tia

1. natiora ( 15/05/2008 14:33)
Marina ve fa ny firaisana ara nofo no fahasambaran'olombelona voalohany indrindra eto an-tany
répondu par ploue le 29/05/2008 14:57
2. lemenakely ( 15/05/2008 14:50)
natiora:

Marina ve fa ny firaisana ara nofo no fahasambaran'olombelona voalohany indrindra eto an-tany



tsy marina ! ny fahasalàmana amiko no ambony indrindra inona moa no azonao atao raha tsy salàma ? :?:
3. ainaheri ( 15/05/2008 14:56)
Misy oul tsy miaina @ firaisana nefa sambatra!! Noho zany tsy io ny fototry ny fahasambaran'ny fiainan'olombelona
4. milaibe ( 15/05/2008 15:11)
fiadanan`ny saina lesy natiora mbola tsara lavitra
5. RATOVOARY ( 15/05/2008 15:18)
natiora :
Marina ve fa ny firaisana ara nofo no fahasambaran'olombelona voalohany indrindra eto an-tany
.
Tsy marina fa vao maika aza fahaverezana ny tambiny raha tsy amim-pahamendrehana ( io ilay Fijangajangana= Firaisana ara-nofo Ivelan'ny fanambadiana : ny kisipasipa ao anatin'izany )
6. manaraka ( 15/05/2008 15:34)
Raha izany dia ny mpivaro-tena no sambatra indrindra.
7. vaninna ( 15/05/2008 15:47)
manaraka:

Raha izany dia ny mpivaro-tena no sambatra indrindra.



mitovy hevitra
tsy marina ary tsy ekena zany
8. xxx ( 15/05/2008 15:53)
Marina ve fa ny firaisana ara nofo no fahasambaran'olombelona voalohany indrindra eto an-tany

ny fitiavana fa tsy ny firaisana ara-nofo :)
9. endrika01 ( 15/05/2008 17:18)
Rehefa natambatr\'Atra ho iray izy ireo dia mety ho sambatra,@firaisana ara-nofo;tsy haiko!:D
10. vololomanitra91 ( 15/05/2008 17:30)
tsy marina izany!!!!!
11. ANARIM ( 16/05/2008 14:15)
anisan'ny mitondra fahasambarana fa tsy lohalaharana ary tsy voatery tsy maintsy mibahantoerana
12. Belami ( 16/05/2008 19:09)
ANARIM:

anisan'ny mitondra fahasambarana fa tsy lohalaharana ary tsy voatery tsy maintsy mibahantoerana



mitovy hevitra aminao miitsy, famenony io ary fanamafisana ny fitiavana koa. Tsy azo atao ambaninjavatra na izany aza !!!
13. mangidy ( 17/05/2008 12:09)
Raha ny nofo no miteny dia marina io, saingy isika olombelona nofo amandra,izay Miampy Sentiments de tsy voatery ho 100% ny fahamarinany nefa sa lahy :-D :-D :-P
14. rebeccaF ( 20/05/2008 17:44)
Tsy marina, mba henoy ity hira ity:
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/hasambarana/video/x2ne8s_solo-ny-hasambarana_music
Misy an'ilay hiran'i Henri Ratsimbazafy iny koa hoe: inona no atao hoe hasambarana.
15. ploue ( 29/05/2008 14:52)
amiko de ts zany mits no fahasambarana fa ny fananana vatana salame sy saina milamina :P
16. ploue ( 29/05/2008 14:57)
amiko de ts zany mits no fahasambarana fa ny fananana vatana salame sy saina milamina :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4356