ny tiako tenenina hoe raha tena artista dia mba tokony hanaja ny vokatry ny hafa satria respact daholo zany et réciproquement...Mpamoron-kira angaha i ni81 aloha....sa hanao mpihira ?? (l)
5. ni81
(
06/06/2008 11:19)
ny tokony ho izy dia zay fa asa fontsiny hoe misy mpanara-maso ve hoe tena naka alalana ilay ranamana sa miandry ho tratra ,ny tiako tenenina hoe raha tena artista dia mba tokony hanaja ny vokatry ny hafa satria respact daholo zany et réciproquement...Mpamoron-kira angaha i ni81 aloha....sa hanao mpihira ??:lol: :lol: Tsy mpamoron-kira aho fa tena tia hira sy mihira ihany koa @ fotoana rehetra mahamety azy fa tsy "pro" akory e.
Fa ny antony nanontaniako dia misy dadan'ny namako izay mpamoron-kira dia nirain'olona ny hirany ary namoahan-dreo CD.
6. hertix
(
07/06/2008 08:11)
Mampalahelo ihany anefa indraindray (aleo ataoko hoe indraindray!) fa mifamono an-toerana ireo mpihira e! Mody hoe mihindrana mihindrana fa tsy mandoa droit d'auteur akory. Sady ny tena olana dia raha ohatra ka miera @ tompony ilay mpanakanto, ka na dia tsy manaiky aza ilay tompon-kira, dia azon'ilay mpanakanto atao ihany ilay hira raha mambran'ny OMDA ilay mpamorona. Dia tsy hay marina intsony izany hoe miaro ny zon'ny mpamorona @ inona izany ny OMDA?!!! Ohatra iray mivaingana ny sangan'asan'i Naly Rakotofiringa...
7. fahamarinana
(
07/06/2008 08:37)
:arrow:mba dadany koa zany hoe rehefa miera ka raha manda ny tompon-kira dia mbola azo atao,dia inona no dikan'ny fampilazana ary eto,miankina amin'ny tsi11 sisa zany. :( (l)
8. hertix
(
11/06/2008 14:00)
indrisy fa izany tokoa e! Miankina @ fahendren'ny artista tsi-1-1 ilay izy! Aza hitako ka hiala any koa ny fanaovana ny sangan'asan'i Romule!!!!! Mba dradradradraina ny hoe "ady @ piratage" ,nefa izy samy izy aza mifampi-piraty!!!!
