Inona no atao hoe
2. ainaheri
(
26/05/2008 04:59)
zao zany le fitiavana mitsongolika ee lol,ny andrangah hafa fona ny eritreriny :-D :-D :-D :-D
3. tess
(
26/05/2008 04:59)
hehehehei mazava ho azy! refa avy mifampikoty lay lahy sy vavy de ny an'i vavy tondé fitiavana beuh! fa ny an'i lahy tonga de zvtr hafa lol 8)
16. RATOVOARY
(
26/05/2008 14:01)
xxx:
8)
Amiko ndray ny hevitr'io sary io de Le sipa mila kôf hanisa vitsika d le bandy mieritreritra sipa mpanisa kintana
Angamba mety diso fa vinavina ihany io ah
17. ainaheri
(
26/05/2008 19:41)
raarriver> zay mitsy ny tena marina,nefa le ampianatra tô tsisy klé :-D :-D :-D
19. rakapy
(
26/05/2008 20:02)
Tena marina io voalazan'i Kiadi io. Rehefa hiaraka @ ny lhl ny vhv iray dia samy "VO" daholo ny ao antsain'izy roa. Fa saingy ny tsy hitovizany dia ny "LA" sy ny"DY" :-D :-D :-D :-D ka asa na iza no mahazo tombony?
20. kiadi
(
26/05/2008 20:14)
=)) =)) =)) =)) =))
banky eo elah ko!! vola very ny hozanb.... lany =)) =)) =)) =)) =))
^:^ ^:^
banky eo elah ko!! vola very ny hozanb.... lany =)) =)) =)) =)) =))
^:^ ^:^

