Maty avokoa izay namorina trano teo.
1. Aino
(
13/05/2008 11:43)
Toerana ampitan’ny tanàna maro amoron’ny arabe nefa tsy misy mipetraka.
Misy toerana iray dia mahavariana tokoa manamorona ny lalana mampitohy an’i Sambava sy Antalaha: eo an-daniny, ny tanànan’Ambodimanga Mahatsara fa eo ampita kosa, misy trano vitsivitsy ihany saingy tsy misy mponina. Fa maninona àry? Raha nanontaniana ny amin’izay Ingahy Rajaonarison, 81 taona, raiamandrenibe efa ela nietezana monina ao amin’io tanàna io, sy Rasola Joseph, lefitry ny “préfet”n’ny faritra Antalaha tamin’ny fotoan’androny, ary Tsiarovana Gervé dia nanambara fa maty avokoa ny olona nanorim-ponenana teo koa izay no tsy nisian’ny mponina eo intsony.
Tsy nolalovan’ny arabe io toerana io raha tsy tamin’ny taona 1960 tany. Tamin’izany no nanomboka nisy nanao trano teo, araka ny nambaran’ireo
raiamandreny ireo. Tamin’io taona io, nisy fianakaviana valo mianaka nanorina trano miisa telo teo. Maty nifanesisesy tao anatin’ny herintaona izy ireo izay nonina voalohany teo. Afaka herintaona dia nisy mpivady hafa indray nipetraka tamin’ny iray tamin’ny trano teo, tsy ampy telo volana dia maty ihany koa ireo.
Ambodimanga Maro no anaran’io tanàna io tamin’ny voalohany fa nanomboka ny taona 1961, noho ny nisian’ny faty olona mirarakompana toy izany, dia novàna ho Ambodimanga Maharatsy ny anarany, hoy ihany ireo raiamandreny ireo. Ny taona 1975, dia nisy olona telo lahy nanorina trano teo. Maheno feon-jazakely mitomany foana ry zareo isan’alina. Tamin’ity indray mitoraka ity dia niteny tamin’ny olona izy ireo ka mba afa-niala tao. Nanomboka ny taona 1977 mandrak’ankehitriny dia tsy misy olona mipetraka intsony ao amin’io toerana ampitan’ny tanàna io.
T.H / Mamy Augustin.
de gaga aho fa misy hifandraisana an'ilay dininko teo aloha izy io.
:? :?

répondu par endrika01 le 07/10/2008 13:31
2. Jeankely
(
13/05/2008 12:46)
Izany no tokony hananganana fiangonana fa tsy mifanesika ao amin'ny efa misy. Raha herin'ny maizina dia fanasoavana sy famotehana ny asan'i Satana. Raha hery mahasoa moa dia ho hita eo.
5. tsiambaratelo
(
25/09/2008 16:56)
Aino:Mety nisy fasana angamba teo @lay toerana taloha be tany,de lasa tototra tsikelikely ny rika sy ny fotaka tao anaty ny taona maro nifandimby ,dia tonga ny olona hanorin-trano tsy mahalala na inona na inona.Mety misy manangatra le olona milevona ao,satria voahosihosy hatrao ambony ny toerana natokana hoazy ireo.Ny tokony ataony mponina ao dia ny mihady ilay toerana na miantso ireny archeologue ireny.Mijery zay ao ambany ao fa tsy mionona fotsiny wé maty aby zay nanorom-ponenana na nipetraka teo. Nahatonga ahy hieritreritra anizay de satry ny zaobaviko de efa voafitaka.Tao ambaninilay trano nisy efitra 4nofain-dry zareo ,dia nisy fasana na zazakely.Ny tomponilay razana iany no nanorin-trano teo.Ny manodidina nahalala fa tsy nisy nikozikozy.De isaky ny hariva hanomboka menamasoandro iny de torana ireo zanany,tsy marary tsy marikoditra.Nitadiavana fati-bolo sy fingotra eraky ny coiffure,natao koa ny vavaka fa tsy nanova zavatra firy fa miverina foana.3 volana taty aoriana vao nisy ireny mpividy kapoaka sy tavoahangy ireny niteny wé: nafindra angah le fasana teto?Tsisy lalana teto talou fa fasana le tsy avadika ireny ny razana.Teo vao kopy de nahorina ny entana.Tsy tia zaza mintsy le trano kay nisy mysterie nifono (l)
