vavaka ho an'i neny
1. boutinou
(
20/05/2008 23:55)
miangavy an'izay mahay ny tonony sy ny tsindrim-peo an'ilay hira hoe ;
ho tahiana anie ineny
izay nitrotro folo volana
nahitako ny masoandro
sy ny kintana amam-bolana ..... dia tsy aoko intsony
Misaotra e
ho tahiana anie ineny
izay nitrotro folo volana
nahitako ny masoandro
sy ny kintana amam-bolana ..... dia tsy aoko intsony
Misaotra e
répondu par ni81 le 28/05/2008 19:20
2. xxx
(
21/05/2008 07:13)
Ho tahiana anie i Neny
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana amam-bolana
Dia i Neny izay nanoro
Sy nampianatra nivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena miavaka
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Hivavahako mihintsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra nitsiky
Sy nanoroka
Mbola ho tahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy halahelo
Dia tony dobo feno rano
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Angatahiko mihintsy
Mba ho eo an-trany an-danitra
Ny havelomanao ry Neny
Raha sendra tsy aharitra
Satria reha eo ianao
Tsy hakana fitovizana
Fa ny kamboty mbola kely no..
Tena fara-fahoriana.
hatolotro ho an'i Lanto koh ity hira ity....
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
de hatolotro ho an' zay Neny rehetra koh ! :)
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana amam-bolana
Dia i Neny izay nanoro
Sy nampianatra nivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena miavaka
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Hivavahako mihintsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra nitsiky
Sy nanoroka
Mbola ho tahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy halahelo
Dia tony dobo feno rano
Ny tananao manamhambitamby
Ny lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie ry Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Angatahiko mihintsy
Mba ho eo an-trany an-danitra
Ny havelomanao ry Neny
Raha sendra tsy aharitra
Satria reha eo ianao
Tsy hakana fitovizana
Fa ny kamboty mbola kely no..
Tena fara-fahoriana.
hatolotro ho an'i Lanto koh ity hira ity....
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
de hatolotro ho an' zay Neny rehetra koh ! :)
4. xxx
(
21/05/2008 16:23)
lanto:
xxx tonga de arako na tsy nijery sopapa aza aho :-) Merci an ! :-)
:oops: .....Lanto an ! ahoana akia no mba ahazahoana mandefa an'io ao am radio ? hananako ny cassette an ! :-* :-* :-*
6. ni81
(
28/05/2008 19:20)
miangavy an'izay mahay ny tonony sy ny tsindrim-peo an'ilay hira hoe ;Tsy mahay manao tsindrim-peo fa henoy eto fotsiny e!
http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x5ai79_hotahiana-anie-i-neny-lanto-sy-liva_music
