fetin'ni Reni

1. voara ( 24/05/2008 18:21)
Dia miarahaba ni Reni rhtra tratrin'ni feti rahampitso Bà ni takolaka 2
répondu par sakaizakely le 26/05/2008 15:43
2. simplex ( 24/05/2008 22:21)

bonne fety eee
Mirary soa :-* :-*
3. milaibe ( 24/05/2008 23:01)
zao tena tratran`ny fety daholy ny andro RENY rehetra e nareo no nahitanay masoandro dia mankasitraka sy mankatelina
4. endrika01 ( 25/05/2008 12:28)
mmmmh,zany mihintsy raha tsy nisy azy ireny tsy toa izao isika rehetra.

Tsy manadino am-bavaka anareo Reny rehetra tsy an-kanavaka!

(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
5. mimi ( 26/05/2008 06:53)
Misaotra amin'ny fiarabana sy ny fitondrana am-bavaka e!
6. xxx ( 26/05/2008 10:00)
Tratry ny fety e,nanaona ry reto ny fetinareo?Ny a tamity taona ity fa nankalaza ny fetin'ny reny fa tsy haiko nareo fa ny vadiko tsy niaraharaha ahy mihitsy fa ny mamany ihany.Izaho irery ve no otrnzany?Ny zanako vao 1taona
7. mangidy ( 26/05/2008 10:42)
xxx: de atero any amin'ny mamany dhl ny akanjo malotony sasany ko .... laingako izany, ny zanakao kosa anie no tokony hikarakara izany e! mazava ho azy fa mila fanampiana avy any @ vadinao... de avereno aminy rehefa tonga ny fety Ray, fa mety ho tonga saina ihany izy!
8. xxx ( 26/05/2008 11:20)
Marina mitsy lony tenin'i Mangidy e,fantako zany saingy izaho izany naka ohatra tamin'ny dadanay hoe rehefa fetin'ny reny dia comlice miaraka aminay izy mikarakara sy mapifalifaly an'i neninay,dia izaho nihevitra hoe izany no fandehany surtout ny zanako mbola tsy mahay anzany fa 1taona monja,dia izaho nihevitra hoe izy izany mba manoro na mitondra teny ilay zaza,fa tena toy ny tsy nisy fety omaly :) ,fa tsy mapaninona ahy anie e,fa raha izaho no teo amin'ny toerany ka ny fetin'ny ray no lasa aloha,sutout hoe izay vao mba ankalaza izany hoe fetin'ny ray sy reny amin'ity taona ity dia mba nomeko ny placeny ihany izy,au nom du bébé bien sur mais pas à mon nom. :oops: za mits ngamba no sarotsarotiny e,fiainana tsy nahazatra ko moa ka aleo nanontanitany foana ihany.
9. sakaizakely ( 26/05/2008 15:43)
tara kely fa tsy teto

daholo (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1661