Cognac, Burie, Archiac, Jarnac: misy gasy ve ô ?

1. toky8 ( 20/05/2008 13:13)
Manaona daholo ô!
Hanao stage maharitraritra ( amam-bolana) any amin'ireo toerana ireo aho ka mba te hihaona amin'ny gasy mipetraka any ? Te hihaona amin'izay mba te hihaona amiko e :) :) .

Ho an'izay mahalala koa : misyfiangonana gasy ve any kay e ? rehefa fiangonana kristianina malagasy dia mety avokoa. Bordeaux sy Limoges, ary Angoulême mantsy toa mbola lavidavitra ihany :) . Tsy maintsy ho any ihany moa rehefa tsisy akaikikaiky e :-).

Misaotra mialoha ô
répondu par lembelo le 03/06/2008 14:02
2. kiadi ( 20/05/2008 16:46)
bordeaux misy fpma de misy katolik ko!!fa tsy tadidiko ny misy azy na ny anarany ! tadidiko fotsiny oe "temple du AH" de raha tsy diso zah de rue du AH ko misy azy!! fa efa ela be zah tsy tany ka tsy aiko tsony! mety misy avy any bordeaux mahita an'io de hanome fafapo kokoa anao
3. toky8 ( 20/05/2008 18:08)
:) merci beucoup kiadi :-*
4. kiadi ( 20/05/2008 18:27)
http://tafikadelaterre.skyrock.com/63.html
io blog ny akizy tafika bordeaux :wink:
5. fleurdedago ( 21/05/2008 08:04)
misy sipa gasy (manjakely) pasteur zay any Cognac fa fiangonana vazaha.
6. naughtyboy ( 21/05/2008 17:12)
kiady> toa Pey berland izy zay ra tsy diso ah no misy ny ffpm bdx :lol:
7. kiadi ( 21/05/2008 17:16)
nôty>tsy tadidiko lesy fa tsaroko fotsiny oe temple du AH
8. toky8 ( 21/05/2008 21:27)
fleurdedago:

misy sipa gasy (manjakely) pasteur zay any Cognac fa fiangonana vazaha.



Tena mahaliana ahy re zany. fiangonana inona ilay izy kay azafady e ? En fait, C'est pour que je puisse chercher sur le net.
merci beaucoup
9. fleurdedago ( 01/06/2008 08:48)
mialatsiny fa zao vao niditra.

fiangonana protestanta vaza ao Cognac izy io. Raha mahafantatra malagasy any enao d anontanio fa Dina no anaran'ilay sipa pastera. ary mazoto mivavaka ono ny oul fa sady manja izy no tanora (environ 26 ans). Tanana kely Cognac, d ho sarotra anao v ny hitady zany fiangonana zany ?

Maztou mivavaka e
10. xxx ( 02/06/2008 15:08)
toky8:

Tena mahaliana ahy re zany. fiangonana inona ilay izy kay azafady e ? En fait, C'est pour que je puisse chercher sur le net.
merci beaucoup


Pasitera iray io ihany no sady ao Cognac no ao Jarnac , misy culte in-2 isan'alahady izany 1 ao Cognac maraina, dia atoandro (vers 11h) ao Jarnac

Rue du Temple izy ao Cognac fa ny any Jarnac tsy tadidiko ny adresse


11. lembelo ( 03/06/2008 14:02)
Izaho koa aza mba liana, ERF Région Ouest no nahitako azy teo, dia ni-google nony nahita ny anarany. Mahavariana tokoa ny cursus-ny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2521