Fitadiavana

1. rajoelina ( 14/05/2008 12:25)
izaho tsy mirevy mitady fitiavana, fa haleoko ihany mitady fety aloha.

Ary nareo?

* Misokatra ny adihevitra.

;-)
répondu par tomtom le 16/05/2008 19:38
2. Aino ( 14/05/2008 12:48)
tohiz fa tsara eh.
3. rajoelina ( 14/05/2008 12:50)
Aino: tssss virtual le eto! :)
4. mmmhh ( 14/05/2008 13:34)
ka rah mitady fitiavana de manao fety refaveo?
na refa manao fety koa ne mety ahitana fitiavana e! :wink:
Fa tadiavina ahoana kou lou le fety e, mitady okaz anaovana fety ve dikan'zany? sa mitady olona manao fety de mankany?
5. ainaheri ( 14/05/2008 14:40)
Ka zay virtoaly zay mitsy no tsy tokony itarainan'elà refa kianin'i Petitesakaiza elà :-D :-D :-D :-D
6. tlay ( 14/05/2008 15:33)
zao raitany...???? aleo tsy tononina fa kialah eo ndray za, dia vao maika elah tsitiny, elah kinona milaza tsy mitady fitiavana =)) =)) =))
7. sakaizakely ( 14/05/2008 20:04)
Ka zay virtoaly zay mitsy no tsy tokony itarainan'elà refa kianin'i Petitesakaiza elà :-D :-D :-D :-D


ainaheri> izay manko
tsy mahatanty saoka ilay knaoly =)) =)) =))

io tsy mety raha tsy manarakaraka ahy. Misy antony manokana ao matoa izaho irery no mahazo arakaraka.

Ary izy karakarain'i ika ho admin n'ny mankovisy tsy miteny, sa mety we tsy takatry ny sainy ny lazin'i ika, fa ze lazaiko ihany no azony

Jerevo ange io raha tsy hitetateta otran'ny gana misalaka vao mahita ahy e, malaky manao xxx koa aza =)) =)) =)) =)) =))

mafy ny fiainana sa mafana ny andro :-D :-D :-D :-D
8. rajoelina ( 14/05/2008 20:24)
sakaizakely:
mafy ny fiainana sa mafana ny andro

Virtual wa le eto :)

Le fiainana alou mafy e^:^ indrindra fa ireny Reny mitaiza tsy misy Rain-janaka ireny ^:^ sady amzao koa efa manomboka mafana koa ny andro ah! :) ^:^ ^:^
9. rajoelina ( 14/05/2008 20:30)
sakaizakely:
Jerevo ange io raha tsy hitetateta otran'ny gana misalaka vao mahita ahy e, malaky manao xxx koa aza
Mety i hery na i sefo ihany angamba le manao xxx ireny fa tsy zah ^:^
Amzao fotoana zao alou ny bandy tsy manao salaka intsony fa silipo indray zao no entina: zany we: arakiny voalazany sakaizakely dia: gana misilipo vao mahita an'i sakaizakely :lol:
10. rajoelina ( 14/05/2008 20:32)
sakaizakely:
io tsy mety raha tsy manarakaraka ahy. Misy antony manokana ao matoa izaho irery no mahazo arakaraka.
Una mierda, haleoko manaraka an'i Aino, na i pach, na i sergia, na dontcry, na sns... toy izay ramatoa efa miketrona ny anazy ^:^
11. sakaizakely ( 15/05/2008 09:47)
izay anie no ataoko hoe tsy mahatanty virtuel ny ganagana misalaka e ! manao adin'ny sarimbavy mamorona ny tsy misy :-D :-D :-D :-D

mafy ny fiainana, indrindra ho an'ireny tsy fantany akory ze rainy sy reniny niteraka azy de mihevitra fa tsy manana dada daholo ny vahoaka rehetra :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

ny an'ny zanako aloha dia mbola eto MMS ny dadany fa tsy vaky nandositra nanenjika an le pelaka misalaka any barcelona iny :-D :-D :-D

Mahaiza fotsiny miaritra wa fa virtoaly eto ;-)

Mazotoa manarakaraka ary de iareto eo ny fofony =)) =)) =)) =))
12. rajoelina ( 15/05/2008 12:10)
sakaizakely:
izay anie no ataoko hoe tsy mahatanty virtuel ny ganagana misalaka e ! manao adin'ny sarimbavy mamorona ny tsy misy

ka enjana be le virtual kou :-p

Tsy ganagana misalaka wa! fa ganagana misilipo, amzao tsisy manao salaka zany ntsony.

Ary i sakaizakely ra hiady soratra @ sarimbavy enjana be ah! :lol:

sakaizakely:
mafy ny fiainana, indrindra ho an'ireny tsy fantany akory ze rainy sy reniny niteraka azy de mihevitra fa tsy manana dada daholo ny vahoaka rehetra
Mafy mahintsy ity fiainana ity. Indrindra ôtranay zao alou e :lol: fa zah alou manana Dada sy Neny foana e ;) amzay gasy petaka koa no mbola ti ahy be:-p virtual wa le eto ;)

sakaizakely:
ny an'ny zanako aloha dia mbola eto MMS ny dadany fa tsy vaky nandositra nanenjika an le pelaka misalaka any barcelona iny
saody lasa aty marina le Dadany zany alou e :roll: ho tediaviko???


sakaizakely:
Mahaiza fotsiny miaritra wa fa virtoaly eto
fa anga i sakaizakely miaritra @ virtual??? =)) :-p :lol:

sakaizakely:
Mazotoa manarakaraka ary de iareto eo ny fofony
ra sasana @ savony gasy hono izy io mety tsy hamofopofona zany!! ^:^


13. xxxx1 ( 15/05/2008 14:08)
iza ary no tena mipitsoka eto :roll: :roll: :roll: :roll:
14. sakaizakely ( 15/05/2008 20:37)
virtuel avy ko mampipitsoka :-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 15/05/2008 20:56)
samy mipitsoka ny fijeriko azy! :-D :-D :-D
16. xxx ( 15/05/2008 20:59)
:-D :-D :-D :-D :-D
17. ainaheri ( 15/05/2008 21:09)
Fa aona nisy namaky trano ve teto no nipitsoka? :-D :-D :-D
18. ANARIM ( 16/05/2008 14:25)
ainaheri:

Fa aona nisy namaky trano ve teto no nipitsoka? :-D :-D :-D


hahahahaha any zany!!!
19. sakaizakely ( 16/05/2008 15:25)
angaha :?:
20. tomtom ( 16/05/2008 19:38)
aiza ary i kiadi sy ikaretsaka @ bizna fa manomboka ny film :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3138