Dieny mbola tsy lehibe ny ankizy

1. xxx ( 30/05/2008 00:29)
Rehefa mbola kely ny ankizy no tena manana fahafahana matanjaka be mihitsy hianatra zavatra. Na zavatra ara-tsaina io na ara-batana, mitovy ihany. Aleo ange asiana ohatra vitsivitsy :
- firy taona ry Mozart sy Beethoven ireny no nanomboka nanao mozika ?
- firy taona i Kasparov no nanomboka nanao echecs ?
- firy taona i Pascal no nanomboka nanano matematika ? ary i einstein ?
- firy taona i Jet Li no nanomboka nanao kung fu ?
- raha niandry 10 na 12 taona izao ity sipa kely ity vao nanomboka nianatra piano, possible hahavita an'izao ve? http://www.youtube.com/watch?v=R_WBdb4Hu_Y&feature=related

Mipetraka ary ny fanontaniana :
Iza no tsara sy mety kokoa :
- ny raiamandreny sy ny manodidina azy ve no mi-orienter ny ankizy, mety mbola tsy manana safidy kanefa manana potentiel matanjaka be amin'ny fahazazany ; izany hoe vao manomboka miana-miteny sy mandeha ny ankizy dia efa faritana ny ho lalan'ny fiainany
- sa aleo ny tsirairay samy avela manao izay safidiny amin'ny fiainany, izany hoe tsy maintsy andrasana ho lehibebe kokoa izy mba hananany safidy, kanefa efa mihena koa ny potentiel ahafahany ho faran'izay pointu amin'ny taranjany

? :idea:
répondu par endrika01 le 06/07/2008 14:27
2. pissoa ( 08/06/2008 16:53)
:-D :-D :-D :-D :-D

Orienter-na dia ny kely, saingy tsy borner-na hi hi hi.
3. endrika01 ( 09/06/2008 13:21)
Marina tokoa aloha izany e,fa tsy hay faritana mintsy we ,aiza ny sehatra hametrahana azy!Hoatran\'ny zanakin\'ny rahavaviko zao;vao 6 volana ny zanany dia nitsangan-drery,dia mikitikitika radio rery eo,de fantany avy hatrany we iza lay onjam-peo henoin\'ny ao an-trano;raha misy lay misaosao be,mifangaroharo iny,dia hainy ny mitady we aiza ilay boutton kitihana,ny mampiakatra ny volume rehefa tenenin\'ny reniny we ataovy mafimafy,tsy lainga fa tantara tena marina io lazaiko io!Alefany rery ny télé,de ndray kapohan\'iDADAnay fa we be kitikitika,de ozizy aho we aiza no ahalalanareo raha hiasa @onjam-peo izy any aoriana!Zazakely io aza izy dia mahalala we iza no onjam-peo fihainonareo,ahoana no fandefasana télé.Refa tsy ao an-trano ny lehibe dia mba mijery télé irery eo izy!3taona izy zao,ny hira rehetra mande @radio hainy avokoa ny andininy sy ny feony,ny karazana dihy rehetra hitany ao @télé sy ataony ankizy,dia hainy avokoa tena mitapim-bava aho mijery ny film-ny,we ataovy ny kilalaka,madio mints ny gorodona,ny sumurf,ny fandihany Michael J, hip hop ,refa fandihy retra,de refa mandre ny hira nihirairainy t@izy 6 -8mois de mba we zany ny hirako talou Tati a.======>de manodidina ny zavan-kato ve zany no hi-orientena azy hozizy i xxx?
4. xxx ( 09/06/2008 14:22)
endrika01 >>> i endrika ity raha hampiresaka tsy laitra a, dadabenay 150ans e zanak'i zokinay 6 mois dia mitsangana irery mandefa radio . Ekeko fa misy génies , fa na génies daholo aza nareo rehetra , tsy misy zaza 6 mois mitsangana irery izany fa izahay aza ampiresahina eto a

izy izany tsy mba misy zavatra normal resahiny eto fa exceptionnels be daholo
5. mignone ( 09/06/2008 15:37)
itsikio fotsiny ry xxxx a !
6. fahamarinana ( 09/06/2008 16:07)
:arrow: inona hono no lazainy!!!!!! :) (l)
7. HESHA ( 11/06/2008 10:36)
raha dieny mbola kely, dia aona no ahalalana hoe inona no tokony hi-orienter na azy. Nefa ny sekoly ary ty las mis jardin d'enfants, toute petite section, petite section, moyenne section, grande section zay vao T1.
Hihihihi, efa nihena ny heriny ra kely izy no nila orientation, kozy e .......
8. endrika01 ( 11/06/2008 12:48)
xxx:

endrika01 >>> i endrika ity raha hampiresaka tsy laitra a, dadabenay 150ans e zanak'i zokinay 6 mois dia mitsangana irery mandefa radio . Ekeko fa misy génies , fa na génies daholo aza nareo rehetra , tsy misy zaza 6 mois mitsangana irery izany fa izahay aza ampiresahina eto a

