bonne anniversair dol
1. fanaina
(
27/05/2008 07:43)
Miarahaba manokana any Mimhie, pissoa ary Kalasnou
dia mirary tsingerin-taona mafinaritra ho anareo ny tenako kiss dol :-*:-*:-*
dia miarahaba ireo namana hafa ihany koa!!

répondu par pissoa le 27/05/2008 15:52
2. ravatorano
(
27/05/2008 10:07)
arahaba e
bon anniversaire mimhie,pissoa ary kalsnou
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
mirary soa lalandava ho anareo telo dia enga anie ho tratry ny mintsingerina marobe indray oooo