visa touriste
1. nirinata
(
07/05/2008 05:25)
possible v visa touriste afak ahazaona titre de séjour salarié ra manana contrat de travail refa tonga any paris?
misaotra e
misaotra e
répondu par xxx le 07/05/2008 20:17
3. xxx
(
07/05/2008 06:37)
nirinata:tsy possible intsony io. Efa nivoaka ny loi mikasika ny visa touristique.
possible v visa touriste afak ahazaona titre de séjour salarié ra manana contrat de travail refa tonga any paris?
misaotra e
Tsy azo hanaovana na inon na inona fa tourime fotsiny.
Raha ohatra ka nahazo contrat de travail enao de asaivo alefany any @ toerana misy anao , ohatra dago , de any no karakaraina ny visa na ny titre de séjour .
Misy loi efa nivoka hoe ny pref de tsy manao prolongation ny séjour raha visa tourisme. Sauf cas de force majeur.
7. fahamarinana
(
07/05/2008 10:50)
:arrow: misy tokoa mahazo prolongation de visa,oh cas-na cancer no hitako an dia nahazo visa nandritra ny durée ny fitsaboana.Sinon ilay contrat de travail toa tsy mety ntsony izao,taloha oui. (l)
8. kiadi
(
07/05/2008 13:17)
kôzy ve!! misy oe marary ve de mahazo prolongation?
de zah nefa aty manana sejour normal tsara refa marary tsy maintsy miala vola sns vô votsabo?
tsy oe jalou @ le olona voatsabo zah fa manao constatation fotsiny! enao aty raha tsy manana mutuelle sns de eo ny tranonao!
raha izany de manao sans paps de amizay voatsabo!!
de zah nefa aty manana sejour normal tsara refa marary tsy maintsy miala vola sns vô votsabo?
tsy oe jalou @ le olona voatsabo zah fa manao constatation fotsiny! enao aty raha tsy manana mutuelle sns de eo ny tranonao!
raha izany de manao sans paps de amizay voatsabo!!
9. TIKO
(
07/05/2008 14:28)
Ilay voatsabo ngamba eto tsy we tsy mandoa vola fa mitsabo tena miala vola kosa, fa ilay visa no prolonger na hahazoan'ilay olona mitsabo tena.
10. xxx
(
07/05/2008 20:03)
kiadi:possible io raha ohatra ka enao hiany no mandoha ny frais d'hospitalisation-nao rehetra , sy ny frais rehetra mety ho lany @ zany !
kôzy ve!! misy oe marary ve de mahazo prolongation?
11. xxx
(
07/05/2008 20:09)
fahamarinana:possible io ! fa misy critère bdb vao mahazo an'io !
:arrow: misy tokoa mahazo prolongation de visa,oh cas-na cancer no hitako an dia nahazo visa nandritra ny durée ny fitsaboana.
ohatra mipetraka aty ny zanany , manana nationalité na carte de resident de manao fangatahana carte CMU de mahazo prolongation izy .
raha ohatra indray ka we hitsabo tena aty ka mandoha ny frais rehetra de voatery manao ttasy prise en charge entièrement ary tsy maintsy mi-se reconnaitre an'io ny hopital misy cachet ny chef du medecin zay vao mahazo prolongation pas plus de 3 mois renouvelable.
12. xxx
(
07/05/2008 20:17)
kiadi:ny cas de force majeur de ohatra we voan'n' accident le olona , io aza tsy maintsy mi-jouer ny assurance nataonao tany dago ! andefasany prise en charge any @ le assurance nalainao de ry zareo no mikarakara ny frais mety ho lany rehetra @ zany ! tsy manakana an'zareo hitsabo an'le olona zany saingy tandremo ny facture avy eo.
de in lé cas de force majeur?