Sao dia mba misy mahafantatra ny groupe Raf's Music ! mpampandihy nalaza tamin'ny années 90 !
Misy hiran'ndry zareo izay tadiaviko misy oatr'izao ny tonony :
Efa ela ihany ao, no naniry iaraka aminao (X2)
Ny tena moa tsy manana omena,
Ny tena moa tsy dia manam-bola ....a