Série C
1. xxx
(
10/05/2008 14:12)
Ho an'ny olona siantifika :
Ahoana no hevitrao raha toa ka ampidirina amin'ny programan'ny serie C ny informatika, ka anadinana any amin'ny bac? Resaka algo sy langage C fotsiny.
Efa lasa ilaina foana manko io na handeha hiasa amin'iny diplaoma Bac iny ilay ankizy, na indrindra koa raha handeha hanohy oniversite.

répondu par xxx le 30/05/2008 23:35
3. xxx
(
14/05/2008 20:13)
Marina tanteraka aloha ilay hoe tsy mahatakatra ordi.
Fa izao koa. Ny serie C izany dia enseignement general fa tsy teknika. Tsy natao hiroana amin'ny asa izany aorian'ny bacc. Ary betsaka ny sciences no tsy ilàna langage C.
Dia ny serie D ve dia asaina mianatra langage D ? :lol:

4. xxx
(
14/05/2008 20:50)
Izaho manokana tsy mahita hoe ilaina izany C izany raha hoe hiasa aorian'ny Bacc lol ! Raha hanohy hianatra indray, na info na Siantifika Serie C amin'ny ankapobeny dia ny resaka algo no tokony hotsindriana kokoa noho ny resaka langage ianarana manokana hoe C sns raha hoe ho ampiana.
6. xxx
(
14/05/2008 22:39)
Toa mametraka olana ilay langage C :)
Ilay resaka algo no tena tian-kiaviana ! fa tsara foana io anefa raha misy langage ampiasaina mba hianarana an\'ilay algo sy hanaovana fampiharana. C no noteneniko aloha, fa adihevitra hafa indray ny safidy langage.
Ekeko soa aman-tsara koa ilay hoe olona mikasa hanohy fianarana no manao serie C. Kanefa misy foana no tsy mahatohy, mety hoe tsy afaka concours, mety hoe tsy voaray tamin\'ny filiere niriny, misy ny tsy nanana moyen fotsiny, sns. Fa ok, ahatatsika ireny ary.
Ny tohin\'ny lalan\'ny serie C mazava ho azy fa siansa. Tsy misy intsony anefa siansa afa-miala amin\'ny fahaiza-manoratra programa, na ny biolojia aza. Etsy andaniny koa, ohatra ny hadalana ihany ny mianatra if sy for any amin\'ny oniversite raha efa tokony ho zakan\'ny ankizy 5è sy 4è aza. Ny sasany aza 5è sy 4è année amin\'ny oniversite vao mianatra an\'izany.
Efa nahita boky memoire izay aho, ENS Fianar izy izay, efa tamin\'ny années 80 tany, nanao etude de faisabilité an\'izany. Tsy langage C fa basic ilay asiana numero ligne ireny no tao. Ataoko noho izany fa tsy sakana tsy hanaovana an\'izany ny tsy fahatakaran\'ny mpianatra vidin\'ny solosaina, izay mahatakatra moa vao mainka tsara ho azy.
Fa amin\'izao aho mieritreritra hoe, tsy efa fotoanany ihany ve izao hampiharana an\'ilay fikarohana ? Efa somary taraiky aza.

7. xxx
(
15/05/2008 15:31)
Izaho C tamin'ny terminale. Nanao info izahay tamin'ny seconde fa resaka hard sy code binaire fotsiny.
Avy eo aho nanao Science. 2eme année nanao language C, 3eme année vao nanao algo sy programa matotra. Amin'izao aho tena competitif tsara mihitsy. Tsy hitako izay himaikana hanaovana izany ao amin'ny terminale.
Raha resaka concept fotsiny, satria hoe algo tsy misy langage, ny algo izany dia zavatra naturel. Rehefa mahay ---izao dia izao dia izao dia izao--- dia efa algo izay.
Manana akama tao amin'ny math pure aho, tsy mila language C na kely aza. Izaho tsy mahalala ny sciences rehetra ka tsy afaka miteny, fa mino kosa aho hoe ny sciences théoriques rehetra tsy mila programmation izany.
Ho fehiny, ny sciences dia filières. Misy ilay tena izy dia misy ny outils. Ny algo izany dia tsy science amiko fa outils azo ampiasaina amin'ny science. Koa iza no tsara, mirona koakoa any amin'ny outils sa manatanjaka ny base?
Farany, momba ilay memoara tao amin'ny ENS. Tsy hoe faisable nge dia atao eh. Sady ny taona 80 sy ny taona 2008 tsy mitovy mihitsy raha resaka solosaina izany. Ny fahefamividy tamin'izany koa mbola avo ambony alavitra noho ny ankehitriny.

