Tsara mihintsy ho feno ny kapoakan'ny avy nisolelaka rehetra

1. Jeankely ( 07/05/2008 14:58)
Miditra milaza azy ho dadany ary milelaka tanteraka nohon'ny tsy mahazo tombony dia milaza feno kapoaka. Mendriaka ho an'izay voa izany. Fa inona no nihazona ny loha alohan'ny hidirana ? Sefompokotany avy nibotsina koa ve afaka hilaza feno kapoaka ? Avy dia miala ary avela eo raha sahy, saingy tia hitazona ity toerana sefosefopokotany ihany. Tariky ry Baradaka daholo no milaza feno kapoaka. Mihazakazaka mafy miditra nohon'ny midona @'ny rindrina vao gaga. Ny hafa indray no lazainy misolelaka sahala ny nataony. Nahahoana izany voa :-D :-D :-D
répondu par Jeankely le 08/05/2008 09:22
2. ikotoleta ( 07/05/2008 16:03)
:arrow: katry nga elà zany ra Jeankely? :-P :{ :^) :?: :idea: :wink: :roll: :P :lol: 8)
3. Jeankely ( 07/05/2008 23:48)
Aho tsa misotso toaka koa ho mamo ? Deraina mafy ilay olona avy eo milaza leo. Inona no dikan'izany ?
4. razamble ( 08/05/2008 07:12)
Tsy misy raha fantatro
5. Jeankely ( 08/05/2008 09:22)
Misotro toaka angaha moa ny RAZAMBELONA ??? :-D :-D :-D . Ny mitaraina feno kapoaka ve no tsy azo ??? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7454