Toerana ampitan\'ny tanàna maro amoron\'ny arabe nefa tsy misy mipetraka. Misy toerana iray dia mahavariana tokoa manamorona ny lalana mampitohy an\'i Sambava sy Antalaha: eo an-daniny, ny tanànan\'Ambodimanga Mahatsara fa eo ampita kosa, misy trano vitsivitsy ihany saingy tsy misy mponina. Fa maninona àry? Raha nanontaniana ny amin\'izay Ingahy Rajaonarison, 81 taona, raiamandrenibe efa ela nietezana monina ao amin\'io tanàna io, sy Rasola Joseph, lefitry ny \"préfet\"n\'ny faritra Antalaha tamin\'ny fotoan\'androny, ary Tsiarovana Gervé dia nanambara fa maty avokoa ny olona nanorim-ponenana teo koa izay no tsy nisian\'ny mponina eo intsony. Tsy nolalovan\'ny arabe io toerana io raha tsy tamin\'ny taona 1960 tany. Tamin\'izany no nanomboka nisy nanao trano teo, araka ny nambaran\'ireo raiamandreny ireo. Tamin\'io taona io, nisy fianakaviana valo mianaka nanorina trano miisa telo teo. Maty nifanesisesy tao anatin\'ny herintaona izy ireo izay nonina voalohany teo. Afaka herintaona dia nisy mpivady hafa indray nipetraka tamin\'ny iray tamin\'ny trano teo, tsy ampy telo volana dia maty ihany koa ireo. Ambodimanga Maro no anaran\'io tanàna io tamin\'ny voalohany fa nanomboka ny taona 1961, noho ny nisian\'ny faty olona mirarakompana toy izany, dia novàna ho Ambodimanga Maharatsy ny anarany, hoy ihany ireo raiamandreny ireo. Ny taona 1975, dia nisy olona telo lahy nanorina trano teo. Maheno feon-jazakely mitomany foana ry zareo isan\'alina. Tamin\'ity indray mitoraka ity dia niteny tamin\'ny olona izy ireo ka mba afa-niala tao. Nanomboka ny taona 1977 mandrak\'ankehitriny dia tsy misy olona mipetraka intsony ao amin\'io toerana ampitan\'ny tanàna io. T.H / Mamy Augustin. de gaga aho fa misy hifandraisana an\'ilay dininko teo aloha izy io. :? :?
6. endrika01
(
07/10/2008 13:31)
Aino:
Toerana ampitan'ny tanàna maro amoron'ny arabe nefa tsy misy mipetraka.
Misy toerana iray dia mahavariana tokoa manamorona ny lalana mampitohy an'i Sambava sy Antalaha: eo an-daniny, ny tanànan'Ambodimanga Mahatsara fa eo ampita kosa, misy trano vitsivitsy ihany saingy tsy misy mponina. Fa maninona àry? Raha nanontaniana ny amin'izay Ingahy Rajaonarison, 81 taona, raiamandrenibe efa ela nietezana monina ao amin'io tanàna io, sy Rasola Joseph, lefitry ny "préfet"n'ny faritra Antalaha tamin'ny fotoan'androny, ary Tsiarovana Gervé dia nanambara fa maty avokoa ny olona nanorim-ponenana teo koa izay no tsy nisian'ny mponina eo intsony.
Tsy nolalovan'ny arabe io toerana io raha tsy tamin'ny taona 1960 tany. Tamin'izany no nanomboka nisy nanao trano teo, araka ny nambaran'ireo
raiamandreny ireo. Tamin'io taona io, nisy fianakaviana valo mianaka nanorina trano miisa telo teo. Maty nifanesisesy tao anatin'ny herintaona izy ireo izay nonina voalohany teo. Afaka herintaona dia nisy mpivady hafa indray nipetraka tamin'ny iray tamin'ny trano teo, tsy ampy telo volana dia maty ihany koa ireo.
Ambodimanga Maro no anaran'io tanàna io tamin'ny voalohany fa nanomboka ny taona 1961, noho ny nisian'ny faty olona mirarakompana toy izany, dia novàna ho Ambodimanga Maharatsy ny anarany, hoy ihany ireo raiamandreny ireo. Ny taona 1975, dia nisy olona telo lahy nanorina trano teo. Maheno feon-jazakely mitomany foana ry zareo isan'alina. Tamin'ity indray mitoraka ity dia niteny tamin'ny olona izy ireo ka mba afa-niala tao. Nanomboka ny taona 1977 mandrak'ankehitriny dia tsy misy olona mipetraka intsony ao amin'io toerana ampitan'ny tanàna io.
T.H / Mamy Augustin.
de gaga aho fa misy hifandraisana an'ilay dininko teo aloha izy io.
:? :?
:roll: :roll: :roll:
7. endrika01