izy izany tsy mba misy zavatra normal resahiny eto fa exceptionnels be daholo



Anjay kosa ty xxx e,tena resaka mitombona no lazaiko anao,
tsy maninona mintsy fa lazaiko eto ny anarany" DANIEL CEDRIC"
masiatsiaka zay ihany i papanay,refa bedy izy ,io zanako kely io,ny ankizy rehetra matahotra an'ny papako fa izy kosa,refa manao siesta iny ny papako,ka mikikika na mitabataba io zaza io de voatrerona be ,dia ny ataony:lasa izy miakatra eo ampandrina dia miondrika be eo an-tongotri-papanay!de zah njay no mangoraka be,we zazakely io ve de mahalala we mifona aho Dada,izy tsy miteny we dadabe fa ataony we Dada ny papanay!tezitra be ny mamako dia miteny we:ny anao kou zazakely io de mahafaty anao ve ny mampitraka azy teo antongotrao!?

tsy izay ihany ,fa ry zareo mpivavaka be,derefa marary i mamako de hametrahan'ireny pastera ireny thanana,angamba hitany izany,

de hoy i mama, Daniel ametraho tanana i Mama fa marary (i mamako io zay)
de tsoriko @ i xxx fa zazakely mbola tsy ampy herintaona no mametraka \ny
tanany eo @handrina ny mamako,sady esoriny kely ny kaskety anaovan'i mama!
dia mibitsibitsika izy,tsy haiko aloha zay lazainy!de averiny am-panaoviny an'i mama ny satroka!

ny reniny moa niteny tamiko we:angah everi-njy fa nataotaoko foana ny anaran'ny zanako! Daniel kely mpanompon'i Jehovah.


de inona moa no tombotsoa azoko hamorona zavatra tsy misy??????????
matoa lazaiko sy tantaraiko @ dinika manokana hotr'izao dia marina izay!
9. endrika01 ( 11/06/2008 12:50)
mignone:

itsikio fotsiny ry xxxx a !



tsara rehefa mahay mitsiky ,fa mbola tsy izy rehetra aza no voatantarako e!
mbola sationany doly ireny! :D
10. mignone ( 11/06/2008 13:59)
veloma aza any am daniel kely mpanompony i jehovah e !
AMEN !!!! :{ :{ :{ 8O
11. endrika01 ( 11/06/2008 18:19)
Ô ry xxx a,aiza mampitombo resaka wa,jereo kely nge lay lazainao ery ambony é,de lazaivo fa zah milaza resaka mapatory mitsilany mou sa mitsangana?Avy aiza njay io 150ans io?De faly dôly ny pokona ,namonon\'ixxx lolo=))=))=))=))=))aoka wa nama fa rah tapaka eo ny tsinaiko!Tsy ahita mitovy @io xxx:-P
12. niryna ( 02/07/2008 00:52)
Izaho mino an'izany lazain'i endrika izany.Tantarao aky raha mbola misy vaovao mikasika an'i daniel kely a.
Misy zaza aza telo volana dia efa nahay nanpiakatra ny tanany mijery ny rantsany.Apetraka eo amin'ny TV izy dia eo ary tonga dia renoky ny torimaso,tsy mila rotsirotsina akory.Mbola zaza telo volana izy dia tsy nisy izay tsy nilaza fa intelligent be ilay zaza.Teny efatra izao no hitenenany.Tsy aiko hoe aiza ao amin'ny ati-dohany daholo izany.Mikitikitika zavatra eraky ny trano ary maka sary ny olona dia apetraka eo am-pandriana fotsiny izy dia asiana radio kely ny sofiny dia tsy mihetsika manadala olona.
Vao roa taona sy tapany izy dia niditra hopitaly ary rehefa tonga ny fotoana nampandroina azy tao amin'ny hopitaly dia nahita soratra izy ka nanontany hoe inona io dia notenenina azy fa soratra masina ilay izy.Dia nijanona kely izy no sady nivavaka hoe Atra o ho didiana aho ka mba tahio.Ontsa ny fanahy niheno an'izany ka na ny mpiara miangona aza notantarain'ilay pasitera dia nitomany avokoa .
Maro ny zavatra tsy takatry ny saintsika ataon'ny ankizy.Fantaro tsikelikely ihany izay zavatra tiany fa aza force-na zavatra izaty tiantsika izy fa tsy mivoaka ilay talenta.
endrika a miandry ny tantaran'i daniel aky aho a :-*
13. endrika01 ( 06/07/2008 14:27)
Ny zaza malagasy aloha dia tena kinga fa ny aty efa 3 taona tsy mahay manisa hatramin'ny 20 @ frantsay sy Anglais hoatran'ny zanako akory ,lay anakiray zay aza 1 taona latsaka kely,lasa misaka trondro ao an-tanimbary,nefa misy honahona fa A/tra tsy tia ratsy fa ny soroka sy ny loha sisa no hita,de natsoina de mba averiny lay teny de zay vao hita hoe,efa ao anaty tanimbary,tsy mahalala zay nahafaty azy, asa a, mahalasa saina kely ndraindray!(zanaka ny iraitampo amiko ) :? :? :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4402