Malagasy metisy sinoa tao ORLY
1. ni81
(
02/06/2008 05:53)
Misy malagasy metisy sinoa tao ORLY.
FAUX VISA. Mercredi dernier, la police des frontières françaises a interpellé un jeune homme en possession d’un document de voyage falsifié.
Un Malgache arrêté à Orly
Un jeune homme malgache, métis chinois, a été arrêté par la police des frontières françaises à l’aéroport international de Paris Orly, mercredi dernier, alors qu’il tentait d’entrer avec un visa falsifié. Les éléments de la police ont aussitôt pris leurs dispositions, devant les qualités douteuses de ses documents de voyage. Le jeune tuléarois a été transféré sur le champ sur un vol à destination de la Grande Ile. A son arrivée à Ivato, il a été accompagné par des éléments de la police de l’air et des frontières et emmené au bureau du département de la surveillance des territoires à Anosy. Et ce, afin d’être auditionné, avant sa présentation devant le Parquet, vendredi. Après cet examen, le jeune homme a bénéficié d’une liberté provisoire.
Doutes
Mais l’affaire est loin de son dénouement, puisque le dossier passera devant les juges d’instruction cette semaine. En même temps, la police entreprend des recherches sur l’origine de ce faux visa, et les complices de ce jeune métis chinois.
« Lors des contrôles d’usage à son départ à l’aéroport international d’Ivato, la police de l’air et de frontière malgache avait déjà des doutes sur les documents de voyage de ce jeune homme, mais il a pu continuer son voyage, et ce, après consultation de différentes entités », a-t-on indiqué. Finalement, le pot aux roses fut découvert à l’aéroport d’Orly avec les appareils de contrôle plus perfectionnés de la police des frontières françaises. Rappelons que ce jeune homme a quitté le pays mardi dernier, à bord d’un vol de « Corsair Fly » à destination de Paris Orly.
Avec ce projet d’extension de l’aéroport international d’Ivato, espérons que les éléments de la police de frontières malgaches soient également dotés de matériels plus performants afin d’éviter ce genre de problème.
Aina R.

répondu par yonikafopl le 31/07/2008 22:06
2. xxx
(
02/06/2008 06:52)
tsy hitako mintss we inn no hanaovana adalana tahak'zao ! de tte façon tsy maintsy tratra ihany anefa ! ny contrôle aty efa tsy hita intsony zay hihainana de mbola mi-riska manao an'zao ihany !
3. newyork2007
(
02/06/2008 10:30)
Dia ahoana ary ny fomba nahatafavoaka azy avy any Dago raha izany ?Ny polisy ao Dago zany no nanao tandrevaka satria matoa izy tany Frantsa no tratra dia misy antony tsy mazava ao!
4. yonikafopl
(
02/06/2008 10:56)
zay no vokatry ny risoriso eeeeeee, de tratra vo mody mifanilika ny polisy we efa nahiana iny fa nalefa ihany avy eo tssssssssssssssss
5. ni81
(
02/06/2008 11:03)
zay no vokatry ny risoriso eeeeeee, de tratra vo mody mifanilika ny polisy we efa nahiana iny fa nalefa ihany avy eo tssssssssssssssssMety efa hitan-dreo tokoa io fa nitsolotra dia nalefa, dia mody fanina avy eo. :roll:
6. ainaheri
(
02/06/2008 11:06)
Mety hoe riso² ny nahatafavoaka azy tao Ivato...
Na kou tsy sahy nitazona azy ny polisy fa nametraka fotsiny ny ahiahiny nohon'ny fitaovana tsy ampy eo ampelatanany!!
Na kou tsy sahy nitazona azy ny polisy fa nametraka fotsiny ny ahiahiny nohon'ny fitaovana tsy ampy eo ampelatanany!!
7. fahamarinana
(
02/06/2008 11:13)
:arrow: dadany be zany ,tena alllez-retour direct zany dia ahoana ny voandalana amin'izany klé.. :) (l)
9. rurik
(
02/06/2008 14:55)
ny ahy indray ny eritreritro de we ny gasy mbola tsy ampy fitaovana hijerena le pasport ka mety izay no nahatafavoaka azy tany , fa ny aty ivelany efa tomombana ny fotaovana de izay no nahatratrarana an'i lery ;
sady le tsolootra ko eo andaniny ,
sady le tsolootra ko eo andaniny ,
10. tess
(
02/06/2008 15:14)
yonikafopl:
zay no vokatry ny risoriso eeeeeee, de tratra vo mody mifanilika ny polisy we efa nahiana iny fa nalefa ihany avy eo tssssssssssssssss
jehhehehe!e marina izany aky ah! izay mitsy ilay risoriso noresahitsika tary! ny polisy anisan'ny maloto amzao... ny azy vola fotsiny fa fatany zao fa tsy maitsy hoe ho tratra ilay ranaman, lay bandy no ni risk......
11. fahamarinana
(
02/06/2008 18:33)
:arrow: zany ve tsy tebiteby be hatraty france,tsy vitako ndray iny,mandeha normale aza efa mampiasa loha hoe hosavaina ny entana,ny embetement manaraka sns sns ka maika tena papier sandoka zany.Dia mbola tantara tsy vita na any dago aza zany ny azy ve ? tsy manome tsolotra dia vita ndray ny tantara ,com dab...? (l)
12. tess
(
02/06/2008 20:44)
ka vita hatreo ny fivoahana a
mandeha europe ny azy ! izay no loza fa zay kotsolotra sy risoriso any mbola mande tsara io any, indrindra amzao fiainana miaka-bidy izao...
tam ra8 vao lany iny no nisy fanaraha-maso be ny risoriso fa zao toa niverina dool....

