Fihaonana b eny Ivato : fanaovana veloma an'i Bozy

1. xxx ( 15/05/2008 08:29)
D miandry ny rehetra izany @ fananterana an'i Bozy eny Ivato :

- hisy kaly eny saingy andoavam-bola
- izay tsy misy fiara dia misy fitanterana @ taxi b
- zay mbola tsy nividy kadô dia eny an-toerana misy safidy tsara

tongava maro fa fihavanana no tarigetra fa tsy asina "sira" fa siramamy zay adalan'i Bozy efa vita.

Enga anie ka ho tonga soa aman-tsara any @ tokantranony izy ary tsy hitoritory intsony. Miala tsiny fa tsy mahay soratra masina apetraka eto.

Ho lazain'i Bozy na ny akolitany miadana eny ny fotoana
répondu par avana le 28/05/2008 13:47
2. kiadi ( 15/05/2008 09:26)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))eo le nem eh!!tsy gratos tsony fa lasa lafo be an =))
3. mihajakeli ( 15/05/2008 09:37)
miala any ndray eeeeeeee
fan tsy maintsy misy kaly v ilay fanaterana e
fa maninn no aindraindra be ilay hoe kaly ???
tsy azoko ????
sa tena misy adala kaly mihitsy
na sanatria tsy maita kaly rhaa tsy amin'ireny fihaonana miaraka amin'ny namana ireny
maagaga sy mahazendana
4. XxxX ( 15/05/2008 10:31)
xxx:

D miandry ny rehetra izany @ fananterana an'i Bozy eny Ivato :

- hisy kaly eny saingy andoavam-bola
- izay tsy misy fiara dia misy fitanterana @ taxi b
- zay mbola tsy nividy kadô dia eny an-toerana misy safidy tsara

tongava maro fa fihavanana no tarigetra fa tsy asina "sira" fa siramamy zay adalan'i Bozy efa vita.

Enga anie ka ho tonga soa aman-tsara any @ tokantranony izy ary tsy hitoritory intsony. Miala tsiny fa tsy mahay soratra masina apetraka eto.

Ho lazain'i Bozy na ny akolitany miadana eny ny fotoana
kiiiiiiiiiiiiiii io ndray le iraka sady tsy sahy miseho masoandro !!!!! iza ndray no tratra t@ ity? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))


5. angotiko ( 15/05/2008 11:01)
aleoko ihany mividi ny nem sy sambos ny kiadi klè, andoavambola njay ve nama inona aza tiiiiiiii, zay zao saika hanenjika fa we gratos njay zao
6. kiadi ( 15/05/2008 11:03)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
avohay ry angotiko le gatô misy creme bedebe an! =)) =)) =))
7. kala ( 15/05/2008 11:25)
:roll: :roll: :roll:
8. nirijimka ( 15/05/2008 12:22)
:^) :^) :^)
hahahahhahahahhahahhahahah
9. xxx ( 15/05/2008 13:08)
hihihihi!
za hanatitra an i boz fa zaraina klou le sôs azo azo tam le onitra contre an vahoakan sera2 kle !

de hanaovana fety be eo ivato hakatona kel klou ny bar n ivato raha mahavita an izay le sôsn bouz
sa efa lany tam le nividianana le namana tary ve kle ?

SINON zay tsy ande ko raha tsy adala ketrina kle

hahahaha
10. XxxX ( 15/05/2008 13:44)
xxx:

D miandry ny rehetra izany @ fananterana an'i Bozy eny Ivato :

- hisy kaly eny saingy andoavam-bola
- izay tsy misy fiara dia misy fitanterana @ taxi b
- zay mbola tsy nividy kadô dia eny an-toerana misy safidy tsara

tongava maro fa fihavanana no tarigetra fa tsy asina "sira" fa siramamy zay adalan'i Bozy efa vita.

Enga anie ka ho tonga soa aman-tsara any @ tokantranony izy ary tsy hitoritory intsony. Miala tsiny fa tsy mahay soratra masina apetraka eto.
itony no tena atao we mpiatsaravelatsihy :evil: :evil: :evil:


11. angotiko ( 15/05/2008 16:29)
kiadi le gato alou omeko ihany toi saingy misy takalo mdrrrrrr, enao miantoka nem sy sambos d za gato
12. rapala ( 15/05/2008 18:52)
Bold text
tongava maro fa fihavanana no tarigetra fa tsy asina "sira" fa siramamy zay adalan'i Bozy efa vita.

oudriiiiiiii, fa firy taona i Bozy no mbola manao 'adalana'?=)) =)) =))
13. xxx ( 16/05/2008 07:31)
jereo any amin 'ny mombamomba azy d fantatra ny taonany
any afiganistà izy no aterina ho an'ireo vonona ny ho any toa ndry xxx
inn moa no ahafantarana hoe tsy i bozy ihany io xxx :x
14. Belami ( 16/05/2008 22:10)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
15. Veloo ( 20/05/2008 14:42)
dia togava soa izay ande e
16. sasa ( 22/05/2008 16:05)
hu hu hu hu mahita atao nareo :-D :-D
17. avana ( 28/05/2008 13:47)
:-D mahita zvt tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.724