malalatiana tif a tif
1. raritina
(
02/06/2008 19:27)
mba te hahazo ny tononkira io
répondu par endrika01 le 04/06/2008 08:03
2. xxx
(
03/06/2008 07:24)
Mahalala tiany ianao, sa tsy mahalala, tsy tia
Vadinao hajaina f'izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e
Mahalala tiany ianao, sa tsy mahalala, tsy tia
Vadinao hajaina f'izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f'ianao lay tiany e,
Sao hanenenana e e
Izy anie matoky anao
Ianao ary manao ny atao e
Rehefa tonga aty manambitamby ery
Tsisy mahalala ny hadalana
Izy anie ka mitomany
Tsy avelanao mba manontany
Ny hafa ary indray no voatambitamby ery,
Nefa tsy tompon'ny fitia

Hajao izy e, f'ianao ilay tiany e,
Sao hanenenana e e
Izy anie...
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=183

3. endrika01
(
04/06/2008 08:03)

raha maro ny vhv mahavita miteny zany @kôfa d be ny tokan-trano no hilamina!:-P