xxx:Olomasina, manao resaka politika madio, filamatra, mahay
1. Jeankely
(
28/05/2008 09:08)
Rehefa tia hamely ambadika dia manao xxx. Mahazo mahamay amin'ny xxx na mpitondra fanjakana na vahoaka Malagasy. Saingy rehefa mba voadona ry xxx miantso mpanampy. Politika madio hono izany.
répondu par Jeankely le 29/05/2008 15:47
2. XxxX
(
28/05/2008 09:22)
Jeankely:d zay v no mahatonga an'lahy hanompa ny ol ?
Rehefa tia hamely ambadika dia manao xxx. Mahazo mahamay amin'ny xxx na mpitondra fanjakana na vahoaka Malagasy. Saingy rehefa mba voadona ry xxx miantso mpanampy. Politika madio hono izany.
3. Jeankely
(
28/05/2008 09:26)
Arabaina fa tonga haingana raXxxX. Fa mandeha ila ngah? Ny sasany mamely dia hafa asiana fotsiny ? Tsy mety aho eee :-D :-D :-D :-P :-P :-P
4. kanota
(
28/05/2008 09:33)
Hahaha. Raha manorana izany valio havandra sy kotroka miampy rivodoza. Raha mikopak'elatra izy omeo fantsy ry lery e. Tsarabe io. Izay no tena politika. Omena azy ny valiny mafaitra. hahaha
6. patrick2002
(
28/05/2008 21:32)
efa hoe mandehana mody ra-jeankely mamonjy ny zanakao vavy ,fa sao lasa adala any AMINY TANY SILAMO ANY
8. Jeankely
(
29/05/2008 09:57)
Tsy mampaninona fa efa tena adala saingy mbola mampieritreritra an'ilay mbetsika XxxX, mivadika xxx avy eo mody miseho amin'ny solon'anarana. Milaza tsy mitaraina sy mahatanty nefa izy no tena rainitetaka. Izay iray tratra e. Apetaho indray ilay mombamomba. HahaHIHI :-D :-D :-P :-P
9. Jeankely
(
29/05/2008 10:36)
terroriste eeee, adala eeee, vonjeo eeee. Aiza no tena izy. Adala ngah ny terroriste ? :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P . Sao ilay miseho masina ambadika avy eo mitsinjaka mihintsy mahita ny 100, 100, 100 n'i Turbo. Kikiki+PatriPatrick200dodod
11. Jeankely
(
29/05/2008 13:12)
Tsy nanao xxx indray ngah i dinika manokana. Dia tonga aiza izao ilay mombamomba + terroriste=dinika manokana. Rainitapy
12. kiadi
(
29/05/2008 15:40)
elah wa manotaia mpiandraikitra de hita oe raha hiteny iz fa zah no manao xxx! tsisy hatahorako an'elah ka hanao xxx zah!
elah mintsy no efa kely loha! zao xxx zao fona no atao resaka! anotanio i hery raha zah no xxx!!
elah mintsy no efa kely loha! zao xxx zao fona no atao resaka! anotanio i hery raha zah no xxx!!
13. Jeankely
(
29/05/2008 15:47)
Izaho tsy manontany any sao lazaina fa rainitetaka indray ry kiady kirainitapy a. Olona ao Frantsa ko domadoma. Any @ sipa mangidihidy ary ambadika mitsinjaka na 100 an'i Francis.