13. ainaheri
(
03/06/2008 04:52)
Voa roa otran'ny akoho zany lery ,f'aza mahavoa ny ovy ny angady,lery zao diso natoky an'ireny panao ttsy reny lotra,ny an'ireny zao ny ahazoany ny volanao no tanjony fa na fantany aza fa zvtr tsy ho tafa d asisiny ihany enao gggrrrrrrr!! Zao ny vola lany ny tena afabaraka ,mbola tsy fanytatra kou ny ahazo any dago
14. yonikafopl
(
03/06/2008 05:20)
izy mety tsy hisy hahazo azy any Dago, fa voan'ny sazy mihantona tsy mahazo mivoaka ny teritoara tsony farafahakeliny 5 taona. Fa io kou dia mbola ahitan'ny sasany fika foana aaa, firifiry ny manova anarana de manova pasipaoro de tafavoaka ihany. Misy fantako 3 na 4 eo zao aty Liban niova anarana dia tafaverina soa amantsara aty indray , risoriso doly zany rehetra zany.
15. tess
(
03/06/2008 05:42)
ka io lay risoriso misy foana fa ny sasany be vava hoe tsy misy itsony e! tsy misy tsony :°)
nisy sipa fatako zay ndray, nisy olona nilaza manao visa risoriso azy, lasany tany ny paosipaoro sy ny vola be, ny fotoana tokony hifanomezana ny pasipaoro plus visa satria ny tiket d'avion efa novidina
ka hoe afaka 2 jours no hande hono dia tsy tonga ilay oul nitokisana nanao ilay izy dila ny paispaoro vola.....aza manody ny goavy manta
aleo hande norme ihany re oul ny fivoahana fa refa tsy lasa dia tsy lasa ah!
ataovy hanatra ny resaka risoriso ity fa voa double na tripple mitsy aza

16. yonikafopl
(
03/06/2008 06:03)
za kalou efa tratran'io eeeee, havako ihany no nanodina fa main'ny hoe andeha ho any amerika ny tena tamzany, fa nataon'izy mianakavy nipoaka wa ny dolarako hihihihihihihi, ny pasipaoro mba naveriny fa ny vola nakepony :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
17. fahamarinana
(
03/06/2008 08:12)
:arrow: mety tsara tsiro zao zany dollars zany yonika o,matoa laniny daholo. :wink: ,aza manody ny goavy manta fa rehefa sendra fianakaviana no mamely tena maharary tokoa.Za ndray nisy havana toy i yonika io koa, tsy nanana papier nefa te hody dia hoe ny pass-ko no indraminy dia averiny avy eo hono fa zahay mitovitovy (izy aminio 50ans an..) fa nolazaiko mora hoe mandehana maka laisser-passer any am ambassade fa ny ahy tsy omeko.Dia nilamina ny tantara fa za tamizany sady nitebiteby hoe ahoana no hanazavako azy,ahoana no handraisany azy sns..sarotra be e. (l)
19. miantsara
(
04/06/2008 08:23)
grav ko zan rzareo ah sad favy ko alou le fikan lery t@le fau visa eh,ef maf kos ge n fiainaan eto dago eto de aleo mipitsik kos kle tokn asin fieritreretana ihany fa rah za lery ni trav sipa vazah fotsn de nanambady vazah de tsis koa ny fandehanana @zai eh niafiko na vizongo nofa be az
20. ni81
(
04/06/2008 11:41)
grav ko zan rzareo ah sad favy ko alou le fikan lery t@le fau visa eh,ef maf kos ge n fiainaan eto dago eto de aleo mipitsik kos kle tokn asin fieritreretana ihany fa rah za lery ni trav sipa vazah fotsn de nanambady vazah de tsis koa ny fandehanana @zai eh niafiko na vizongo nofa be azFa angaha moramora ambakaina toy izany tsony zao ny vazà? Efa hainy daholo ny hafetsifetsena fanaon'ireo fetsifetsy, indrindra moa ireo tena voa mafy lasa nitantara t@ zay olom-patany rehetra, ary io no mahatonga ny betsaka tsy mety hisoratra intsony matetika fa aleony miara-miaina @ concubinage dia vita. :roll: