tantara marina!

1. xxx ( 01/06/2008 23:39)
somary lavalava:
-vohaloany indrindra aloha de nanao xxx zah fa tantara tena marina ty ka raha sendra miditra tampoka ato le olona resahiko de tonga de hainy oe iz no resahina satria misy ny sariko ato!!
-de faharoa de nataoko tato @ hatsikana le iz satria mapimé anah ihany ilay fandehan'ilay tantara
-de fahatelode ny fotoana sy ny ol somary novaiko kely ba tsy de hitovizana tsara @ le tantara tena marina!
zao aza!
folo taoana lasa izay(ny tena tôna ko novaiko) de nisy bandy vô 20 taona niaraka ary niteraka t@ vevavy 30taona!
folo taona zany ny elan'elan'izy roa. ilay vevavy nefa efa nanajanaka vavy 12taona t@ zany fotoana zany!! zany oe 8taona no elanelan'ilay zanaky le vevavy sy ny vadiny!
niteraka iz mivady kelikely taty aorina! folo taona taty aorina anefa de nisaraka le bandy sy le ramatoa! zany oe le sipa efa 40taona ary le bandy vô 30taona,ny zanaka vavin'ilay ramatoa kosa 22 taona!
fa ilay fandehan'ilay tantara de nisaraka t@ ilay vevavy zokiny 10 taona ty ranamana (efa niteraka ray moa ry zareo)
de niaraka t@ ty zananbadiny ,zany oe ilay sipa kely 22 taona zank'ilay ramatoa vadiny taloha ihany!i ramatoa moa tsy naninona t@ ty zanany satria efa nisaraka iz mivady zay le bandy vô niaraka t@ ilay zanany!
fa ny mapimé anah de izao niteraka t@ le zanak'ilay ramatoa ko ty bandy
atao oe lahy ny zanany t@ le vevavy zokiny 10 taona de atao ko oe lahy ihany ko ny zanany t@ ilay sipa kely!
de ahona zany fandehan'izany ozy nareo? satria ilay sipa zanaka zany zao de nanambady ny rain'ny hanadahany (demifrere),lasa tsy raikeliny tsony fa lasa vadiny!de ahona ny fifandraisan'izy roalahy zanak'ilay rangah?mpirahalahy(demi frere) satria zanaky lery (t@ reniny vadiny taloha sy ny vadiny @ zao) de nefa koa dadatoa an'ilay zanaky lery ny zanany voalohany satria anadahan'ity mamany!
asa raha azonareo ilay tantara!
mpiarahala ny zanany satria zanaky lery doly ! nefa koa neveu sy tonton satria anadahan'ny reniny sy zanaky ny ray!!
niterahan'ilery zany iz mianaka eh!!fa ilay situation no mapimé!
mpiaralahy ny zafikelin'ilay ramatoa sy ny zanany!

:wink:
répondu par F.Mandrara le 02/05/2017 04:17
2. ikaretsaka ( 02/06/2008 03:48)
mamofona filmE izy izany :-D
3. rebeccaF ( 02/06/2008 09:10)

Io no antsoina hoe: inceste.

Mampihomehy ny olona satria hafahafa, sady tsy fomban'olombelona.

4. rebeccaF ( 02/06/2008 09:20)

Io no antsoina hoe: inceste.

Mampihomehy ny olona satria hafahafa, sady tsy fomban'olombelona.

5. sytl ( 02/06/2008 10:29)
mba manao ôtran' feux del'amour ry zareo zany kou! :roll:
6. xxx ( 02/06/2008 14:52)
rebeccaF:


Io no antsoina hoe: inceste.

Mampihomehy ny olona satria hafahafa, sady tsy fomban'olombelona.





diso enao!! tsy misy resaka inceste le iz satria tsy zanany ilay sipakely fa zanabadiny!!
zany oe sany niterahany zany ny vadiny sy ny zanabadiny
7. xxx ( 02/06/2008 14:55)
ikaretsaka:

mamofona filmE izy izany :-D



tena tantara marina io ry ika fa tsy film an!! hitako mintsy le tantara satria jô-ko taloha le sipakely iz lasa nanabady an'i papakeliny zao!!
zay no hanaovako xxx satria tonga de kobony raha sendra miditra serasera iz
8. rebeccaF ( 02/06/2008 19:49)

xxx: Aza maika ny handiso ny zavatra lazaiko satria ny valin-teninao hanoherana izay voalazako dia manamafy ny zavatra nambarako.

