Mahavita
1. natiora
(
17/05/2008 16:45)
Apetraka anio ny vatofehizoro ny lapan'ny tananan'Antananarivo, izay ny ben'ny tanana vaovao no manao azy nadia tsy tao anaty programme azy, tena mahavita azy ny ben'ny tanana amizao midika zany fa tsy nahavita azy ny ben'ny tanana teo rehetra an'isany zany Ra8
répondu par Jeankely le 17/05/2008 23:40
2. ainaheri
(
17/05/2008 18:28)
D asaivo ataony mirehitra jiro Antananarivo f'aza tapatapahana raha mahavit'azy marina izy klé
3. natiora
(
17/05/2008 19:00)
ainaheri:
D asaivo ataony mirehitra jiro Antananarivo f'aza tapatapahana raha mahavit'azy marina izy klé
ho avy fa aza taitra
6. Jeankely
(
17/05/2008 23:40)
Rehefa mahavita ilay olona dia tokony deraina. Io resaka antoko sy akamakama io ihany no tena nanimba ny fotompisainana Malagasy. Madagasikara misy fandrosoana no tanjona koa inona no tkony hanenjehina izay mihevitra hanasoa ? Ny fananganana fototra midika fanombohana fa tsy midika fahavitana. Marobe ny zavatra tamin'ny andron'ny teo aloha rehetra no nametraka fototra ary taraiky teo na elabe vao vita tsy zarizary. Na izany aza tsy tokony enjehina mihintsy izay manatsara ny tanana.
Izaho koa tsy mahazo ilay tenin'i "ainaheri". Fa eo ambany fitantanan'ny ben'ny tanana tanteraka ve izao ny jirama ary izy no misahana azy ve no izy no tokony hamaha izany ? Izay rehetra mety koa ve dia izy no manao azy ary izay rehetra tsy mety dia izy koa ? Sao mifangaro ilay andraikitra ka vao mainka manimba saimbahoaka.