Tsisy kiana intsony angaha ny Governemanta vaovao ?
1. Jeankely
(
03/05/2008 06:43)
Efa leo ve ny oway oway oway sa efa tsisy kiana intsony ny Governemanta vaovao ireo. Mbola tsy voahantso ministra angaha Ra-baradaka izay ? :-D :-D :-D . Mety ho manja koa raha mizaitra eo ny resaka politika rehefa tsy tafavoaka ny tiana haleha :-D :-D :-D . Hiala aho hoy dadakoto baradaka baradaka.
répondu par Jeankely le 05/05/2008 12:30
2. kanota
(
03/05/2008 07:09)
Ny Mpanohatra sy Mpitondra sao mba MPAMOSAVY SY MAKORELY ? Samy mivoaka alina ary samy hafahafa nefa samy manana ny làlany :-P :-P :-P
4. kanota
(
03/05/2008 09:41)
Inona no tsy mazava ? Mampidibola @'ny endrika hafahafa ianao sa mamorika ?
5. badboy
(
03/05/2008 10:35)
Lany andro mifanome tsiny
mercredi 30 avril 2008, par Penjy R.
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
Mora ny miteny fa ny manatanteraka azy no sarotra. Azo hitarafana ny trangam-piaraha-monina eto amin-tsika io. Toa tsy mahay maka lesona amin’ny zava-nisy teo aloha fa samy mihambo ho mahavita tena eo amin’ny sehatra tandrify azy. Hiroso amin’ny vaingan’asa nifanomezana ao anatin’ny MAP isika. Vonona ny fanjakana, ary manatsikafona ny mpanohitra. Nahilika naka zoron-trano izay tsy mitovy fomba fijery amin’ny mpitondra sao io no sakana amin’ny asa tsy maintsy atao. Nomena toerana ireo mpiara-dia tsy nivadi-belirano. Lasa izao, hoy ny mpitazana, satria feno ny fahefana rehetra.
Ankilany dia toy ny akoho kely latsaka ankady ny mpanohitra. Mian-tsoantso toa tsy misy maheno. Mivoaka ny hevitra amin’ny tokony hifanomezan-tànana haingana mba hiarahana manarina ny tanindrazana. Misy mandre ve izany ? Mipoitra ny fanakianana amin’ny lesoka diavin’ny mpitondra, saingy vitsy no manarina ny fahadisoana vitany. Be ny mihevi-tena ho tompon’ny fahamarinana.
Tsapa hatreto fa maro ny manana finihavana handray andraikitra, saingy ny fijery Politika no tsy iraisana. Lany andro mifanome tsiny isika, ary ny minitra iray dia vidiana lafo. Mbola izay foana ve no hiainana eto ? Isika rehetra no miara-misaina. Penjy R

6. Jeankely
(
03/05/2008 11:10)
Penjy iny fa tsy i "satroka penjy" akory. Izaho indray azo averina atsikafona ny zavatra nosoratako herintaona izay. Nanoratra aho hoe "tokony mametraka soa ny mpitondra mifanesy ary ny manaraka manatsara ambonimbony nohon'ny vitan'iny". I Madagasikara tanindrazana saingy rehefa nahazo seza ry zalahy dia nitarika ny olona ho tia tanindrazana ary rehefa very seza dia taritina ny olona hikomy. Tsisy afaka hijanona ela na mandrampahafatiny eo @'ny fitondrana fa tsy maintsy hisolo noho izany adalan'izay tsy mitsinjo ny any aoriana. Raha ny hoe raha maty aho matesa rahavana dia izay mampiasa azy no mahay manazava azy. Matoa tsisy lanjany ny mpanohatra misy antony. Tsy fanarahana ny hevitry ny mpitondra mihintsy no tsy hanarahan'ny olona ireo mpanohitra ireo fa ny asa nataony sy ny fihetsiny teo aloha.
7. tlay
(
03/05/2008 20:42)
efa imezana fotsiny ny politikan'gasy e!!! tsika alo rambola tsisy iova mihintsy ny toen-tsaina dia aza manatena ny hotafavoka ao anati ala ao zany e!
9. saranga
(
05/05/2008 08:28)
Ny governemanta nama tsy hoe tsy mahavoa fa ny maraina de zao, ry jeankely mpisolelaka sy fitaovana ampiasain'ny sasany ho tohatra dia tsy ampy dinika fa dia mino fotsiny; io governemanta io aloha dia azo lazaina ho tsara ihany.
saranga
saranga
10. Jeankely
(
05/05/2008 12:30)
Kay moa nahita ny fahatsarany ihany ianao izany. Tsisy ambarako. Tsy afaka ny hisolelaka avy laho Ra-Saranga fa any @'ny hafa ianao mitonatonana.