8. xxx
(
15/05/2008 17:00)
xxx3 ihany za ! Milay be le xxx doly lol.
xxx6 :
Ianao mety mihevitra hoe rehefa mahay hoe izao-dia-izao-dia-izao dia mandeha ho azy ny algo, fa izaho indray mahita hoe mampianatra hi-izao-dia-izao-dia-izao ny resaka algo. Fanazavana sy fandrindran-kevitra no tiako holazaina, ary ilain'ny siantifika rehetra izany.
Ny zavatra tsapako koa amin'izao eny anivon'ny fampianarana eny, (eny e, tsy any Dago aloha aho e - ary isika gasy hono mahay be ? :-P ) dia tsy ny hikaroka vahaolana no mahamaika ny mpianatra maro fa ny hampiasa solosaina. Tahaka ny hoe rehefa kitikitihina eo ny code, manao copy-paste avy any amin'ny google na boky hafa, dia misy valiny mitsambomboatra ho azy eo amin'ny ecran. Izany hoe ilaina zarina ny sainan'ny ankizy amin'izao hoe mampiasa saina koa fa mampiasa solosaina fotsiny !
Ny hoe ho hay ihany any aoriana, ary competitif, dia tsara izany. Fa rehefa misy moyen hahaizana azy aloha kokoa ve dia tsy mba tsara koa ? Izaho koa mihevitra hoe ny applied maths no ilaintsika Malagasy bebe kokoa noho ny maths pure tena pure maths amin'izao. Na izany aza tohanako ihany ny hevitra hoe mandeha tronc commun aloha amin'ny 1er cycle. (Izaho tsy miteny hoe tsy ilaina ny pure maths a, na ny applied maths aza dia efa mila pure maths).
Fehiny : Amiko, azo ampidirina ny resaka algo, ary mety ilana langage iray hanohanana io amin'ny TC ! Fa rehefa mitsara amin'ny fanadinana dia ny algo no omena lanja kokoa noho ny programmation.

9. xxx
(
15/05/2008 18:37)
misy micloche kely.
Fa rehefa misy moyen hahaizana azy aloha kokoa ve dia tsy mba tsara koa ?
Tandremo fa takalo-patsa vidim-pihinana foana. Tsy maintsy misy fotoana sacrifiena raha ampidirina io. Raha aroana amin'ny zava-tsoa ny maso dia ilaina ho hay daholo ny zavatra rehetra. Ka eo no mila fandaminana tsara. Misy zavatra azo ianarana any aloha, dia misy zavatra azo ampiandrasana.
Raha resaka fandrindran-kevitra no tanjona. Efa misy ny taranja malagasy, filo, francais. Fandinihana sy fandrindra hevitra daholo ireo. Eo koa ny maths, démontrer que, efa fandrindran-kevitra koa izany.
Tsy haiko hoe, nahita olana tokoa ve ianareo hoe tsy nianatra algo tamin'ny TC? Tsy haiko, ...
Fa raha izaho manokana, tsy nisy dikany tamiko mihitsy ny nianatra algo izany. Cours kely tsy ampy adiny iray akory angamba no nanazavana azy dia vita. Tsy izaho no mahay, fa na ny namako tao am-pianarana koa aza tsy nahita olana.
Momba ilay maths pures sy maths appli indray. Ianao ihany no miteny hoe mahay isika. Koa inona ary no antony hanovana azy?
Ny frantsay no anisan'ny mahay maths indrindra erak'izao tontolo izao. Ny gasy dia maka ny système frantsay, mampiasa boky frantsay... mety izay no antony mampahay ilay gasy. Ka avadika système amerikanina ve? Hihemotra?

