Ny zavatra vita amerikanina no fiable sy mafy !

1. lemenakely ( 07/05/2008 15:36)
Raha ny fijeriko azy manokana dia ny zavatra vita amerikanina no mafy sy fiable na eo aza ny japoney sy ny européanina.
Oh: ny BOEING fotsiny dia efa taona marono nisiany mbola azo atao hoe mitàna ny voalohany hatrany eo @ aéronautique
ny APPLE dia ngezalahy eo @ informatique

ny marque BOSE indray dia mbola hafa ihany koa eo @ HI FI sy ny acoustique
ny JEEP ,CHEVROLET , FORD resaka fiarakodia iaraha-mahalàla ireo marque ireo

....sns
répondu par sakaizakely le 08/05/2008 08:15
2. kiadi ( 07/05/2008 15:57)
de reo ihany zany vidina refa hividy elah ko!! :lol:
3. ikotoleta ( 07/05/2008 15:57)
:arrow: vita amerikana zany letsy vita sno daoly ra tsy kopy elà :roll: :wink: :idea: :?: :!: :°) 8-) :-D :{ :^)
4. ikotoleta ( 07/05/2008 16:09)
5. kiadi ( 07/05/2008 16:11)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Koditra ( 07/05/2008 16:44)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. ikaretsaka ( 07/05/2008 21:38)
ny standard apetraky ry zalahy @ zavatra amidy ao aminy no mitondra an'io amiko.
fa tadidio fa raha Bose de samihafa ny Bose amidy any Dubai sy ny Bose amidy any USA na samy bose sy namboarina tany chine aza an
8. patrick2002 ( 08/05/2008 01:57)
fa ny zavatra vita amerikanina aloha dia marina fa fiable ,nefa tsy dia ecologique loatra ,izany no tsy nanekeny amerikanina ny protocole de kioto.
9. ari.malala ( 08/05/2008 06:41)
mdrrr b kou amle sary kle=))=))=))
10. sakaizakely ( 08/05/2008 08:15)
marina zany

microsoft Bill Gate manko mou snou :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1632