HATSIKANA!
1. endrika01
(
15/05/2008 12:13)
Tafara-dalana i Koto sy Zefa. Hoy i koto:ialahy ty mou zany dia tena miseho ho tena mahery eto amin-tanana ry Zefa a Zefa :zany mihintsy kah,voalazan\'ise. Koto:tena marina a,@lafiny rehetra, Zefa:k\'efa we @lafiny rehetra mintsy! Ndao ary hiaraka isika mitsamy rariva,okay raikitra e. Tonga ny alina,o\'lity ry Zefa a,tena hadinoko ny lakilé,andrason\'lahy eo aho fa iverina raim sy dem,eny e andrasako elah kah,(ny andro maizina lay toerana mangina be,heno hatr@fanidina ny mokakely!) Nanomana ny tetikany i Koto,i Zefa miandry dia miandry.Tsy tapitapitr\'izay iny zavatra fotsy be tamy manatona,toa matoatoa mitraky taolam-paty!Nitsipelatra ny mason\'i Zefa ka rifatra nandositra izy sady niantsoantso vonjeo!vonjeo! Koto:eh; eh; eh miverena ialahy ry Zefa fa zah ihany ty l\'ty a, i Zefa efa rifatra hoatran\'ny tadidio!Kay izy tsy nahery akory!Fa be resaka fotsiny!=))=))=))
répondu par Vitsikakely le 18/05/2008 07:56
2. Koditra
(
15/05/2008 12:43)
=)) =)) =)) =)) =))
Za ko mafy be @lafiny retra ôtran Zefa, fa za ra vao mahita olona ka Koto no anarany d avy d anaovako lalapoza. =)) =)) =)) =))
Za ko mafy be @lafiny retra ôtran Zefa, fa za ra vao mahita olona ka Koto no anarany d avy d anaovako lalapoza. =)) =)) =)) =))
4. ktsif
(
15/05/2008 13:58)
de nisy ramatoa tapatsinay be nahita an'i Zefa nanao lalapoza sady niteny hoe: raha za koa aloha no mbola velona teo de nipitsika be ohatran'i Zefa iny e
5. milaibe
(
15/05/2008 14:21)
reny bevava reny mintsiny no tsy mahavoa @ lafiny rehetra afa tsy vava
7. ktsif
(
15/05/2008 14:50)
4. Mpandefa : milaibe [ Valio ] 15-05-2008 16:21:34
Lohateny : Re : HATSIKANA!
reny bevava reny mintsiny no tsy mahavoa @ lafiny rehetra afa tsy vava
eny wa, tsy mba ôtran'ny olona be zavatra hafa. Mahavoa amin'ny lafiny rehetra na dia ny vava aza njainjay
9. Vitsikakely
(
18/05/2008 07:56)
hi hi hi i endrika01 njay izay tratra tany,dia lazaina fa zefa hi hi hi