10. xxx
(
15/05/2008 19:35)
Tsy ny fandrindran-kevitra ihany no tanjona na hoe tena tanjona ka. Isan'ny tombony nolazaiko fotsiny io. (Isan'ny tombony koa ny problem solving tsy maitsy ataon'ny mpianatra rehefa manao algo ohatra.) Fa manao Filo sy Frantsay anie ny TC sy ny siantifika rehetra e, fa toa tsy sarona ilay olana. Noho izy ireo manao frantsay sy filo nefa dia heveriko fa tsy ny vocabulaires no tokony tsy ho ampy azy !
Fanontaniana ilay nataoko hoe mahay isika gasy io fa tsy affirmation ka !
Tamin'ny TC izahay tsy nianatra algo. Fa tsy mitovy ny ankizy amin'izao sy ny ankizy taloloha ary ny ankizy taloha be. Tsy hoe tsy mahay ny generations aoriana, fa noho ny teknolojia mihazakazaka be dia miova ny mahaliana ny ankizy, ary toa mbola hiova foana. Nolazaiko eo ambony hoe mila zarina ny saina.
Ny hoe mila fotoana : soa dia misy micloche izy izany. Zavatra lazainao fa tsy ampy adiny iray dia hay koa ve dia mila fotoana be dia mankaiza ? Ary tamin'ny TC izahay tsy mianatra Alarobia hariva sy Zoma hariva. (Eny e, misy manao cours. Fa toa hoe mahay be hono isika malagasy ? Dia maninona no manao cours ?)
Fa na izany aza, izaho mahita hoe tsy adiny iray no ilana hanazarana ny ankizy. Ilay finiavana hoe ndeha handray stilo dia hipetraka hampiasa saina mihitsy mantsy no mihena rehefa eo ilay ordi, nefa any ilay izy no miainga. (Mampatsiaro ilay prof teny Ankatso mpilaza hoe Io anie na hojerenareo eo foana aza tsy miova mihitsy raha tsy manoratra ianareo e).
Ilay resaka maths. Tsy voatery mihemotra ny fanarahana systeme anglophone ka. Raha mihemotra dia heveriko fa tsy ho arakarahin'ny frantsay ! Ary tsy ny fahaizana pure maths fotsiny no tokony ho jerena fa ny ho ataon'ny ankizy rehefa avy eo. Amiko manokana dia ny applied maths no hahafahana micontribuer kokoa noho ny pure maths amin'izay raha amin'ny toerana misy antsika amin'izao. (Tany amintsika koa moa mbola manjaka be ilay hoe : Manao maths ianao ? Dia inona no ho ataonao avy eo ? :-w )

11. xxx
(
17/05/2008 05:14)
non tsy izany ka,
ny base nanana tamin'ny sekoly ambany no nanamora ny fianarana azy nony tany ambony. Fa ny mora amin'ny sekoly ambony akory tsy midika hoe mora amin'ny sekoly ambany.
Ny electrotechnique ange ka manao algo amin'ny terminale eh. Dia mahavoa serie C ve?
Amiko aloha ny base no tokony masahana tsara fa rehefa hay io mandeha ho azy eo ny manaraka.
Fa izy hoy aho, nanana olana tokoa ve nareo nony nianatra algo??? Fa hoe tsy natao tamin'ny terminale.
Raha hoe "mihazakazaka ny technolojia dia miova ny fironan'ny ankizy". Tsy izay tian'ny ankizy ange no atao eh. Raha ny saim-patany ve no arahana hisy raha ho vanina eo.
Sady manaraka izay, haharaka ny fiovan'ny teknolojia tokoa ve?
Raha ny manaraka teknolojia no arahina, tsy ho lasa Lifr daholo ny sekoly rehetra.
Ny science izany tsy teknolojia. Raha hianatra maths: ilay tamin'ny andron'ny Descartes mbola mitira foana... raha fizika: ry Archimeda sy ry pendule pesante mbola mila hay foana. Ny SN, ny science de la reproduction tsy miova araky ny tekno izany...
Ny iformatika, izay tsy tena siansa fa mirona koakoa any amin'ny teknika, no miankina amin'ny teknolojia...
Raha hoe ianarana "problem solving" ny algo. Ataoko fa ny math-phi efa problem solving daholo.