Hoy ianao: tsy zanany ilay sipakely fa zana-badiny. Dia mbola nampianao hoe: samy niterahana izany ny vadiny sy ny zanam-badiny.

Raha vadin'ny Reniny dia Rainy izany no dikany. Ary tsy vitan'ny hoe vadin'ny Reniny fa mbola Rain'ny anadahiny ihany koa.

Lazaina koa fa inceste io satria: misy fifoterana ao, ka mahatonga ny olona tsy hahay hamaritra intsony hoe: iza no zanaka, ary iza no ray aman-dreny. Ary raha manao ny arbre généalogique an'ireo olona ireo ianao dia hahita fikorontanana goavana.
9. xxx ( 02/06/2008 23:25)
rebeca>tsy aiko aloha fazah zany no tsy mahay teny vahiny fa tsy inceste zany amiko eh! raha tsy oe anga misy sene bedebe ny inceste!
10. endrika01 ( 04/06/2008 18:07)
Mifototra ve zany ry zareo sa samy naka hoazy?Amiko alou dia mifamototra izany!Na tsy zanaka nikambanana aza,satria naterakin\'ny kibon-dramatoa vady be, renin-drazazavavy lasa vadikelin-drangahy.Raha zanaka natsangany tsisy mintsy ny olana!Satria tsisy mapifamatopatotra afa-tsy ny sonia natao teo anatrehan\'ny fanjakana,fa ity kosa aloha tena mba mahamenatra sady izy mintsy no renin-janaka raha mpirahavavy no nataony an\'io, mba lasa we vadin-joky kilalaon-jandry!!! ny anay aza ny cousin-nay any Ottawa,mifanalavitra be raha tantaraina de tsy mahazo mivady we,fa tena fady!:-D:-D:-D
11. ari.malala ( 05/06/2008 07:51)
omeo ana zany couzin andry any Ottawa zany ry endrika a :-D :-D :-D
12. rebeccaF ( 05/06/2008 15:57)

Ampina kely ilay fanazavana mba ho azon'i xxx:

Io rangahy io en meme temps:
>>> ho an'ilay ramatoa renin'ilay zazavavy:
- Vinatony satria vadin-janany
- Rain-janany koa satria vadiny, niterahany iray

>>> ho an'ilay zananak'ilay ramato
- Rainy satria vadin-dreny niteraka azy.
- Zoadahiny satria vadin'ny anabaviny.

>>> Ho an'ilay zazavavy (zanak'ilay ramatoa)
- Vadiny sady rain-janany
- Rainy satria vadin-dreny, sady rain'ny anadahiny.

Izy mianaka kosa, ilay ramatoa sy ny zanany vavy, dia sady mpianaka no mpirafy vavy.

Ny inceste ra-xxx dia tsy voafetran'ny hoe: mpihavana akaiky ihany. Ireny olona manam-bady olona tokony ho zanany ireny izao dia efa azo lazaina fa inceste. Ohatra: lehilahy 70 taona manam-bady tovovavy 20taona, na dia tsy mpihavana aza ireo dia efa azo lazaina hoe inceste, satria toy ny mpianaka ireo fa tsy mety ho mpivady mihitsy.
13. endrika01 ( 05/06/2008 18:42)
ari.malala>tena serieuse ve njiko e,ampidiriko anie e!:-P
14. mmmhh ( 09/06/2008 08:55)
Mampahatsiaro an'ah ny hiran'i Clo Mahajanga zany tantara izany, ........ny mamany talohan'ny zanany e...................
15. Topher ( 07/12/2016 09:56)
Efa hoavy tokoa zany ny fara andro.Efa hitovy @ biby zao ny olona sasany.
16. F.Mandrara ( 02/05/2017 04:17)
hahahaha, mapme
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0978