SAKAFO @ FOLAKANDRO

1. rakotomananajocelyne ( 19/05/2008 17:52)
Raha mahatsiaro noana kely ianao anefa ny sakafo ariva mbola ho ela , ankohatran\'izay anefa ianao tsy manana fotoana firy , ohatra : ZAVATRA ILAINA : _ vomanga [ tsomanga , patata ] 1/2kg _ akondro [ antitra nefa tsy mbola malemy ] 1/2 kg _ rononom-boanio [ 200ml ] _ siramamy _ voanjo voatoto 1/10 kg _ sirop - na voasary FIKARAKARANA AZY : didina manify ny vomanga sy ny akondro dia alamina ao anaty vilany toa izao : fenoana vomanga eo ambony akondro + siramamy ampiana vomanga manaraka akondro + siramamy @ farany arotsaka ny rononom-boanio sy ny voanjo voatoto . Andrahoana eo2 @ 10 na 15 minutes , ny tena tsara @ lafaoro . :lol: Rehefa voapetraka ao anaty lovia ilay izy dia rarahana sirop kely . Azo rosoina mafana na mangatsiaka . (l) MAZOTOA MIHINANA E ;-)
répondu par kiadi le 20/05/2008 12:29
2. kiadi ( 19/05/2008 18:32)
mmilay le iz fa mapatavy zao klé! zah efa be kibo :-D
3. kalovao ( 20/05/2008 05:35)
tsy de mazava amiko ilay hoe akondro antitra ?
4. fahamarinana ( 20/05/2008 06:07)
:arrow: kalovao :akondro tsy lo fa be taiparasy, :wink: angambany!!! Mampatavy marina fa mety ho matsiro.Ny ahy moa vao misy coco dia tiako daholo sauf menaka coco am volo ihany no tsy laitrako (HS kely an!) (l)
5. rakotomananajocelyne ( 20/05/2008 06:15)
Akondro manta mbola tsy azo hoanina raha tsy andrahoana , anefa tsy dia maitso be [ vao manomboka mavo2 ] . =))
6. Ratoa ( 20/05/2008 10:04)
mampatavy be
7. sytl ( 20/05/2008 10:59)
tsara de tsara fa b calôria be!in tsony ny sakafo hariva andrasana @ io?mbola ihinana ndray ve avy eo ? 8O
8. sytl ( 20/05/2008 11:10)
tsara de tsara fa b calôria be!in tsony ny sakafo hariva andrasana @ io?mbola ihinana ndray ve avy eo ? 8O
9. sytl ( 20/05/2008 11:14)
tsara de tsara fa b calôria be!in tsony ny sakafo hariva andrasana @ io?mbola ihinana ndray ve avy eo ? 8O
10. kiadi ( 20/05/2008 12:29)
niverina intelo de saika fanina zah sytl an!
hitanao amizao ry jocelyne fa mitaraina doly ny kil anao oe matavy be ny sakafo harosonao!!
aleo atao resaka trondro ihany fa io no tsy matavy eh! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1527