HATSIKANA (hi,hi hi,hi,ALEO IHANY HOATR"ANAHY!)
1. endrika01
(
18/05/2008 14:29)
Sendra niditra tao amin'ny Hotely iray lehibe ity ra-namana
dia nahita totosy.Tsy nahiritra izy ka nanontany
teo amin'ny receptionniste.
Tsy masiaka ve ny aliaka nao? (hoy lay ra-namana)
ié,tena tsara fanahy be mihintsy!9lay mpandray)
Dia nandroso tokoa ny anao lahy ,dia mamafosafo ity
totosy,tonga dia nokaikeriny ny tanany,ary naratra be!
hay ny alikanao tena mba masiaka koa lazainao fa tsara fanahy?
(hoy lay tovolahy)
-------Dia novalian-dramatoa kely we: ny alikako tena tsara fanahy kah,
fa tsy anah anie io nosafosafonao io é
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par endrika01 le 05/06/2008 18:29
3. endrika01
(
18/05/2008 15:58)
Mety ho le totosy be mpitsongodia ireny angamba,na le lava vava be sy sofina ireny:-P
5. dadabe
(
18/05/2008 17:18)
-------Dia novalian-dramatoa kely we: ny alikako tena tsara fanahy kah,
fa tsy anah anie io nosafosafonao io é
aza mihetsika @ izao pozisioo izao klou toi endrika a :wink:
8. endrika01
(
18/05/2008 19:43)
milaibe:
kay alikan`ilay sôfera iny manaikitra iny endrika
Mety ho izay tokoa e,aiza koa de totosy apetraka eo @reception eo=)) le ra-namana koa maika hanafosafo ve,sa mba saika hi charme t@lay joba hi hi hi=))=))=))
9. endrika01
(
19/05/2008 09:40)
endrika01:
Sendra niditra tao amin'ny Hotely iray lehibe ity ra-namana
dia nahita totosy.Tsy nahiritra izy ka nanontany
teo amin'ny receptionniste.
Tsy masiaka ve ny aliaka nao? (hoy lay ra-namana)
ié,tena tsara fanahy be mihintsy!9lay mpandray)
Dia nandroso tokoa ny anao lahy ,dia mamafosafo ity
totosy,tonga dia nokaikeriny ny tanany,ary naratra be!
hay ny alikanao tena mba masiaka koa lazainao fa tsara fanahy?
(hoy lay tovolahy)
-------Dia novalian-dramatoa kely we: ny alikako tena tsara fanahy kah,
fa tsy anah anie io nosafosafonao io é
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
mon chien est gentil=tsara fanahy sa tsotra:?:?:?=))=))=))
10. ktsif
(
19/05/2008 12:09)
Dia novalian-dramatoa kely we: ny alikako tena tsara fanahy kah,
fa tsy anah anie io nosafosafonao io é
Raha izaho ilay rangahy dia ny renintsakan'ilay receptionniste no nosafosafoana
11. endrika01
(
19/05/2008 20:53)
ktsif:
Dia novalian-dramatoa kely we: ny alikako tena tsara fanahy kah,
fa tsy anah anie io nosafosafonao io é
Raha izaho ilay rangahy dia ny renintsakan'ilay receptionniste no nosafosafoana
Tsisy saka anie tao é fa alika!=))=))=))
12. ainaheri
(
22/05/2008 04:00)
Sao nifangaro kosa le alika nosafosafon'ny lery ee,mety alika tsisy volombava no nosafosafoin'ny lery :-D :-D :-D :-D
13. endrika01
(
25/05/2008 14:18)
ainaheri> =)) =)) =)) =)) natao cocoragé njay zany le totosy aminao a,
lay sipa lou tena mba ratsy e,tokony niteny we,ny totosiko any an-trano fa tsy io am-baravarana io ,hi hi hi :-D :-D :-D
lay sipa lou tena mba ratsy e,tokony niteny we,ny totosiko any an-trano fa tsy io am-baravarana io ,hi hi hi :-D :-D :-D
14. zoky
(
26/05/2008 12:56)
ainaheri> totosy tsisy nify less nen le receptionista a, molotra fotsiny(chien de chasse) :-D :-D :-D :-D
15. endrika01
(
28/05/2008 09:21)
Aiza kounkou misy chien de chasse tsisy nify zany e =)) =)) =)) =))
sao njay ary de chasse d'eau zany ,hi hi hi :-D :-D :-D
17. endrika01
(
05/06/2008 18:29)
Hi hi hi aleo ihany hoatran'anahy,tsy tia vovoka an'reny totosy reny!:-P