lehilahy pot de colle
1. bozzy
(
08/05/2008 23:22)
ahoana ianareo amin'ireny bandy pot de colle b reny?
Efa hoe isarahana mbola tsy manaiky defaite ihany fa manarabody mankaleo b, d mitelefone injato ao anatiny iray andro milaza hoe tsy raikitra zany fisarahana zany
taminiza amoureuse tsy norarahina d refa mba nahita ny tiko za d nivarahontsana lékary ! :*

répondu par rinakely1 le 05/08/2008 19:12
2. Veloo
(
08/05/2008 23:32)
ntsooooooooo tena mamps be zany aza atao an'izany izy e efa tsy fidiny hihihiihih
6. tess
(
09/05/2008 05:02)
bozzy:
ahoana ianareo amin'ireny bandy pot de colle b reny?
Efa hoe isarahana mbola tsy manaiky defaite ihany fa manarabody mankaleo b, d mitelefone injato ao anatiny iray andro milaza hoe tsy raikitra zany fisarahana zany
taminiza amoureuse tsy norarahina d refa mba nahita ny tiko za d nivarahontsana lékary ! :*
he he he he ! efa tratran'io mitsy aho fa marina tena manempotra be lay izy...maha kizitina be ndray mande aza nitomany mitsy aho fa tsy zakako lay arahambody, tsy ampizinao iny de eo tampoka izy
:x tsy pot de colle ihany fa mifangaro hasarota-piaro be de vao maika ôrera be....enjana io ka na dia efa tsy rarahiana aza de mbola manaraka eny iahny!
7. lemenakely
(
09/05/2008 07:16)
bozzy:
ahoana ianareo amin'ireny bandy pot de colle b reny?
Efa hoe isarahana mbola tsy manaiky defaite ihany fa manarabody mankaleo b, d mitelefone injato ao anatiny iray andro milaza hoe tsy raikitra zany fisarahana zany
taminiza amoureuse tsy norarahina d refa mba nahita ny tiko za d nivarahontsana lékary ! :*
Tandremo anefa fa kodiaran-tsarety ny fiainanana ka mety ho sendra ny tianao ianao ka ataony toy io .....
8. dziana
(
09/05/2008 08:27)
Refa tena hitany hoe tsy miraharaha anazy ndry de adalany raha mbola manaraka iany.Sady aza raisina fotsiny ny phone ny de zay.mato izy miatso de mbola mandray ny appel-ny ndry.
Sady zany izy hoe pot de colle. Lemo rano de mi- decolle hi!hi!hi!
Aza manody!!!!!!

9. simplex
(
09/05/2008 11:05)
bozzy,
izany no atao hoe tia...
... mety mbola ho eo aminao ny toerana dia ho tsapanao tsara ilay izy :)
ze voa manodidina fotsiny io 8) :lol: :lol:
10. kiadi
(
09/05/2008 11:36)
ratsy toetsa be bozzy!!!! de manina zao mapijaly lelah hotsizanyyyyy!!
bozzy tsy tiko tsonyyyyyyyyyyy :-D :-D :-D :-D :-D

12. Zina
(
09/05/2008 14:08)
Tandremo anefa fa kodiaran-tsarety ny fiainanana ka mety ho sendra ny tianao ianao ka ataony toy io .....
marina izany
13. tess
(
09/05/2008 14:28)
ny ahy ndray kosa tamzany tsy hoe otran'ny an'i bozzy io hoe akifika lay oul raha tia fa tena ratsy toetra mitsy lay oul kanefa mbola pot de colle, jalou possessif :{ :{ :{ ary lay fitambaran'ny toetrany mitsy no nakaleo tamzany, efa elabe io tam mbola virja :-P
14. Koditra
(
09/05/2008 18:47)
ahoana ianareo amin'ireny bandy pot de colle b reny?
Efa hoe isarahana mbola tsy manaiky defaite ihany fa manarabody mankaleo b, d mitelefone injato ao anatiny iray andro milaza hoe tsy raikitra zany fisarahana zany
taminiza amoureuse tsy norarahina d refa mba nahita ny tiko za d nivarahontsana lékary !
Tsy ny bandy ihany no manao anzany fa na vehivavy koa aza. Ny tokony oe atao fotsiny refa tsy tina intsony le olona dia tokony mitady fomba mendrika anehoana izany, mahita foana enao e. Zao mantsy, androany enao ampijaly olona fa rapitso enao mety ho ampijalin'olona sanatrian zany.
Mety oe mora2 le miteny anzany fa io ko miankina t@ fifandraisana nandritran'ny fiarahana e, ra tena nisy fahotana be vitany taminao d mety tsy maninona le izy, fa ra oe enao nahita tsara2 kokoa nefa le olona tsy nanatsiny taminao d zay le ratsy.
19. naughtyboy
(
18/05/2008 12:50)
mitovy hevitra @ koditra za sahalany le fiteny oe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina..
20. pseudo38
(
14/06/2008 19:09)
Ry Bozy ô ! Aiza ianao ?
Ry Bozy Ô !
Ianao no ilaiko, sns....
Aza atositosika ny ondry botry fa tsy fantatra izay hanao kambana ! lol.