Takariva
1. marozevo
(
19/05/2008 12:51)
Salama oh.... O ry Zareo ah.... Izay mba manana ny texten'ilay hiran'ny Ainga re mba omeo ah... Ilay hoe "Takarivan'Analamanga...". Misaotra eh
2. cutie
(
19/05/2008 12:58)
fa taiza foana marozevo no tsy hita :lol:
3. tomtom
(
19/05/2008 14:42)
variana tany Analamanga ngamba :-D
4. cutie
(
19/05/2008 14:51)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0618