iray nje
1. imeva
(
15/05/2008 03:34)
Marim-pandrefesana gasy fahiny:
iray tondro : misy ve?
iray nje = elanelan'ny lohan'akihy be sy lohan'ny fanondro rehefa velarina
iray ankiho = raha velarina ny tanana dia avy eo amin'ny kiho ka hatreo anin'ny lohatanana
iray dingana = iray mandingana : ara-bakiteny
marina ve ireo?
dia misy hafa koa ve kay?

répondu par xxx le 16/05/2008 14:51
2. Jeankely
(
15/05/2008 04:46)
Marina ireo ary ny anarany no hafa fa samy nampiasa ireo daholo kosa fa tsy ny gasy ihany fa jereo tsara.
Sangy kely hoe iray njen'i darafify tsy mitovy @'ny iray njen'ny vazimba

4. xxx
(
15/05/2008 08:01)
Ny ventin-drefin-kalavana malagasy fantatro dia :
- ny zehy : ilay ataonao hoe nje io ihany
- ny dia : ilay ataonao hoe dingana io ihany
Ny hakiho indray tsy fantatro raha gasy, fa ao amin'ny baiboly aloha no hitako mampiasa an'io.