12. xxx
(
17/05/2008 15:27)
Raha miresaka i xxx hoe nanana olana tamin'ny nianatra algo, nahay sa tsia, nahavoa sa tsy nahavoa noho ny nianatra sns, dia tsy dia any loatra ny olana mipetraka amiko ! Saina no miasa eo, ka rehefa misy saina azo ampiasaina ary tena mampiasa ilay saina dia heveriko fa tokony ho tafavoaka foana amin'ny fianarana algo izany ... somehow. Ny olana amiko dia hoe : vonona hipetraka dia hampiasa ilay saina ve fa tsy hampiasa solosaina fotsiny ? Izaho manokana dia mahita fa tena sarotra ny mamolaka ny ankizy amin'io. pure maths no misy io prof nolazaiko io, mpiteny foana lery hoe "Io anie na hojerenareo eo foana aza tsy hiova mihitsy" ! tsy nisy ordi teo anoloan'ny mpianatra fa efa stylo sy kahie. Amin'izao aho mahita ny afitsoky ny mpianatra rehefa misy ordi eo anoloany. Tsy mila maharaka teknolojia dia efa mahatsapa io, ary araka ny nolazainao dia tsy ny saim-patatry ny mpianatra no atao. Izay indrindra no ilana hanazarana azy dia ny mbola any amin'ny base izy :)
Ny resaky i xxx toa miantehatra amin'ny fahaizana be, dia hoe hay ho azy io rehefa tonga any ambony any. Ny zava-misy nefa, raha 500 any ho any ny anie 1ere annee maths ohatra dia 25 any ho any fotsiny no tafavoaka maitrise tena hoe maths e. (tsy isaiko ny MISA). Ireo 25 ireo tsy hoe avy amin'ilay 500 daholo fa ao daholo na ny nidouble 2eme, na 3eme na 4eme annee. Fa maninona daholo ireo 475 ambiny, nefa manao maths be adiny valo isan-kerinandro, coeff 6 tamin'ny TC ? Manginy fotsiny ny filazana fa isan'ny mahay maths be isika Malagasy, ary efa problem solving daholo ny math-phi. Dia mbola tsy ampy foana ve ny base amin'izany ka tsy nandeha ho azy ny sekoly ambony ? Sao tokony ampiana base hafa ? Raha toa tsy nahomby ny tetikady hoy i Besa dia lalana hafa indray no atao e.
Ny tena marina dia io fisainana hoe "mandeha ho azy" io no tsy dia tena hiombonako hevitra loatra, ka mampirona ahy amin'ny hoe tokony atao any amin'ny base ny algo.

