fanotaniana ho an'i ratonga!

1. kiadi ( 14/05/2008 15:17)
nanaho ahona ihany ny niafaran'i radona sy ikalamaria?
nifapody ihany ve izy roa kely? :-D :-D :-D :-D :-D
http://www.dailymotion.com/related/7494217/video/x56nko_hira-gasy-milay-be-ramilison-besiga_music
répondu par kiadi le 25/05/2008 09:06
2. ratonga ( 14/05/2008 16:50)
:-D :-D :-D ary élah ngé zany tsy tsy mijery hatramin'ny farany é :-D
éfa nifona ngé ingah radona é :-D
..... ampy zay ny ditra sy adalana,
andao hody any an-tanana!!!!
tiko énao ééééé
zah ko mbola mirevy anao ééééé!! :-D :-D :-D
3. kiadi ( 14/05/2008 16:59)
ka mety oe mody niravina le iz teo fa teo imason'ol fa refa any antrano de totondry be manadala no omendradona ! :-D :-D
4. milaibe ( 14/05/2008 18:27)
niala sirika teo imasom-bahoka fotsiny anie e, fa mbola mitohy foana ny gidragidra ao an-trano ko
5. kiadi ( 14/05/2008 18:29)
mamaky vilia sy daroka sotrobe zao any antrano ko!!
6. rapala ( 15/05/2008 18:03)
oudriiiii nga izay fotsiny ry kiadi a! :°)
7. kiadi ( 25/05/2008 09:06)
fa in ko ry rapala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0523