13. xxx
(
20/05/2008 13:44)
xxx:
non tsy izany ka,
ny base nanana tamin\'ny sekoly ambany no nanamora ny fianarana azy nony tany ambony. Fa ny mora amin\'ny sekoly ambony akory tsy midika hoe mora amin\'ny sekoly ambany.
Ny electrotechnique ange ka manao algo amin\'ny terminale eh. Dia mahavoa serie C ve?
Amiko aloha ny base no tokony masahana tsara fa rehefa hay io mandeha ho azy eo ny manaraka.
Fa izy hoy aho, nanana olana tokoa ve nareo nony nianatra algo??? Fa hoe tsy natao tamin\'ny terminale.
Raha hoe \"mihazakazaka ny technolojia dia miova ny fironan\'ny ankizy\". Tsy izay tian\'ny ankizy ange no atao eh. Raha ny saim-patany ve no arahana hisy raha ho vanina eo.
Sady manaraka izay, haharaka ny fiovan\'ny teknolojia tokoa ve?
Raha ny manaraka teknolojia no arahina, tsy ho lasa Lifr daholo ny sekoly rehetra.
Ny science izany tsy teknolojia. Raha hianatra maths: ilay tamin\'ny andron\'ny Descartes mbola mitira foana... raha fizika: ry Archimeda sy ry pendule pesante mbola mila hay foana. Ny SN, ny science de la reproduction tsy miova araky ny tekno izany...
Ny iformatika, izay tsy tena siansa fa mirona koakoa any amin\'ny teknika, no miankina amin\'ny teknolojia...
Raha hoe ianarana \"problem solving\" ny algo. Ataoko fa ny math-phi efa problem solving daholo.
Raha izao raisonnement an\'i xxx izao, dia lasa hoy indray aho hoe : tokony any amin\'ny primaire mihitsy no mianatra algo, dia adinina any amin\'ny CEPE. Maninona moa ? Tsy sarotra noho ny mianatra fizarana sy fampitomboana koa ange ireny de tt façon e, afaka ampilaharina tsara mihitsy. Sady fitaovana entina mi-pratika ny siansa koa ireny, tokony ho hay ohatra ny fahaiza-mamaky sy manoratra.
Ilay xxx iray indray, marina fa mora nianarana ireny tamin\'ny oniversite, kanefa ... za koa mba nianatra mozika, mora tamiko ny nianatra azy, tsy nampanano sarotra mihitsy, kanefa aho tsy mahay noho ireo namako izay efa nianatra mozika hatramin\'ny faha-5 taonany. Tsy zavatra ivakiana loha intsony ny melodia sy accords eny am-pitendrena fa misosa ho azy eny, kanefa hafa mihitsy ny olona manana an\'ilay hakingan-tsaina sy hakingan-tanana amin\'ny mozika. Dia torak\'izay koa ity fianarana manoratra programa ity. Ampitoviziko betsaka amin\'ny fianarana mandaha-peo ihany koa : hafa mihitsy raha efa fahakely no hain\'ny ankizy toy izay efa any amin\'ny oniversite vao atomboka ianarana.
Tsy manova ny siansa hianarany avy eo mihitsy akory, kanefa fitaovana mahery vaika en + hoentiny mandalina an\'ilay siansa.
Marina fa ny tamin\'i Archimede mbola mitana foana sns. Kanefa ange jereo fa 5è sy 4è no mianatra an\'ireny fa tsy iandrasana oniversite; ry Pythagore anefa tamin\'izany ohatra an-dry S.Hawking amin\'izao. Misy fivoarana ilaina koa io rehefa mivoatra ny siansa, mivoatra ny fitaovana afaka entina mandalina ny siansa.
Ary farany momba ilay resaka maths pur sy maths appli : raha atao isanjato, firy no manao maths purs ny ankizy nianatra siansa ? ekeko ihany ny tenin\'i xxx raha ohatra ka misy serie ianaran\'ny ankizy ampironina mankany amin\'ny maths purs fotsiny, izay tsy ho ampy 1% -n\'ny Serie C akory ny isan\'ny ankizy ao.
Farany izany, tokony tsy hiandrasana any amin\'ny Bac indray aza ny fampianarana an\'ity taranja ity, fa alohan\'ny CEPE rehefa nandeha ny fandinihana. Maninona tokoa moa anefa na mba mianatra an\'izany koa aza ireo ho lasa litteraires e? Mety mba hisy hilan-dry Jack McCoy sy ny tariny azy ihany, iza no mahalala? Fa ireo izay ho lasa siantifika aloha dia tena hila azy betsaka mihitsy e.